Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

commentaire resultat contest 2010

Messages recommandés

tena iza ary ilay intrus ?????? affraidaffraidaffraidaffraid

ny tenanay zany dia ao @ classement rehetra efa tsy ny "feminin" .... LaughingLaughingLaughingLaughing tena hatao mialoha ny calcul @ 2011 fa miparitaka be ilay points !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy maintsy izay olona mahamovoka eo anoloana sy tsy mahamela lalana ihany no lazaina fa nahatonga ny KKK rehetra izao. lol!

Ao fa efa mbo S2000 @ 2010 no mbo entina e. 106 efa namidy t'@ soafikov fa nihavonavonan'i lery. Nefany efa mety b ny mode dusk @ iny vam iny an. lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

ka le 106 ve efa maty kapoka dia mbola hidirana ihany ....fa ny "rampe de dusk" raisiko ihany !!! lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...