Soafikov 0 Posté(e) le 12 novembre 2010 Ny tenanay moa refa nojerena ny calendrier volana décembre dia tena ohatran'tsy tafa mihintsy @ pro rehetra koa ny sisa azo hatao dia mba "fandraisana anjara" dia manokatra an'ity post ity ...handaminana ny fiarahan'izay hidina any tamatave !!!Koa iza avy ny hidina ?Iza noho mahita trano?Iza noho misy fiara hiarahan' miaraka (moyenant coticota) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 12 novembre 2010 Ny tenantsika koa moa zany noho ny adidy aman'andraikitra dia tsy afaka ny hoany fa dia mitrotro am bavaka izay mandeha ary hanaraka tsy tapaka ny live eto am piso Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 12 novembre 2010 Ny tenanay koa tsy afaka fa ny Hébérgement no mahita aho fa misy Sipa akama afaka mandray de ny hofantrano no négotiena aminy fa 3 chambres dispos de suite Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 12 novembre 2010 RiryMaster a écrit:Ny tenanay koa tsy afaka fa ny Hébérgement no mahita aho fa misy Sipa akama afaka mandray de ny hofantrano no négotiena aminy fa 3 chambres dispos de suite ça m'interesse letsy bain!! za partant pour partager les frais de déplacement et hebergement ooo!!de mon coté on doit être 7 ou 8 déjà prêt pour le "team midera" mila olona 5 eo D mahafeno mini bus. reste plus qu'a trouver l'hebergement. Départ prévu le jeudi ou vendredi 10 au plus tard et retour sur tana le lundi 13 ou mardi 14 au plus tard. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites