Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
andrinoa

Rallye terre des gausses

Messages recommandés

Elaela ndray vo nisy rallye terre an, niady b ny groupe N tamty: za evo 9, zazamaditra N14, smam 207 S2000.
Leg 1 no vita alou d combat b zay telo lahy ary en generale d zazamaditra no mitarika , manarakazy smam a 9sec ary farany ny tenako a 13 sec, miandry ny evolution avy any aminareo sisa, bonne route

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izay vo nikitika N12 indray atramin'ny V-MRC farany iny ka tonga dia nirotsaka tato tsy nisy reco.
Efa tsara b ny fandehan'i andrinoa fa resy foana izahay an.
Tanner sy Joux Plane ihany no mba nadeha devant fa sinon DA tao Diamond Creek fa diso ni-trav b loatra dia lasa bingo ny train arrière (Ay v mety an'izany ko ilay N12?).
Vita atramin'ny leg 2 : i Zazamaditra no 1 @ GRN ao dia i smam d i andrinoa, izay vo izahay à 26' de andrinoa nefany lery ko efa DA tao Jx Plane boucle 1. Temps scratch GRN ny ahy tao Jx Plane boucle 1 (6'17) fa naika mbola tsara ny boucle 2 fa nahodin'ilay rail ny vodin'ny N12 dia TAQ.

Mahazotoa ho an'ny RPR e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba nanao ze mety aho ry zalahy nefa nisy pb temps derniere speciale leg2, mbola migoce @ rallyesim raha eken'ny zalahy, sinon DNF aho

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ie tena nanao DA za tao joux plane fa nitrav loatra le fiara d latsaka anaty antsana, very teo am 35 sec teo, miandry zay mbola tsy nandalo am resume, d any am IRC ndray zany mifankaita Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...