mik-mak 0 Posté(e) le 6 septembre 2010 Retour saika néty nénay saingy ny loza ono tsy ... d KKK tao @ ES3 leg 1 d ts sahy nanohy intsony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Raddoo 0 Posté(e) le 6 septembre 2010 Sali sali daholo,Famintinana kely fa sambany nanao rallye hatramin'ny farany e Leg 1 vita latsinainy, ny tanjona dia ny ahatongavana atramin'ny farany tsy manao diso, fantatra ihany mantsy le evo9 A8 fa mora simba. DA in-dray fa nandona olona tao PTD.Leg 2 tsaratsara ihany ny fahitako azy saingy faramparany tao Greenhills nisy tête à keu + marche arrière + DA 'ray ...Leg 3 mbola nandona olona fa saingy pribram ndray + DA 'ray KaihuavaaraMaromaro ihany zany olona voadona zany fa mbola tsy migadra aloha atreto Arahabaina ny enjana rehetra ao ambony2 ao e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ZoS 0 Posté(e) le 6 septembre 2010 couragy ry zalah mpanao kkk a ! respect fablide ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 7 septembre 2010 nisy fety naleha ny Alahady tontolo dia efa avy nosE avy any vo nanao leg 3 tonga de frakndosplivembroaksqi amin ny manaraka in dray e, Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 septembre 2010 KGB MAX a écrit:nisy fety naleha ny Alahady tontolo dia efa avy nosE avy any vo nanao leg 3 tonga de frakndosplivembroaksqi amin ny manaraka in dray e, hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites