Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

RALLYE TASAMM #3#

Messages recommandés

que chacun garde son sang froid ; que ce soit sur la piste ... que....sur le forum !! partager la passion fôna eee !!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aoka zay ry zalah a! de toute façon ce qui a été dit a été dit donc ....! samy manana ny ertreriny daolo ny tsirairay amle izy dia aleo zay concerné no handamina azy. ny manao zavatra tsy mora fa ho anay dia raisina ho lesona reny kihana mahery vaika sy mahakivy reny hanatsarana ny saison 2011 sml2 . zahay zany le oe tsy mahay nefa tsy menatra e! hihihihi!!!!!
Aleo ny RITM ndray no atrehana dia mahatoky ny FMMSAM fa io no tena évènement amty saison ty eee!!!!! makafoka
Vive le sport Auto Moto eee!!! thb

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Rajoù a écrit:

Raha tao @ FB dia hoy aho hoe :"J'AIME"

marina mintsy zany misié a ! rah nilatsaka ho fidina elah mety nifidy an lah mintsy za !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oh le wawawa d'ici petard
calm fotsn fa efa vita iny d efa vita marn!!! ca ne sert à rien de faire le wawawa en plus tsy ireo concerné akory no tena mwawawa fa tsika eto am forum ndray v? lol! mandreraka ratsan-tanana am clavier fotsn hihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salama daholo indray
Zay vao mba
SAIKA nisy sujet à moderer lol!lol!

argue

Fa io ilaina foana na ilaina mihitsy ny famoahana ny tsikera, na ny soso-kevitra feno fifanajana entina hanatsarana ilay Rallye amin'ny totolony;
Apetraho amin'izay foana ny tanjonareo rehetra izay hanoratra rehetra dia malalaka ny trano o

...

Efa misy sujet iray filazana soso-kevitra iray atsy zao ; nefa sode misy akafa hamorona sujet hafa koa fa manjary ho very manaraka io manche io ny hevitra tokony ho tsaroana mandritran'ny manche zay atao rehetra . ka azo amohana ampifanajana izay mahasosotra sy mahafaly ny MRC

Dadah

Moderateur
Admin

flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

atao ahoana moa fa ny zavatra atao tsy ho tonga lafatra daholo scratch fa fotsiny hoe raha mandeha tsy misy voiture zero aloha tena dangereux ihany, réglement any ivelany Art 6 sa 7 sa firy izy izay momba ny sécurité fa raha mahatratra voiture zero ny concurrent dia soit ajanona ny spécial (ny police sy ny commissaire anaty SS no manajanona satria mettre en danger la vie des pilotes, ary afaka mitory ny pilote amin'io cas io raha tsy nisy nanajanona ka constaté hoe tsy nisy voiture zero, na tonga dia lasa liaison ho azy ilay SS après constat, ny an-dry zareo moa ny logistique matanjaka be ka na aiza na aiza misy zavatra miseho dia en temps réel foana ny compte rendu:study:.
raha ny réglement no jerena dia tsy afaka ny responsabilité ny organisateur affraid, fa efa vita moa iny fa dia ny amin'ny manaraka no atao tsara hoy Jojox izay flowerflower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy mise en jeu mitsy ny responsabilité an'ny organisateur fa ny an ny officielle satria manomboka eo amin'ny VA-VT dia efa raisin'ny officiel an tanana tanteraka ny organisation rehetra

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MKR a écrit:
tsy mise en jeu mitsy ny responsabilité an'ny organisateur fa ny an ny officielle satria manomboka eo amin'ny VA-VT dia efa raisin'ny officiel an tanana tanteraka ny organisation rehetra

marina io fa ny resaka technique rallye ihany fotsiny no raisin'ny officielle (calcul temps , réclamation, sy VA/VT, chronométrage) fa ny resaka sécurité sy ny logistique rehetra dia an'ny organisateur foana.
izay no mahatonga ny rallye any ivelany vao misy accident anaty SS dia ny organisateur sy ilay pilote fautif no voatana voalohany dia après enquete vao hita avy eo hoe misy part de responsabilité pilote ve sa tsy dia arakarak'izay no maha afaka ny pilote na tsy afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Salama daholo indray
Zay vao mba

Dadah

Moderateur
Admin

flower

Ela zany Ramosé an!!!!!!tratry ny taona eh makafokachaise

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hey oh!!! sanatria tsy misy miady ato o! milaza ny hevitra ankalalahana fotsiny Wink samy manana ny fomba fijeriny fotsiny!! sa ahoana MKR makafokacheersgeek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
clown

Ka lisany hendry be daholo de tsy misy ilaina modérateur mihitsy king

flower

dancedancedancedance Bonne année Dada Admin...; dancedancedancedance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!! makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!! makafoka

makafokamakafoka no sady manao karting ohatra pouletpoulet

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!! makafoka

za makan'là... drunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R@loum a écrit:
Rajoù a écrit:
asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!! makafoka

za makan'là... drunken

nefa za ôtra maka an la ann drunkendrunkendrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pedal2droite a écrit:
R@loum a écrit:
Rajoù a écrit:
asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!! makafoka

za makan'là... drunken

nefa za ôtra maka an la ann drunkendrunkendrunken

za koa ary zao mbola tsy velona mihintsy...
3 gars-2wils gm drunkendrunkendrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pedal2droite a écrit:
R@loum a écrit:
Rajoù a écrit:
asio fisotro-toaka mits klou handinihana an'zany retraretra zany fa tssss!!!! makafoka

za makan'là... drunken

nefa za ôtra maka an la ann drunkendrunkendrunken

Aoka lesy R@louml é priertokalahprier TB élah k tokalahprier

Zao mème v Questionpriertokalahprier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
hey oh!!! sanatria tsy misy miady ato o! milaza ny hevitra ankalalahana fotsiny Wink samy manana ny fomba fijeriny fotsiny!! sa ahoana MKR makafokacheersgeek

+1000
sam mba miaro ny heviny am wawawa afro
Dadah>aleo mits nareo taitairina fa so d matory an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SadSad
Tak'izay indray tsy nipoitra fa de lasa hendry LOATRA lereto

Tsy misy bedy waaa eo farao

Aza misalasala milaza ny any am-po am-pifanajana fotsiny

Ary dadah anga nijery ralllye teo? scratch

Tsy ita an... geek

Aleo asina thb mihintsy éé...

Efa mila atao MAJ anie ny presentation ato ééé... smachsmachsmach

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...