Smam 0 Posté(e) le 11 juillet 2010 Zany ny golf2 manao 723Cv, tsy misangy ahttp://www.video-auto.com/golf-vr6-turbo-de-723-ch.html Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
asterix11 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,...bielles, piston, gougeon culasses, injecteurs.isika mantsy tsy maintsy miaina amin ny pieces hita eto am tanana foana, ny tanaty mk3 zao dia izay pieces hita teto no nampiasaina,turbo kkk k27 camion mercedesinjecteurs 505 turboechangeur safranetuyaux inox ''lavarangana''reprog boitier '' vita malagasy''pompe essence 6bar gti 16s mk2embrayage stockmoteur stockrv stockfa raha misy olona sahy miinvest zany dia milay beeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 Tena zay de marna, ry zalahy any manana tombony be @le fahitana pièce. Isika miaina @ zava-misy fa efa tsara le ezaka ry Asterix fa tohizo a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ben13 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 salisali a. Hono oa Asterix, raha turbo ana camion ve tsy fohy kely ny plage d'utilisation any??tsy aiko fa raisonnement fotsiny ny ana hoe raha ohatra manomboka mi-souffle izy 1 700rpm dia mi s'essoufle izy a 4000rmp??satria izay no zakany sy ny conception ny (diesel) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rila2real 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 asterix a écrit:ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,...turbo kkk k27 camion mercedesinjecteurs 505 turboechangeur safranetuyaux inox ''lavarangana''reprog boitier '' vita malagasy''Zay rangahy maka ny ketrika vita MALAGASY fôna à. D aleo tsy atao we "Ong Back" leiry fa ny mety de we "Caporal Bob" ohatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
asterix11 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 ben a écrit:salisali a. Hono oa Asterix, raha turbo ana camion ve tsy fohy kely ny plage d'utilisation any??tsy aiko fa raisonnement fotsiny ny ana hoe raha ohatra manomboka mi-souffle izy 1 700rpm dia mi s'essoufle izy a 4000rmp??satria izay no zakany sy ny conception ny (diesel)ny turbo tsy misy hoe camion, legere, diesel, essence sns sns,ny mila jerena dia ny habehan ny compresseur ( ilay alu ) sy ny turbine ( ilay fonte ).raha tsorina dia rehefa mihalehibe ny kmpr dia mihabetsaka ny debit, fa mihamavesatra ny fanodinana azy.raha mihakely kosa ny turbine, dia malaky mihodina fa malaky sempotra dia tsy miaina ny motera.ilay turbo kamion noteneniko dia a/r 130 (mba tsy handehanana lavitra dia ny a/r 50 no mety amin ny 2litres essence) ny turbine, dia io no nentiko tany am surral nampidinina 100 dia mbola hampidinina 80 alohan ny 1 aout.ny turbine gtd sy tdi ireny zao no a/r 35 ny turbine, izay no mahatonga azy miakatra aloha fa sempotra avy eo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ben13 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 asterix >> a ok, a/r camion 130?? ary tena diso be mihintsy izany ny ba ''fahaizako'' kely, raha azoko tsara zany dia misy lag be nyvrt amizao??ary iza nieritreritra hoe tsy azo hovaina ny A/r ny turbo : hoe tonga dia ny corps (volute) sy ny centre roues 2 iny no mitondra azy. (ts mijanona mianatra). Raha turbo tamin'ny fiara essence zany no nalaina dia tsy nila nanova a/r intsony misaotra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 13 juillet 2010 rila2real a écrit:asterix a écrit:ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,...turbo kkk k27 camion mercedesinjecteurs 505 turboechangeur safranetuyaux inox ''lavarangana''reprog boitier '' vita malagasy''Zay rangahy maka ny ketrika vita MALAGASY fôna à. D aleo tsy atao we "Ong Back" leiry fa ny mety de we "Caporal Bob" ohatra ataovy hoe colonel Bob fa zay no tian lery kokoa e, sady colonel efa jibaka fona zao an FIN du HS Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
asterix11 0 Posté(e) le 15 juillet 2010 ben a écrit:asterix >> a ok, a/r camion 130?? ary tena diso be mihintsy izany ny ba ''fahaizako'' kely, raha azoko tsara zany dia misy lag be nyvrt amizao??>> lag be?? manomboka 3500/4000 no tena manosika ny turbo, dia tsy mijanona intsony, ny rupteur 7500trmn, tam run zao aho pression max 0,9b dia vao tonga ny turbo dia miburn be, ny 2eme hampidiriko 4500trmn dia ny 2eme no misarika ny fiara.premier essai run nataoko ( sabotsy tam 3h du mat no vita ny reprog puce, ary avy ny orana dia tsy afaka nanao essay depar ) vs m3, dia nentiko rupteur ny 1ere, lany burn!!!!!ary iza nieritreritra hoe tsy azo hovaina ny A/r ny turbo : hoe tonga dia ny corps (volute) sy ny centre roues 2 iny no mitondra azy. (ts mijanona mianatra).>>>tournena hakelezina ny roue turbine dia baguena ny volute, dia miova ny a/r, ny hatao manaraka dia ny volute mihintsy no ho soloina.Raha turbo tamin'ny fiara essence zany no nalaina dia tsy nila nanova a/r intsony misaotra.>>> ny problem, tsy misy (sarotra ary ee) ny mahita turbo essence 2,8l!!! supra? bi turbo, sky? biturbo, porsche? bi turbo... dia miainga amin izay misy eeecolonel bob? sa hatao hoe Malagasy Powered!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 16 juillet 2010 zay aloh maka anle ketrika ady gasy eio ihany no tena matsiro, za manana turbo K14 + échangeur+collecteur pour golf GTI ze mila o !!!!Ataovy oe Idefix lesy a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 16 juillet 2010 kirikou54 a écrit:zay aloh maka anle ketrika ady gasy eio ihany no tena matsiro, za manana turbo K14 + échangeur+collecteur pour golf GTI ze mila o !!!!Ataovy oe Idefix lesy aTsy de tena mahita rirany @le transformation moa lesy de manotany, zany hoe le golf GTI tsotra zany de azo petahina an'io de misy turbo? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 16 juillet 2010 Marna mits zany fa raha ny piston forgé sy ny isan-karazany reny no afarana vaovao dia asa ngamb hoe lasa oatrinona ny vam!!! Soa fa mahay ketrika ny gasy an! oatran'ny kaly ihany koa io, aleoko mits henakisoa sy voanjobory toy izay reny oe assiette de poisson sauce ts aiko au ts aiko reny! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kirikou54 0 Posté(e) le 16 juillet 2010 arakaraky ny niveau de prépa ilaina ny modif atao,ty zao ohatra no tsotra indrindra, ilay 2640 TK no otran'io teto fa efa niova motera.http://www.passiongolfgti.com/article.php?id_article=206za efa nanao fa tsy naharaka ilay gestion digifant 8s, fa rah dozeur iz to mety fa misy limite, fa izy kosa aloh d misy sensation e.efa napetako tam 309 GTI io turbo io nisinisy ihany ny 16s napinaniko teo merts.....rah prépa tsotsotra zany d mila manampy joint de culasse pour rabaisser le rv, d mila modifiena kely ny allumage, d jerena ny gestionrah prépa maditra d tantara lava b, Astérix no favori am'fanazavàna fanampiny... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 17 juillet 2010 milay le infos fa msaotra e. Le mtady sensation fotsiny d ampy. Possible misy kit ohatran'io ve atao @ golf4 essence? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 18 juillet 2010 efa nanandrana an izany zay taloha golf 4 10.4 16s fa tena tsy tafavoaka an, simba fotsn ny entana lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
asterix11 0 Posté(e) le 18 juillet 2010 MKR a écrit:efa nanandrana an izany zay taloha golf 4 10.4 16s fa tena tsy tafavoaka an, simba fotsn ny entana lolEfa nivoatra kosa ny malagasy an! Tamin ny andron tsy mpataloha zany e.Afaka hatao amin ny golf 4 kha, raha hatao madio dia any amin ny 15 na 20 any no lany.Ny antsasak io lany amin ny vidin turbo!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 19 juillet 2010 Tsara kosa zany fa henjana ny cout mikitika vam. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites