Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Test serveur live

Messages recommandés

Misaotra anareo ry zalha fa milay ny session sady fanandramana noho manal'azy ohatran'ireny sady refa drunken ny sasany voamaika mandeha be !!!

Fa ilay nitolona ilay manety sy clavier koa aloha affraid ... Milay ilay fandavatena eeee !!!

mila haverina matetika ireny !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marna mitsy zany Ra-Prezi a, ny tena moa mpitehaka avy ato aoriana fotsiny, vonona foana refa afaka fa ny hampahomby an'ty jeu antsika mianakavy ty ny tanjona
sady manala azy koa e thbthb

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena tsara ilay serveur ka. Fa izay noho hisian'ilay test omaly iny fa amin'izay azo amboarina daholo ny pitsony kely rehetra.
Miandry ny invitation manaraka mbo hitondra rectificatif kely t@ ireo izay bola tsy ravo rary tao e.
Riry master dia efa nitondra volant tokoa mbo anandrana ny live contest mits.
Merci an'ireo nikarakara sy ireo nanontrona e.
Vivement le premier contest avec les premier serveur made in gasy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...