Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
J.Bee'ber

Test Serveur

Messages recommandés

Ny essai hatao dia mila mi telecharge ilay Rsnetwork client ATO aloha dia ireto noho ho jerena:

1- Pb choix voiture(hita t@ ny an'cascade)
2- sweet lamb mivadika east west
3- ss BTB mivadika cote d'arbroz tarmac
4- chat fenêtre Rsnetwork client
5- affichage temps
6- essai differente météo et mod (night dusk)

bien sur voir si c'est possible avec un maxi ordi sois + de 10 fa io ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
After 17h am ti vo poins fa so voroka eo ny farany EmbarassedEmbarassed

Afaka mitondra Matoss tsara saingy tsy manana PS

Nefa ny vam otr mahazaka PS maro2 ra misy mila trongisina mem a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
After 17h am ti vo poins fa so voroka eo ny farany EmbarassedEmbarassed

Afaka mitondra Matoss tsara saingy tsy manana PS

Nefa ny vam otr mahazaka PS maro2 ra misy mila trongisina mem a

hihihihi za manana bulldozer mm an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:

1- Pb choix voiture(hita t@ ny an'cascade)

Teo @ nen la ko ôtra nisy an'io t@za le nilalao teo , le lasa hyundai accent fôna le daba nefa clio no choix izy zay ra tsy diso a
fa ôtra tsy ni persiste alou zay blem zay !!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hiezaka mafy ny ho tonga raha afaka fa mandamina mafy ny hidinana alahady any Bongolava, noho izany mety ny tenanay sy ny Polo ihany no tonga any

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Hiezaka mafy ny ho tonga raha afaka fa mandamina mafy ny hidinana alahady any Bongolava, noho izany mety ny tenanay sy ny Polo ihany no tonga any

Ra ny tena izy d ny tenan'lah sy ny polo ar kanety-na THB na Thb Pm na Goldy

Sa ts zay QuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena efa raikitra am pro hafa tsy azo ialana ndray e ! Mad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Tsika mbola tratran'ny grippe aviaire mm an

TB mm, otr mande par wifi rtu leuuu grippe leuu

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
TsitsiGalli a écrit:
Tsika mbola tratran'ny grippe aviaire mm an

TB mm, otr mande par wifi rtu leuuu grippe leuu

so ian nenay fa satellite no ampesaina de tsy tonga aty mm le izy lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pyhdidea a écrit:

nen'ra Tsi²gain'lli aza ono mandé avion meme tsy ain'lah

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha ny fijeriko azy zany raha hatao recap dia :

1- maika+tito = pc+volant fa tsy misy PS
2- Casc= matos + volant sans table
3- pass par tojo = matos complet + PS
4- Soaf = serveur et switch

zay ihany ve ny matos so6 ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
After 17h am ti vo poins fa so voroka eo ny farany EmbarassedEmbarassed

Afaka mitondra Matoss tsara saingy tsy manana PS

Nefa ny vam otr mahazaka PS maro2 ra misy mila trongisina mem a

EmbarassedEmbarassedEmbarassed ok azafady fa miampy iray zany ny matos

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
MMF prez MMF, sady atao tsara an! lol!

Raha izaho no tsy MMF dia MNR sy PDD rery sisa noho ato

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
Pyhdidea a écrit:
indamix a écrit:
TsitsiGalli a écrit:
Tsika mbola tratran'ny grippe aviaire mm an

TB mm, otr mande par wifi rtu leuuu grippe leuu

so ian nenay fa satellite no ampesaina de tsy tonga aty mm le izy lol!lol!lol!

nen'ra Tsi²gain'lli aza ono mandé avion meme tsy ain'lah

lol!lol!lol!lol!clapclapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
TsitsiGalli a écrit:
MMF prez MMF, sady atao tsara an! lol!
Raha izaho no tsy MMF dia MNR sy PDD rery sisa noho ato
lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary mister boum tô tsy hita mm nefa lery no tena nitady oe avereno le t@ farany LaughingLaughingLaughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
TsitsiGalli a écrit:
MMF prez MMF, sady atao tsara an! lol!

Raha izaho no tsy MMF dia MNR sy PDD rery sisa noho ato

tsy aritr'i soaf mintsy zay reto an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
inoko fa izay mahita ity ato de ho avy eny Mahazo 2m1 samedi à 16h00.
miaraka @ matos, PS, rallonge, prise multiple, raha misy RJ45 de vao maika tsara, tsy maninona mitsy afaka mitondra NOS koa a! ny sakafo tsy ferana

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
Soafikov a écrit:
TsitsiGalli a écrit:
MMF prez MMF, sady atao tsara an! lol!
Raha izaho no tsy MMF dia MNR sy PDD rery sisa noho ato
tsy aritr'i soaf mintsy zay reto an

ka elah hono no tena be resaka ato:smsh: smachsmachsmachsmach , tito mo efa nasika mints ny farany:ptar: petardpetardpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Test lan terminé samedi 9 avril à mahazo chez Dzaomal ...

cheers Dzaomal familie's cheers tena milay ilay fandraisana ary ny vary @ anana angamba mety mbola misy hatr@ zoma manaraka fa nilay !!!

misaotra ny present rehetra preseny fa dommage notairin'ry GUARD ...(tsy nisy fiara niditra zany fa tena ry zalà ngamba te hi dodododo sy maika handray $$$)

bon, bugs réglés par rapport ancienne version :

1- Pb voitures qui ne correspond pas à la selection réglé
2- Pb chat dans interface session réglé
3- pb ss sweet lamb réglé
4- Pb temps bloqué réglé sauf qu'à un moment un des pilotes est resté dans l'ancienne session et a été reconnu par le serveur dans une nouvelle session, et lors du lancement de la session tous les temps des joueurs ont été bloqués donc il a fallu tout arrêter y compris le serveur et tout reprendre à zéro et tout et rentré dans ...je dirais que c'est pas un bug mais plus une mauvaise manipulation

par contre 2 nouveaux bugs :

1- en essayant les méteos, pas de pb avec les fogs mais en bad conditions pas de pluie ...et en fait on se retrouve en good conditions...

2- en mod championnat, le "choix de pneu" n'est pas bloqué et donc il est possible de faire un choix de pneu dans toutes les ss et non en début de boucle simplement..

izay indray aloha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tam 18h vo vita ny fivoriana naleha de ande oany Mahazo aveo, fa ambotaka be tsisy otran zany teo am meteo, tam 19h30 mbola teo iany, de farany nanapa kevitra oe aleo miverina fa gravy ty.

KA DIA MIALA TSINY INDRINDRA EEEE Embarassed

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra betsaka @ tatitra tompoko prier
Ny tenanay mou zany dia tsy afaka nandalo mihitsy satria ilay fivoriana dia tsy nifarana raha tsy t@ 08h30(avec forcing purement Twisted Evil ) .
Koa dia mamerina ny fisaorana an'ireo izay tonga sy afaka nanao ilay Test clapTwisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers Thx Dzao mem family cheerscheers

Omaly aho bul natsiaro an lay so6 fa tena matsiro mem lay iz kleuuu
Dommage tokoa lay Guard tao fa tsssss NoNo , au moin tokn niteny
zalah oe mba otr otr zao lay blem NoNo

Bon, miandry ny test manaraka dray zany tsika prévu pour cette semaine
ra tsy diso za, sad bul misy stock-na Nos tokalah sy vary @ anana-so6 any
Chef Dzaom mem a silly

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
tam 18h vo vita ny fivoriana naleha de ande oany Mahazo aveo, fa ambotaka be tsisy otran zany teo am meteo, tam 19h30 mbola teo iany, de farany nanapa kevitra oe aleo miverina fa gravy ty.

KA DIA MIALA TSINY INDRINDRA EEEE Embarassed

nefa ra tonga tany elah mbola tsy de tara na t@ 20h aza mbola tsy niakatra n vary amin'anana t@ zany an hihihihi
mankasitraka n mpampiatrano eeeee
cheerscheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady natsiro iny vary @ anana iny kleu!! lol! (io zany leu mampilendalenda mm an!! lol!
Ka leu guard kou ary adinoko ny nanome $$$ lerony nony niala teo mm zah an Embarassed

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay zany fa mba efa réglés daholo zany ny bug ita taloha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sur mm zalah a!
rovina indray ny manaraka, rehefa tsy bad condition ny andro tsy manin mem na mapidinina aza ny daba rehefa hanao an'ilay BBQ tsika.
ny Nos koa mbola tsy lany ao fa mbola miandry ny session manaraka fa tsy vitako no hitolona irery azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:

Aleo lou anolo plateau mm zay sy His kleuuuu, zay vo midina any mm Evil or Very Mad
Na ra taritiny Cascade kou vo maika mety beu an sillysilly

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:
sur mm zalah a!
rovina indray ny manaraka, rehefa tsy bad condition ny andro tsy manin mem na mapidinina aza ny daba rehefa hanao an'ilay BBQ tsika.
ny Nos koa mbola tsy lany ao fa mbola miandry ny session manaraka fa tsy vitako no hitolona irery azy

sady mbola @ le ts vaky mm le mainty ah , refa raikitra io de tonga fôna zay leuh

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
tsy tafa tampoka ! ho avy @ manaraka !

Ra niandry an tu tam lé laptop ho atao serveur zany dé teo mem no taraiky a affraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
m-and-mix a écrit:
Ra niandry an tu tam lé laptop ho atao serveur zany dé teo mem no taraiky a affraid

Hunnnnnnnnnnnnnn!!!!! Bedy ela zay!!!!
Za ko miandry any tu ra vao misy vao² lay phone an Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
m-and-mix a écrit:
Ra niandry an tu tam lé laptop ho atao serveur zany dé teo mem no taraiky a affraid

Hunnnnnnnnnnnnnn!!!!! Bedy ela zay!!!!
Za ko miandry any tu ra vao misy vao² lay phone an Wink

Atrika avy atrika avanana, tsy adino ianao chefo, chef oui chef

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
m-and-mix a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
tsy tafa tampoka ! ho avy @ manaraka !

Ra niandry an tu tam lé laptop ho atao serveur zany dé teo mem no taraiky a affraid

Aiza kosa dé tsy nisy matos natao serveur mihitsy kosa ve tao e Very Happy

Mifona tompoko prierprierprierlol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza> zah zay ngamba kleu!! EmbarassedEmbarassedEmbarassed

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa wakwaka b ary oe an'izy ty veste ty ôôô , fa mety efa nalefan ra Dzaom eny @ fripy eny zay annn lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...