Rajoù 0 Posté(e) le 10 juin 2010 Nandeha ny resaka tany amin'ny trophée propuls fa hoe ndao hanagana fiara anakiray isika hilalaovana rehefa misy occasion fa tsy hangasiasy sy hipitrapitra foana mahita an-dry zalah milalao. Io zavatra io dia fananan'ny bien sur. Mba ahatanteraka izany nefa dia isika ihany no hanao coticota hividianana azy. Ny efa eo am-pelatanana aloha amzao dia moteur izay any amin'i RADM, isaorana bedia be izy amzany. Ny vatany sisa zany no mila tadiavina ka entanina isika rehetra izay liana amle projet mba hietsika samy hitady dia hita eo ny coticota arakara'izay vidiny Tena kozy sérié ty ry zalah fa ts vazivazy an! sao za everin'leisany fa mananiany mants! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 10 juin 2010 Rajoù a écrit:Tena kozy sérié ty ry zalah fa ts vazivazy an! sao za everin'leisany fa mananiany mants! ptdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 10 juin 2010 505 ancien modele, mbola ao daolo ny train complet, amort, radiateur, pneu, parebrise sy ny jiro avant vaky. Ny olana dia ny carrosserie no efa valaka satria somary be lo surtout ny varavarana. Ny chassis koa dia ny eo @ chauffeur no efa ts d'orizaka tsony raha ny hitako.Prix raha tsis moteur dia 600.000 Ar avec paps Alefako eto iany ny sary rehefa aiko ny mandefa azy! hihihihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 10 juin 2010 Partant ny aty na dia tsy mbola nahita maso akory aza ooo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 10 juin 2010 nataoko ao @ facebook le izy dia ao jerena ny aharatsiny! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 10 juin 2010 mety zany e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 juin 2010 Rajoù a écrit:nataoko ao @ facebook le izy dia ao jerena ny aharatsiny! tena ratsy tokoa hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 11 juin 2010 tokony omena fotsiny io cinqs io kle Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 11 juin 2010 Partant fa babon'ny haratsiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 14 juin 2010 Za kou partant foana an!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 14 juin 2010 Mbola nanadeha nijery 505 iray hafa zany t@ Sabata .... ilay izy zany misy paps, train rehetra, fitaratra rehetra moteur fa ny moteur nanao début d'incendie dia may daooolo ny fil donc raha hanandrana ilay moteur dia mila hanao electricité aloha ....sinon ny vidiny dia 1.400.000 Ar koa dia ny participation ny trirairay noho mila ketrehina satria tsy vitan'io fa mbola tsy maintsy misy carosserie hatao koa ny ilaina raha ny heritreritro dia eo @2.000.000 Ar eoNy sary dia mbola hataon'Jojox eto angamba !!!Mila haingana ihany ny decision satria ny prochaine manche dia 10 juillet 2010 koa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 14 juin 2010 Mila enumeration an'izay eto an-tanindrazana sy eto Iarivo zany aloha, dia aveo recapituler-na izay olona mazoto. Raha olona 10 aloha no mandoa mety henjana ihany le vola aloa nefa ataoko fa samy mazoto hilalao ihany avy eo... Donc, entan-jara-mora zaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 14 juin 2010 Ireto ar le sary dia miala tsiny raha somary maizina fa t@ telephone no nakana azy : Vue de face Vue de derriereMontant parebrise droiteTrain arriereTrain avantTableauconsoleinterieurMoteurmila mietsika rapida isika raha ho atao iany le izy ry zalah aa!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 14 juin 2010 OK pour moi je suis partant. masi il faudra rigidifier un peu la caisse nonsatria ny fahitako ilay ketrika hiafara am'montage rallye an'io daba io ihany tsinn Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 14 juin 2010 mila fantarina aza oe iza avy no ok!!dia supposons oe 15 no ok dia refa raikitra v le trophée d olona 15 ve no anao p.... itambatra amn'io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 14 juin 2010 ny ahy zany maxi ohatra 5 pers pour une voiture manao coti cota ...dia fiara roa noho préparéna izaho dia afaka misy toerana hanaovana ilay préparation dia ohatra budget départ zany dia 400.000 ar/tête koa manifestez vous les gars !!!! Ny kosa aloha tsy hanao fanavakavahana kanefa dia izay miparticipé au depart kosa dia prioritaire !!! mila decision haingana satria raha raikitra io dia mbola mitady anakiray hafa an !!!raha misy 3 naha efatra moa ve tsy voamaika tsara !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 14 juin 2010 za aloha partant sady afaka mipropose ihany koa toerana hi préparena azy miaraka amin'ny fitaovana rehetra ilaina amin'izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 15 juin 2010 Mila mandray decision amty semaine ty zany sika satria ny manche manaraka dia @ Juillet ka sao ts ho vita ny fiara. rehefa voaangona ny S dia miantsena isika @ herinandro koa dia manainga antsika ry zalah a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites