Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Rajoù

Levée de fonds rallye TASAMM

Messages recommandés

sali ry Zalah!!!

Mi-organiser Soirée ny Club TASAMM izay misy anay sy ra Irina @ Zoma 18 Juin 2010 manomboka @ 20h30. Ny toerana dia ao @ Akany Soafonenako Mandrosoa Ivato, ny Participation dia Ar 30.000 y compris sakafo io fa ny boisson sy Nos no en sus. Animation Willy & Co.
Izany dia natao mba ho fitadiavam-bola entina hikarakarana ny rallye TASAMM @ Volana Aout. Ny spons araka ny hitantsika dia mbola reticent be daolo amzao noho ny krizy ka tsy maints mietsika ny club tsirairay.
Ny anton'le poste dia fangatahana fiaraha-mientana @ so6 amin'ny fividianana billet raha azo atao satria ny entan-jaraina ono mora zaka ary fitiavana ny Sport Auto daolo no nanosika hanao ny hetsika.
Marina fa misy le bandy be style iny izay filohanay sml2 ka mety ampiemotra ny bandy Sad nefa mampanantena kosa ny mpikambana hafa izay bandy milamina ihany Very Happy fa hanao izay tratry ny hery mba ho rallye tsy ho latsa-danja @ ny club namana hafa no ho atao tanjona.
Annonce fotsny no ataoko eto fa tsy maints mbola ho avy handondona any am'leisany akama tsirairay avy any atsy ho atsy
Mankasitraka an'leisany sahady @ Anaran'ny Club TASAMM makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ptdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr!!!!!!!!!!!!!!!! ela letsy mahalatsaka mintsy leuhhhhhhhhhhhhhhhhhh!!

fa hono wa, tsy amin'io daty io indrindra ve ny datin'rallye asacm v klouh?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Marina fa misy le bandy be style iny izay filohanay ka mety ampiemotra ny bandy nefa mampanantena kosa ny mpikambana hafa izay bandy milamina ihany

Elà zao no hitako bé style éo lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Et d'un aloha mila mijery date hafa lisany fa mfanindry am rallye io an. Ensuite rallye fianar zany zao mety aleon ny pilote manao levée de fond hitadiavana transport sy hébergement-any fa mbola henjana b ny raharaha.
Tsetsatsetra tsy aritra iny fa arak ny tenin la hoe entan-jaraina mora zaka dia mino aho fa ho lafo eto daolo ny billet an la.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Effectivement, misy olana be tokoa eo amle date satria prevu 12 ny rallye ASACM dia niemotra tampoka 18 noho ny fangatahan'ny SRK satria toa misy competition koa hono any @ 12. Mbola mifandamina any ny birao dia hita eo ny tohiny fa raha sanatria ts tafa 18 le hetsika dia mety ho torian'ny Akany Soafonenako ihany ny TASAMM lol! kopy ihany leisany hoe ny famandrihana ireny toerana ireny dia efa ady sy tolona vao azo ary tantara be raha sanatria tsy raikitra.
Mikasika le rallye dia hatramzao aloha mbola ts lasa any FIANAR ny rallye fa mety eto Tanà ihany ary hiezaka hitady lalàna vaovao izahay.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

eny eee tsy maintsy hanohany ny so6 eeee fa tena ilay 18 zany dia mijery rallye - mi bal - mijery rallye (19) - mi drunken tsy ferana !!! ho henjana !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
eny eee tsy maintsy hanohany ny so6 eeee fa tena ilay 18 zany dia mijery rallye - mi bal - mijery rallye (19) - mi drunken tsy ferana !!! ho henjana !!!

Hihihihihihi tsy efa mahazatra vé é mbola miampy ny RBR de la semaine kou lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Manolotra fisaorana amin'ny anaran'ny club tamin'ny fanohanana ry zalah a! efa iaraha-nahita ny zavatra nifanindry nefa tsy navelan'leisany irery teo izahay koa dia mankasitraka e! makafokaso6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R@loum a écrit:
confused ef vita?? affraid

ptdrrrrrrrrrrrrrrrrrrr hahahahaa, fa taiza foana enao?? hahahahaha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...