Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Rimorimo

Settin Asfalt Ford wrc 05 (Hors France)

Messages recommandés

Ity ny settin @ asfalt-ko ra ohatra ka hors france ny ss, i.e b sauts.
Nb: ny réglage d miova isakny vam a fa araho fotsiny le principe. Ny tsara d jereo ny settin par défaut anty ford 2005 ty ka ampitahao amnty d avy eo manao théorie vnany kely eo===> afindra @ vam hafa

Diff centre 650, av650, ar440, fr1 à m1 100%, regl fr1 15%

-Amrt av ar
compr5.4 4.4
det 8.5 8.0
comp rapide 7.8 8.5
seuil 1.2 1.2

-ressort av ar
long 245 250
dureté 50 42
long. 50 50
dureté renf 10 10

-geo av ar
carr. -3.14 -3.14
pinct -0.10 -0.92
chasse 4.99

-braquage max 641
anti r av 15.2
ar 16.2

-pneu av et ar 245
-fr1 av 10000, ar 5000 (je freine très tard)


Refa mvadika bad, d ahenako ny dureté amort (0.4 environ)d ampiana ny detente (0.5 environ); ahena kely koa ny dureté ressot ( 0.4 environ), ny pression ampitomboy 255-260 (contrairement à ce qu'on fait d'habitude, eh oui!!!). Ny carroassage ar koa ataoko -5.66 any hoany.

De mon côté, je vais essayer de voir du côté d'une version plus récente e ford (miara maty @ ford manko za e)





Very Happyduelduelduel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra lesy e, zaho vao hianatra itondra wrc asphalte mitsy zao. Raha mahay aho de hanao candidature @ nation's cup ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra ry rimorimo a!milay mitys zany esprit d ekip zany a lol!
ny ana leisy ny reglage d atatoko par defaut daholo fa ny angle de course moa 792 degre d ny frein i.e ataoka zay tsy aheno an ilay kriiiick kriiiik iny lol! refa tsy maheno tsony vao satisfait !!!
fa na 4 roues na 2 roues d ohatrany mety tsara lassa stable amin freinage f tsy lay tonga d mikipily ireny ny vodiny!!
miketrika asphalte mitsy amin ity herinandro ity fa bon hita eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
comme promis merci @ le setup dia izay manana mahasoa rehetra dia tokony mizara eto na koa izay manana question koa apetraho dia hiarahana midinika eto e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ie maneho ny fisaorana lesy rimo fa tena miasa amiko mintsy io fa ford ny ho entiko am nation`s cup, merci Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
In marna lty ny vam maniable sy performant kokoa? Sub sa ford sa citroen c4. Za nanao test sub d misalasala entre sub sy ford

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ra performance d ford fa ra stabilite d C4 na sub, d ze mety amla angamba

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha ny logique alo d aleo stabilité ny critère; nefa raha mahafolaka anzay matanjaka ela (avy am reglage) d zay no tsara. Ny ana zao tsy mety mahita compromis am ford 2008 mitsy (izay misintona kokoa) fa am 2006 ihany! ny différence anie de 3s par ss eo raha ohatra ka voafolaka tsara izay performant e mais à vos risk et peril Very HappyVery Happysportifsportif
Io setup ford 2005 io tsy tonga d mety @ 2006,7, 8 na 9. Ny principe-ko d izao.
-Raha mande b ny vodiny===> diminuer ny compression, + detente
-Raha tsy mahazaka grand saut====> ampiakaro ny ressort, + barre antiroulli.

Tsapatsapaina daolo izay valeur. Mandany fotoana kely bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tohizako eto ihany le sujet na de tsy de mifanaraka aza. Zaho hoa nitsapa Tarmac t@ Prospect V1 Evo9 ny vam @ io, fa tena vao misy bosse na creux ny lalana de misavoana be ny vodin'le vam. Inona no tokony kitihina fa tena fanina mihitsy aho ry zalahy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ahenao 20 ny dureté susp ialahy dia ny hauteur eo @ 200 eo eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Merci lesy e, hoandramako de ita eo. Tena impératif mitsy le mianatra tarmac fa tena valaka eo isika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba omeo reglage tarmac 207 s2000 ry Noriza fa ao no hakana point e.
Raha mety atao détail ohatry ny nataoko io, na alefaso mail rimorimo@moov.mg

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo
tsy dia misy réglage be ny ahy fa ny diff AV AR dia 500 daholo,ny dureté susp -20 AV et AR ary vao hitako farany dia tsy dia hampiakarina avo le daba fa eo @ 210 mm eo ihany ny hauteur
izay ihany ny ahy fa tsy mahay mikitika pincement sy carrossage fa mba omeo soupape raha mila kitihana ireo
dia andramo raha mety @ conduite-nareo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...