Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Rimorimo

wrc

Messages recommandés

smam a écrit:
Fa ahoana ty miivingivina be ty Rimorimo a


Ratsy ny tatara e! araky ny maha prudent ndray no nanaovana faute.
Ss1 2 13, ny scratch time (st)2 04
ss2 nanao faute in4 ngamba 5 02 beuuuh
ss3 ew vao niainga kelimely d latsaka tanaty tevana marivo fa tsy afaka, d efa da
ss4 tezitra d niattak b , nivoaka ndray d nidona t@ hazo d maty ny boite!!!! nefa io hualapai io no tena saika angalako temps na alina aza. abandon

....etc....

Ahoana ny hatao mbola ahanoy v leg2 sy 3 sa ahoana? mety hahazo point? ny rang alo d tsy fantatro fa tsy mipoitra mitsy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita leg1 suède
Malama be le snow mod.
Es1 : adino ny nametaka ny rampe de phares fa nazava tsara ihany. 2 :10 :84 ny temps. Tamagarasta no ni-scratch 2 :04 :84
Es2 : nanimba fefin’olona sady nitodika ny vam, very fotoana kely. 4 :50 :91. Scratch arno_f 4 :37 :69
Es3 : touchette in-3 fa tsy naninona ny vam. 6 :15 :10. Scratch arno_f 6 :07 :38
Es4 : malama b. 3 :51 :22. Scratch H.Moniz 3 :46 :96
Es5 : Nandona barika. 4 :46 :90. Scratch arno_f 4 :34 :34
Es6 : nilamina 6 :19 :56. scratch H.moniz 6 :08 :04
Es7 : enjana le es nuit. Tsy afaka asiana rampe le sub 07, tsy hita le fichier 4 :03 :59. Scratch arno_f 3 :50 :82
Es 8 : scratch tamagarasta 2 :06 :99
1er : arno_f, hajax 7ème +49,22s
Mbola vitsy ny gasy nandray départ.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Na de forum fermé ho antsika ary de aleo tsy miteny ratsy e, vita ny leg 1 fa tena KKK tanteraka.
East west tena very 1mn foana, mitandrina be loatra de vao maika lasa e, assistance in2 par ss
nalefako mail ny temps

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny leg 2, moyen daholo ny temps fa nanomboka teo @ boucle 2 HarwoodII de nidona t@ vatobe de hazo avy eo, vizana ny vam fa afaka nanohy ihany na de very 20s aza. Chirdon koa very 20s fa tsisy puissance ntsony ny vam sady instable be. Natao ze nivoahana t@ Prospect v1 sisa. Zaho sy Andrinoa no mifanakaiky nefa lavitra be @ classement
Any @ mail ny temps ze mila
Asio ry zalahy a, ny ahy arrivée fotsiny no tanjona

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...