Magic_Inno 0 Posté(e) le 6 septembre 2009 Saut daholo a!! Iza na aiza a ry zala vo mba afaka mividy G25?? Dia ina ny carte grafik le moins cher pr avoir une kalité grafik correcte?? Merci d"avance é!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 septembre 2009 ny G25 ngamba manadalova ao @post annonces ao ohatra d'efamisy iray amidy ao, mino aho f amiandry kely ela D hisy bandy handefa mp an'la ihany hoe tonga ny entana satria reny tô mbola ts ymisy revendeur officel eto fa tô manafatra no betsaka. anontanio an'beels Raha ny carte graphik ndray, AGP no afak aresahako am'la dia ny Gforce 5500 afaka mamaoka résolution 800x600 correcte tsara, 300.000 fmg ananty vidy varotra, efa teo @ 5200 koa no niala 200.000 fmg ihany koa anaty vidy varotra. raha ohtra ka PCIXpress ndray D maro ny choix seulement mila mahazaka pixel shader 2.0 sy directX9 fotsiny izy D mety. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Magic_Inno 0 Posté(e) le 7 septembre 2009 Merci merci pr les infos eh!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites