Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Te halaza ve ?

Messages recommandés

Dia alefaso ary ny replays SRK !!!! lol!

Miseho 13 intense RTA ianao lol!

Hanampiako ny notenenin'i Prez : raha mampiasa fraps dia ataovy "Full size" (fa tsy ilay "half-size") mba ho tsara kokoa ilay résolution.

Ilay fichier .avi azo avy eo angamba tena tsy tafa raha alefa mail fa mba aterina any @ Netbox na Netaccess.

Dia évidemment rehefa mi-capturer @ ilay fraps dia efa tokony ho misy skin izany ilay fiara vao alaina.

Ho an'izay tsy mahay na tsy mahazaka fraps na capture ny machine dia alefaso ihany ny replay (email : nary@vendre-internet.info) na atero @ Netbox na Netaccess (aza adino ny skin)

Izay tsy manana skin dia ny replay ihany alefa fa hitadiavana skin apetraka aminy.

Dia izay mandefa dia mivoaka télé RTA 13 Intense

Envoyez le plus tôt possible : vous aiderez énormémement votre serviteur

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

a mettre sur les skins



mbola ho avy ny plaque latéreaux fa aza maika Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa nalefa mail ny ahy ra Thomas a.
Fsy mahay mikirakira mo ny tena dia aleo nalefa ho hataon'ny master.
kingafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Slt, efa nalefako mail ny ahy ny replay miaraka @ skin fa tsy mahay an'le capture t@ fraps e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nena efa lasa mail any koa ny replays 3 sy skin fa raha mbola tsy tara dia afaka omeko ny resume avi thomas apetrako ao am Big jeudi. tsy zany manko fa le fotoana i-deplacer-na mintsy no tsy ampy. Sinon raha tara de efa any am mail any e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Monsieur Thomas, efa nalefako ao am mail nary any ny replays ko fa mbola tsy nisy plaque fa ny skin no alefako après fivoahan'ilay plaque e.
Toa mbola i Big no manao an lé iz raha tsy diso za.


afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...