Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

REGLEMENT RALLYESIM POUR TOUS LES CHAMPIONNATS

Messages recommandés

suggestion, nisy efa namaky ve izy io?raha nisy dia afaka ny points essentiels tokony ho fantatra sy tokony ho tandrovana ve no tenenina fa lay hamaky 59 pages zany an.... Embarassed ifonana

ôtriny hoe inona no fautes tena fanaotsika gasy ka tsy tokony ho atao intsony ohatra, na hoe inona no mety nahadéclassé ny bandy sasany.

sa tsy maintsy hoe mamaky lay izy?? paske au bout de la 10è page,.... matetika mikatona hoazy ny saina dia ty misy miditra intsony fa ny maso fotsiny no mandeha de gauche à droite fa ny info tsy miditra tsony EmbarassedVery Happystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ntsika gasy tsy dia mpanao fautes loatra aza fa ny tena
tsara ho fantatra dia :

- mila mandefa replays sy fichier 7z rehefa angatahin'ny rallyesim io après rallye (pour vérification), fa io aloha tsy angatahina raha tsy ho an'ireo mandeha be toa an-dry Beels, fablide, stekam, etc Very Happy (izaho aza mba efa ni-marquer points ihany sur wrc sy france tarmac nefa tsy mbola nangatahina replays mihitsy)

- ilay maka raccourci @ spéciale tsy azo atao (sikakama ohatra misy raccourci manavatsava tanimbary izay azo atao, east-west koa toa misy hono)

- Manao réglages mi-outrepasser-ny limites @ jeu : ireo mampiasa logiciels de réglages no mety tratran'io (ohatra hoe mampiakatra ny couple diff max à 900 nefa limité à 500 izy ao @ jeu etc)

Dia ankoatr'izay règles sasany tsotsotra, ohatra hoe : rehefa nandray spéciale iray dia tsy afaka mamerina rallye intsony, sns, ...

Fa ny tena tsara vakiana raha te hiady points dia ny attribution des points pour chaque groupe et classe sur les différents championnats.

Voilà

Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...