Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Mitady pièces Golf II/Jetta diesel

Messages recommandés

Ho an'ny cousin-ko izy ity fa tsy ho ahy (je ne suis pas encore passé au clan des VW Very Happy )

Mitady :

- coussinet bielle - palier
- guide soupapes
- disque et plateau embrayage

Pour Jetta Diesel (fa mety koa na Golf II diesel aza)

ao @ ryf behoririka no fividianan'i lery fa niakatra be hono ny vidiny dia sao dia mba misy mahita mora kokoa sy tsara (na afaka mi-conseiller mpivarotra mora kokoa)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

raha ny fahitako an io dia mora kokoa angamba ny mividy moteur bonne occasion!
ao amabaranjana misy pieces d'occasion pour VW be dia be ka tsara raha ao aloha no mandeha aloha
Plan kely via GPS Algerien lol!
eo am pizza Anaîs talou ela, dia mandeha ohatrany hoe hiakatra ho any betongolo, juste avant an ilay fiakarana misy biffurcation a droite en pavé (ilay mivoaka ery ambanin'ny panorama) dia mandeha kely eo am 200m eo ho eo , misy container be zay a gauche, dia misy fiakara ndray vers la gauche dia juste avant an ilay fiakarana misy vavahady (a gauche) dia ao no misonner. misy n° ihany ireto raha tena ho any :
020 22 696 93
032 04 639 71

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...