Christophe B+ 0 Posté(e) le 8 mai 2009 Nisy Fivoriana tao amin'ny Net access omaly alarobia 07mai 09 ireto avy no ordre du jour( sa ordre de la nuit?lol) tam zany: - Organisation du MRC Virtuel - Boky sy DVD MRC 2008 - DVD RSRBR -GPS à Focus -ss gasy 1- Organisation MRC Virtuel! nisy ny fanapahankevitra anao organisation de MRC Virtuel sur RSRBR09 en parallèle avec le MRC de Rallyesim ka ireto ny conditions: -le rallye sera un rallye enligne sur RSCenter -tsimaintsy efa inscrit sur rallyesim - afaka mi s'inscrire daholo ny malagasy rehetra té hanao anefa kosa dia tsimaintsy manao Inscription eto am Mrallye.TK ka soratana ao ny Pseudo, Numéros , voiture, nom du et Parrain* - * tsimaintsy parrainné ny membre du team so6 mba ahalalana marina fa tsy double Pseudo. - ny inscription dia tsimaintsy atao avant le rallye mba tsy hisian ny hafetsena maro mety hitranga I Beels no Résponsable an io! mety hisy koa ny possibilité hisian'ny Session Groupée en milieu de saison Ho Primer na ny champion a la fin de la saison: 3 premier du général premier du Gr A, Gr N, Propulsion, 2WD, ny reglement dia ezahina hitovy amin'ny MRC réel ny momba ny changement de véhicule. Hasiana fotoana manokana any amin'ny Net Access Sy NetBox ho an ireo izay té hanao rallye nefa tsy manana connexion fa mitondra ny machine ny sy ny manettes na volant any! io fotoana io dia ry zareo tomponandraikitry ny toerana ihany no mametra azy! 2- Atao ilay boky sy DVD du MRC 2008 ka i Tsi2, Henintsoa no outil entin i His miasa hanatanterahana izany mdr. Anao exemplaire d'essai ahafahana maka partenaire satria dia somary lafo ihany ny entimanana ilaina ka mety tsy ho vita ny irery Responsable His 3- Hanao DVD RSRBR ny amidy izy io mba ahafahana mahazo vola entina miasa, DVD misy ny MAJ rehetra+ Tuto+ Skin gasy ao anatiny. Responsable Beelabba 4-Araky ny tapaka tao amin'ny fivoriana dia hosolointsika iero GPS miisa 2 izay nampiasaintsika ka anefa nohon ny sampona izay nitranga dia very. ka mba hisy tsipaipaika kely atao ividianana izany. responsables : 5-Averina Depuis le début ilay SS gasy ka atao sur 3DsMax ka ny résumé momba io dia efa nataon i KGB/His ao amin'ny topic SS Gasy : Responsable et chef de Projet : KGB Max Citation :Petit recap de la réunion du 08 mai: KGB a proposé de coordonner les travaux pour la réalisation de l'ES: En gros, on devra constituer 5 à 7 équipes (dont KGB et Beels en sont les premiers membres pour le moment) Chaque équipe aura à charge une partie du travail et devra avancé selon une durée déterminer. Le logiciel 3Dmax 9 sera l'outil de travail principale. KGB fera l'apprentissage globale du logiciel à tous ceux qui veulent participer à l'élaboration de l'ES. (une petite démo a été faite pour montrer qu'il faut pas être doué pour pouvoir participer Wink ) Beels aura charge de dénicher tous les logiciels, patch, .. supplémentaire de rallyesim. On part de la tracé faites par Soafahana. 2 mois suffira d'après KGB pour faire l'ES. Donc, ceux qui sont intéressés: chez BIGBANG mardi à 20h pour l'application 3DSmax. Pas sérieux, pas motivé s'abstenir Wink dia ilay bureau moa izany dia tsy dia nisy zavatra niova firy. Président : Soafahana Trésorier : Big Bang Secrétaire de séances ( fa tsy SG akory): Christophe B+ Misaotra tompoko PARTAGER LA PASSION Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 8 mai 2009 merci les gars précision : étant membre de la , focus cotisera aussi pour les GPS Focus peut aider pour le 3Ds Max mais avec tuto svp Rehefa misy zavatra azoko hanampiana dia hanampy foana aho VIVE Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 9 mai 2009 Merci au et au secrétaire de séances hiezaka ny handray anjara biriky na de lavitra aza e partager la passion Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 9 mai 2009 milay e! Fa naninona moa lé gps, mba mety mahazo précisions ve azafady Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 9 mai 2009 nirina58 a écrit:milay e! Fa naninona moa lé gps, mba mety mahazo précisions ve azafady GPS niandramin-tsika nanaovana relevé tany Vontovorona dia lasan-zalah henjana t@ vaky trano zay nanjo an'i Bigbang Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
michigan 0 Posté(e) le 11 mai 2009 za lo rzala de miala tsiny @ le fivoriana fa tena mbola rempotra b atramzao fa ny najarako diany kotikota @ le gps ary afaka manolotena @ resaka conception ale boky ko ny tenako Araho tel kely fotsny za ra misy urgence lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites