Christophe B+ 0 Posté(e) le 13 mars 2009 ny tenanay zany dia hanao JWRC @ suzuki Swift ka dia mba mila fanampiana. izy aloha mandeha tsara refa par défaut saingy misy points kely maro² mila amboarina ka mba ampio o! -rehefa mandeha mafy be ka manitsaka frein kely tou dia migorisa be ledala -rehefa miditra mafy² am virage koa dia migorisa -raha vao mandeha am tarmac misy dos d'ane dia mitontona be dia TAQ raha mety dia mba tonga dia asio valeur lé reglage. misy miteny manko hoe ampio ny pincement sy ny compression rapide nefa tsy haiko hoe ampiana zany ve atao negatif be sa atao positif be sa ahena sa ampitomboina! izay aloha ny anio..... anosy.... anareo.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 13 mars 2009 Citation :-rehefa mandeha mafy be ka manitsaka frein kely tou dia migorisa be ledala ahenao ny freins, surtout ny freins ar (2000 eo ny ahy), ny valeurs exactes ny avant tsisy fa tsy maintsy mitsapatsapa Citation :-rehefa miditra mafy² am virage koa dia migorisa -raha vao mandeha am tarmac misy dos d'ane dia mitontona be dia TAQ Réglages de suspension no mahatonga an'io, na koa réglage de chasse. Ho an'ny suspension dia copier-o ny réglages gravier dia iny ampiasaina rehefa tarmac. Ilay angle de chasse dia ahena, fa mila mitsapatsapa koa fa tsy misy valeur exacte (mi-dépendre ny spegany io) Miteraka sous-virage koa nefa io ahena io ny chasse. Mi-régler suspension io no zavatra tena tsy haiko indrindra, fa mila an'i Mr Beels Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 13 mars 2009 ry toum'asss zany anie tena chef mecanicien mintsy eee!!!!!hihihi..... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 14 mars 2009 Lasa mécano tsy fidiny e (au réel comme au virtuel ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites