Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

FRANCE///Rallye Terre de Langres

Messages recommandés

Io Ra-Prez a ! AAASSSSSIIIIIIIOOOOOOOOOOOOOO ! lol!

Ny ahy Focus WRC 2000 no ho entiko, milay be no mitondra an'i lery fa ohatran'ny tsy dia matanjaka izany nefany ... mety tsy dia hanahirana an'ilisany loatra aho raha mitondra WRC plus évoluées kokoa lisany Very Happy

Bon fa ho hita eo, ilay roadbook aloha milay be cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Téna otrany mlay mitsy io k ExclamationExclamationExclamationExclamationExclamation
Fa lé mitady réglages kou somary tantara iany ref ts zatra... fa bon o ita eo dray... confusedaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mauvaise opération pour emsics

efa tafiditra tao anaty session vao hita hoe tsy voaova ny fiara fa adino tamin'ny Sub N12 nefa polo no nikotranana tonga dia tsy tao mihitsy

M6 angamba no mety hitondra polo (raha tsy misy rotaka) mba hanaovana entrainement amin'ny curitiba IRC.

fa asioooooo ry zalahy a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ngambany androany noho hanao fa tonga dia fa tsy hanao reco fa tady ho vizana ny maso dia tsitsina !!! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita ny leg1 sy leg2 sur 207 s2000!! tsy voaova Evo6.5 koa ilay vam fa tsy koi! kkk kely etsy sy eroa fa combat entre Vata9 sy Nari9 aloha dia mafinaritra.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
vita ny leg1 sy leg2 sur 207 s2000!! tsy voaova Evo6.5 koa ilay vam fa tsy koi! kkk kely etsy sy eroa fa combat entre Vata9 sy Nari9 aloha dia mafinaritra.

Hay afaka mitondra an'reo s2000 reo?? pff... za fotsiny no niaritra an'ilay corolla masiso kely léé!!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad ....aleo hiova dnray zany !!!! Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny Leg 1. Nahafinaritra be ny 3 premières ES fa 3e du general !! après niditra ny ES4 dia nisy photographe mal placé Evil or Very Mad dia voahosy nedala !!!!! pffff.... maty 20 sec teo. Après ny ES roa farany ni-rattrape ny retard dia mba 6e du Géneral alony atr@zao. bom Fa faut pas s'enflammer fa mbola betsaka ny tsy niainga a: Fablide Dadoutek bigbang( anao azy koa io fa jerevan'laisany !!!! Cool ) SOAFAHANA BEELS His Peno TOMASYYYYYYY sns....
Ho hita eo ny Leg 2 fa vao anao reco fa làlana tsy aiko mintsy ny ES finlande !!!!! Evil or Very MadEvil or Very Mad mety hi-gerer sisa ngamba.Raha tafiditra 15 premiers @ ity dia faly. Ny tànana koa efa manomboka miverina tsikelikely
cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers Tonga masiaka beuh Misé Dodanen an!!!! za moa zany dia nisafidy N4 histoire de...hay moa izy ty Mode Normal kiiiiiiiiiiii tsy nisy Setup fa dia lasa amzao du coup 1 Tonneau sur Chirdon (asphalte no bdb) Evil or Very MadEvil or Very Mad,niseo nilay loatra tsy nanao reco, geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Géneral alony atr@zao. bom Fa faut pas s'enflammer fa mbola betsaka ny tsy niainga a: Fablide Dadoutek bigbang( anao azy koa io fa jerevan'laisany !!!! Cool ) SOAFAHANA BEELS His Peno TOMASYYYYYYY

Et ZAVOUNA... du Team lé Z'oubliés lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa i Nary9 koa efa manomboka petardpetard ao am Classe-ny an (Sub N11), ela aloha ry lé Vata raha samy 9 9 mbola ampinaniny argue

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Leg1 pourri ny anay e!!! Nanao reco t@ gravel kay dia nony raikitra ny rallye hay mode normale!! Vao ES1: nahazo ilay 4 sy 5 reny toundé solifatra Evil or Very Mad Abandon avy hatrany chaise
De plus ohatrany no-forcerko kou leu izy zan fa tsy en phase @ lé vam mihitsy za!

beurk

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Leg 2 manarina dadatoa a!! Smile .. ny ahy zao io mbola tsy aiko hoe ahona no anaovana azy fa tena tsy aiiiko mintsy ilay finlande ee.. tena sady tsy tiako no tsy aiko beurkbeurkbeurk .... nefa tsy maintsy atao fa ny adva ao ariana mandodona be argue asa hihemotra faha firy vita io Mad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Fa i Nary9 koa efa manomboka petardpetard ao am Classe-ny an (Sub N11), ela aloha ry lé Vata raha samy 9 9 mbola ampinaniny argue

ka zay nge mbola Neuf minuscule e! i nary lou mamely fa za manaraka moramora eny e!
Citation :
Et ZAVOUNA... du Team lé Z'oubliés

tsika lesy iray karazana eny ihany a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Menu t@ Leg1: lé vam lou d ça va iany, bo ts d mipélipélika fa lé pilotage mitsy no somary ts d ao tsar foana,
- tao ny DA vitsy vitsy
- tao kou ny TAQ diverses NoNo
Breffff... maro ny sec very na d niéritreritra ny anitsapéta bé
Lé niveau mitsy kou no mbola ts à la hauteur mitsy ngamb ééé WinkExclamation
Ho ita eo dray ny Leg2
6x
makafoka

Classement provisoire after Leg1: 98/163
Noaffraid

i Nari9 kou téna prierprier mitsy kou kay makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
His a écrit:
Leg1 pourri ny anay e!!! Nanao reco t@ gravel kay dia nony raikitra ny rallye hay mode normale!! Vao ES1: nahazo ilay 4 sy 5 reny toundé solifatra Evil or Very Mad Abandon avy hatrany chaise
De plus ohatrany no-forcerko kou leu izy zan fa tsy en phase @ lé vam mihitsy za!

beurk

Leg 2 manarina dadatoa a!! Smile .. ny ahy zao io mbola tsy aiko hoe ahona no anaovana azy fa tena tsy aiiiko mintsy ilay finlande ee.. tena sady tsy tiako no tsy aiko beurkbeurkbeurk .... nefa tsy maintsy atao fa ny adva ao ariana mandodona be argue asa hihemotra faha firy vita io Mad

tandremo fotsiny lesy ilay embrachement ao amin'ny Mustaselka II Gauche facile après mahitsihitsy mitohy be iny fa raha vao tara ialahy tonga dia misy hazo miampita. fa raha miampita ilay hazo dia mitsofoha entre ilay hazo anakiroa

fa petardpetard aloha i Doda amin'ilay podium voan'ialahy daholo ry Fabynou sy ry Jim

Sinon regret ihany ho an'ny emsics tamin'ilay Subaru fa i M6 ni s'amuse be niaraka tamin'ny Polo (38 sec fotsiny ny ecart amin'ny Vata9). Fa efa no embarquer halefa any bresil ilay polo hanaovan'i Emsics.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

tandremo fotsiny lesy ilay embrachement ao amin'ny Mustaselka II Gauche facile après mahitsihitsy mitohy be iny fa raha vao tara ialahy tonga dia misy hazo miampita. fa raha miampita ilay hazo dia mitsofoha entre ilay hazo anakiroa

Itako mintsy iny. tratra eo foana koa za. Ary tondé abando vo tratra eo a.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita ny leg 1 tsisy probleme fa i Doda no efa manomboka mifoka lol!

Tao @ Prospect Ridge 1er passage fotsiny aho no somary tsy à l'aise kely dia be dia be ny trajectoires diso, en plus mi-saute saute be le daba (tratran'ilay pression de session Very Happy ) @ ilay tendance tsy hi-lache accélérateur mihitsy.

Ilay Focus WRC 2000 koa aloha dia e e e tsisy couple mihitsy, mijaly be mi-relancer an-nedala, tena tsy hitondra an'io intsony aho @ manche manaraka.

Résultat provisoire après leg 1 : 37è (2è gasy après Doda - 13è)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita ny rallye dia nisy zavatra nampihomehy :

Diso nanitsaka loatra niditra gauche serré iray sur Mustaselka II dia nanao sortie large ilay daba, dia efa nanomboka nihazakazaka niampita ilay hazo dia niezaka nanao freins be + retrograde 1ère + frein à main (nosintomina daholo izay azo nosintomina rehetra lol! ) dia ny tena nampihomehy tafajanona à environ 1 cm an'ilay hazo angamba ilay daba lol!

Dia marche arrière dia lasa indray izao !

Dia diso ni-coupe gauche loatra sur Sikakama 2ème passage dia tonneau be dia be, dia niverina nipetraka ilay daba --> dia tonga dia lasa - hay kay nanao sens inverse lol! dia demi-tour be au frein à main de lasa indray zao !

Farany dia 30ème provisoire au général, fa mbola be dia be ny tsy nandalo aloha e (Prez, Fablide, Beels, etc)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon... le jour J arrive.... nao Leg 2 rariva.. efa nanao reco bdb ihany fa tena tsy aiko ilay piste finlande ee!! tsy tiako be ilay daba mitsofoka any anaty tany rehefa mi-coupe iny !!!! lol! .. sady otrany tss... tsy poinsa e!!!! lol! ..
Breff... ho hita eo izay hafitsoka fa dia atao fotsiny aloha... Razz

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Conduite coulée Doda a, dia mihaino note tsara, dia mi-anticipe be (ilaina survireuse kely ilay daba). Aza misalasala manitsaka freins sy mi-retrograde sur Mustaselka II fa tsy hanenenana Very Happy

Aza maika ny ho tonga @ arrivée na hanao attaque be fa iny ilay mampisy mauvaise surprise, sady sarotra ny manao récupération @ ireo spegany ireo.

Lava be ireo spegany ireo dia mitazona rythme ambony fotsiny fa tsy manao attaque à outrance raha tsy hoe efa hay tsianjery tsara ilay lalana.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

Ary manahona marina ny perf ny concurant sasany?? miankina @io koa manko ny strataka ampiasaina ko!! Mad ... misy ny niala vet@ ireo nahay be tao aloha reo?? nisy nihemotra be ve?? sns...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Au fait mbola vitsy kely isika gasy no nandalo, i Stekam izao no hitako ao @ top 10 ao koa.

Ny Tompo-tany no tiako tenenina ka... SurprisedSurprised ...voamaika manko tsr ho antsika gasy raha bobaka ny niala t@ ry zalahh!!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

demain j'attak le leg1 et le leg2
avec de nouvelles barrettes RAM prodrive 1giga
une nouvelle CG qui délivre 256patates avec la fameuse coque a admission directe Big bang badaboum (revin'la v lé admission directe ra hents a lol! )
la subaru N11 devrait bien se comporter...
wait and see
la prochaine évolution ?? santasml2

PS: pour info BBB préparation lol! (big bang badaboum ee) prépare le moteur d'un autre pilote de rallye(ex champion de Mada) en ce moment , livraison demain!!
il devrait nous rejoindre dans les prochaines sessions,...manana playseat iz an Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:

ShockedShocked misy ho tonga machiaka be any zany le. duel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Un certain MRS je supposes Wink

ary izy toundé kopentennnss ann !!! RazzRazz .. Zay no maha Hisss'mann azy... lol!

Sinon alefa BigBang Badaboum (tena mba ovao lesy ilay anaran'ilay garage fa tsy tafa mintsy aaa) fa zay makan'lah aaaaa
clap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita ny Terre de Landres !!!! Surprised .. oufff... tena nanala tongotra mintsy aho t@ ity journée farany ty fa tsy aiko ilay Finlande!! spéciale rapida be nefa à la moindre erreur dia mivadika na manao pik nik na minana vody hazo!!! Twisted Evil .. du coup aleoko niassuraka !!!... actuellement mba 21e du général ary 4e @classe misy ahy... Smile(derrière Stekam ilay mi-riiiile be!!!!) .. personelement ça me va raha tsy miova io classement io vue que natao sceance d'apprentisage @pilotage t@ ity indray mitoraka ity en vue de bien préparer ilay manche any Bresil @IRC flowerflower
Raha ny mikasika ilay fiara indray dia efa ça va be!!faly aho tena faly aho!! clap ..io fiara io ihany (evo7 gpeA) no anaovako MRC dc mila kajikajiana tsr nedala Razz
Bref...@IRC ndray zany ny fotoana eee!!! cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci à Fablide, mba afaka nanao session tao @ lery!

Pour ceux qui le connaissaient pas, comme moi, c'est un gars super sympa! Et vraiment super rapide Wink

Moi c'était une course "pour la forme" sans aucune ambition, et j'aime pas trop la Hyundai finalement, la mitsu evo 9 va plus vite je trouve après essais comparatifs post rallye.

Sinon, tena mila kotrana tsara mintsy fa tsisy cadeaux intsony mintsy an!!! lol!
Tena mandeha daholo!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fablide a écrit:
g abondonner ds l"es3! ShockedShockedShocked

Tsy manina lesy zany a!!Personne ne t'en voudra vue tes perf en mondiale!! clapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="nirina58"]Merci à Fablide, mba afaka nanao session tao @ lery!
De rien latvalaza!! ce fut un gran gran plaisir dacceuillir un gran rallyman comm toi.
dancedance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
fablide a écrit:
g abondonner ds l"es3! ShockedShockedShocked

Tsy manina lesy zany a!!Personne ne t'en voudra vue tes perf en mondiale!! clapclap

Mersi dodanen!sa me donne de la force pour la suite Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kiiiiiiiiiiiiiiii mtapy le rallyesim ndoza, tsy mety tafiditra androany aprem et jusk a maintenant
za alou d maita fa otrany le t@ heritaona ms'inscrire ihany no systeme tsara
Evil or Very MadEvil or Very MadCrying or Very sadCrying or Very sad

Milay lesy io fa aza enti-po eo elah !!!!! RazzRazzRazz ..... hihihi... tsika mtsam hoa tsy afaka amin'io ratsy vintana io !!!!!! Twisted EvilTwisted Evillol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo ry zalah tsy miainga Dimanche tsony angamba aloha no hitako hoe solution fa satria nitombo be ny participants ,surtout ny miainga farany dia mivika ny serveur

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita ny Leg2 fa sarotra lévounina mitsy io Finlande Finlande io téna NoNo tsssssssss
Tapitra
so6 Alpha

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nahavita terre de langres ihany niafarany fa ilay leg1 dia tao @ ilay ss4 Harwood dia nanintsy specta dia nihinana forfait dia avy eo nanenjika fa tsy tratra tsony ry zalah fa to any @ 40 ème any angamba izy izay Mad mbola tsy miverina ireo temps taloha fa ho avy eo ihany eee studystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Vita ny Leg2 fa sarotra lévounina mitsy io Finlande Finlande io téna NoNo tsssssssss

A qui le dis tu??? Mad .. nefa ry Peno manaaao be @io ve lesy !! clap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fintina:

vam: A8 : Mitsu evo9
leg1: mbola lavitra ny niveau ny tenanay , mbola tsy hita le lalana mahitsy, fa zay foana moa ny tanjona mila tonga 49 ème tany

leg2: stratégie kitapo latsaka ,

Général : 29 ème
A8 : 6 ème

tsy haiko na mbola nisy session iray tao aoriana tao aloha e
stekam , latvalaza, dodanen no tao aloha tao sisa

Mila mi-assure arrivée letss ny so6 raha vita

sunny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hay nety ndray le izy tsss Shocked
za tsy maintsy nitondra ny vady aman-janaka nody ko !!!
any ambovo tsisy connex Crying or Very sad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
fintina:

vam: A8 : Mitsu evo9
leg1: mbola lavitra ny niveau ny tenanay , mbola tsy hita le lalana mahitsy, fa zay foana moa ny tanjona mila tonga 49 ème tany

leg2: stratégie kitapo latsaka ,

Général : 29 ème
A8 : 6 ème

tsy haiko na mbola nisy session iray tao aoriana tao aloha e
stekam , latvalaza, dodanen no tao aloha tao sisa

Mila mi-assure arrivée letss ny so6 raha vita

sunny

Tena enjana lé combat, efa niezaka nanenjika iany zay fa tena tsy tratra Dadah t@ lé leg2. Ry Latvalaza sy ry Dodanen moa zany tsy eritreretina kory fa tena adala B. Mlay é Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa ao ny Classement officiel ee!!!! SurprisedSurprised fa tena efa relevé be ilay niveau @Rallyesim a !!! tsy tahaka ny t@ 2 Taona !!.. t@ roa taona mbola mora ny hidirana top 20 !!!! sahona Hentss?????? LaughingLaughingLaughingzao tena ady be mintsy vao tafiditra !! sportifsportifsportif

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Somary tao @ Fablide za nanao legs fa tsy dia nisy recos be, fa tsy dia en forme loatra... Wink Fa kilalao milay foana io, niaraka t@ sortie majinijinika...

Fa mbola ho avy tsara tsika rehetra miaraka @ saina gasy.

>Penotoky tena miakatra be, dadah sns... Asiana session masaka rehefa tonga za @ semaine!!! @ firy indray ny couvre feu??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...