emsics1 0 Posté(e) le 22 décembre 2008 k'aiza ry zalahy? raikitra ihany ve le izy ra thomas sy Nirina 58 sa ahoana? dia aiza ny inscription? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 22 décembre 2008 Andros efa vonona efa vita daholo na ny trains arrière na ny carbu fa dia miandry an'i CI sisa Par contre, ahoana ilay 404 azony mbola tokony atao soudure manko ny chassis Ny inscription angamba izay ni-poste t@ ilay sujet atsy ambadika sy @ ity dia OK. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 22 décembre 2008 aleo eto noho manao inscrip dia limité-na raha azo hatao fa raha be loatra de lasa miandry no betsaka fa sinon raha ny tenanay dia tsy eo ny WE du 27-28/12 koa raha mety dia hatao WE hafa fa refa io noho tapak'iny rehetra dia hatao ahoana moa eeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 23 décembre 2008 Ovina mou 'lay daty zany zalah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 23 décembre 2008 za inscrit na rovina na rovina date eo!!!!! lasa tsy Noël édition tsony nge zany raha tara b e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 23 décembre 2008 Joyeux noël tout court dawl aloh lisany fany drift noël edition izany mety efa 09 vô mety ho hitanay e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites