Dude1111 0 Posté(e) le 8 décembre 2008 Bon... vita soamatsara izay ny saison RBR t@ ity taona ity. Hisaorana ny avo fa vita tsr na ny MRC na ny WRC. Izao dia efa afaka mijery ny ho avy sahady isika. Eto zany dia afaka manome ny soso-kevitra mba hanatsarana ny saison manaraka isika. Ny ahy dia izao: 1- Pseudo iray ihany isaky ny concurant fa ny reco no atao matotra sy mafy tsr zany. 2- Tsara asiana loka goavana² @ fin de saison pour recompenser le vainqueur MRC mba hampisy ny motivation sy ny serieux ary ny regularité an'ny concurant andray anjara ( carte graphik ohatra na zvt mety ho utile @ RBR, na coupe ilay Ngeda be reny mintsy dia atao milay tsr !!) 3- Raha misy ny possibilité dia miarka manao session daholo izay afaka ka atao @ toerana iray dia samy mifankahita eo Izay ny ahy fa dia anareo ndray sy sehatra zany !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 8 décembre 2008 Dodanen a écrit: 3- Raha misy ny possibilité dia miarka manao session daholo izay afaka ka atao @ toerana iray dia samy mifankahita eo [/color] Izay ny ahy fa dia anareo ndray sy sehatra zany !!! za aloha POUR am lé sugestion an i Dodanen e.! am zay mba afaka mandray anjara koa izahay tsy misy connexion a domicile (moyennant le frais nécessaire tsy maninona mintsy) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 13 décembre 2008 manantena fa tsy ambakan zao ny niveau antsika an !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bary 0 Posté(e) le 13 décembre 2008 ho avy tsy ela otran'ny volan'ny cnaps io niveau io kah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 13 décembre 2008 bary a écrit:ho avy tsy ela otran'ny volan'ny cnaps io niveau io kah Marina zanny Bary ahhhh Zay kou makan'lah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 14 décembre 2008 Mikkah a écrit:bary a écrit:ho avy tsy ela otran'ny volan'ny cnaps io niveau io kah Marina zanny Bary ahhhh Zay kou makan'lah Sady babarrrrrr....yy efa tsy miala tsony isaky ny misy public session an !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 14 décembre 2008 Nari9 a écrit:manantena fa tsy ambakan zao ny niveau antsika an !! Aleo lesy tsy dia manofy firy fa isika anie lesy ka raha vao asphalte dia doumel be daholo e !!!!!!! ...maha menatra !!! ....fa raha terre kosa tsika toundé mechannnnnnnnt be annn surtout raha fohy kely ilay spégany !!!! ( sahona dadah sy hisman?????? ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 15 décembre 2008 Suur!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bary 0 Posté(e) le 15 décembre 2008 Tena marina mihitsy zany,ny terre aza mbola mianatra zay koh,maika fa mbola aiza zany ny asphalte ,tena mbola lavitra e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 16 décembre 2008 Chridon ary aho mbola *-*/@è-ç'-_ç ko asphalte ndray tsy....... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 16 décembre 2008 D'un côté ange ny asphalte moramora kokoa satria be adhérence be e fa ilay manenjika an-drizalahy ao @ rallyesim mihitsy no gaigy fa rizalahy tena henjana be @ io surface io Zà t@ 2008 nanao Catalogne sy Tour de Corse ary Allemagne fa tena very lavitra foana e nefa efa attaque à fond zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 17 décembre 2008 thomas_radstrom a écrit:D'un côté ange ny asphalte moramora kokoa satria be adhérence be e fa ilay manenjika an-drizalahy ao @ rallyesim mihitsy no gaigy fa rizalahy tena henjana be @ io surface io Zà t@ 2008 nanao Catalogne sy Tour de Corse ary Allemagne fa tena very lavitra foana e nefa efa attaque à fond zany nenay loun tsy dia tinay loatra lé tsy migorisa e!..... zay nianatra so6control kou! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 VAo tsy manomboka akory ny Ireland d efa ao sahady ny RB Norway !!!! ..azo² no ilay tarmac io klou ee !! ..mavità be daholo !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites