thomas_radstrom 0 Posté(e) le 19 octobre 2008 Mety misy ohatra ahy angamba sahirankirana @ le manakatra clavier isaky ny manao réglages na mi-lancer spéciale - na manao navigation @ menus RBR - satria rehefa installé ny volant dia somary mikisaka lavidavitra ny clavier. Inty misy fika tsy ampiasana clavier intsony @ ireo situations ireo : Mampiasa ilay logiciel "Joy2Key", io application io dia ahafahana mi-configurer boutons-ny volant (na manette) hi-simule touches @ clavier. Ny ahy ohatra dia atsatoko koa ilay manette filalaovako taloha dia configurer @ Joy2Key hi-simule touches @ clavier Ohatra : Direction HAUT manette --> touche HAUT Direction BAS manette --> touche BAS Direction GAUCHE manette --> touche GAUCHE Direction DROITE manette --> touche DROITE Dia bouton 1 --> ESC Bouton 2 --> ENTREE Izay ihany angamba no miasa @ RBR Raha mbola ampy koa moa ny boutons-ny volant dia azo configurer-na tsara @ Joy2Key @ Izay afaka alefanao à 100m ny clavier fa tsisy olana intsony !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 19 octobre 2008 Tena mety le fika. Ary rehefa manoratra am le sauvegarde na otran'zany? tsy maintsy manakatra clavier ihany an. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 19 octobre 2008 Hay tokoa moa rehefa mi-sauver reglages sy replays mbola mila mi-taper kle zany hoe ze boutons ambiny tsy miasa configurer-na lettre dia ireo ihany no ampiasaina ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 milay kosa zany fa andraso andramana,ary so dia mba misy commande vocal????? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 Aiza kosa lisany lesy no hahita 102 touches @ volant sy manette??? tsy maintsy miasa fôna io e! fa jereo ihany raha thomas sô d mahita astuces mamadika clavier2volant elà Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 20 octobre 2008 Tsi2 a écrit:Aiza kosa lisany lesy no hahita 102 touches @ volant sy manette??? tsy maintsy miasa fôna io e! fa jereo ihany raha thomas sô d mahita astuces mamadika clavier2volant elà io ndary de misy ka fa................any @ mpivarotra misy clavier hazo hatakalo Momo..hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites