Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

Decès de Tonton Karl

Messages recommandés

dia amin alahelo lehibe no ilazana amintsika fa namoy namana iray indray ny tontonlon n'ny spaoro mekanika. maty tam faran ny herinandro teo manko i Karl, ( Karl sy Tsiresy sur 205 crabe). tao ho ato izy dia efa tsy dia niazakazaka firy intsony fa nivadika tany am kodiarana 2.
ny fandevenana dia natao anio.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fihononana feno ho any fianakaviana manontolo Exclamation

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mampalahelo izany. Izy dia olona nanamarika ny fandalovana teto an-tany

raha tsy diso aho efa nahazo grand rallye izy tany amin'ny taona 1986 tany

tsy adino koa ny fikarakarany ny lafiny mozika. Tsy hoe maty vao ramalala fa sahiko ny milaza fa i karl no isan'ny technicien de studio matotra sy mazana voalohany teto amin'ny tanàna

Mirary fiononana sy faherezana ho an'ny fianakaviany. Mino aho fa efa miara-manao rallye miaraka amin'ireo champion nialoha lalana azy any amin'ny paradisan'ny rallymen izy

veloma Karl

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana manontolo

Tena betsaka zany lasa zany an... Aok'izay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sincères condoléances à la famille silent
sô dia misy manana sary fa otsan mbola tsy koboko io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mamangy @ fahoriana sy mankahery ny fianakavian'i Karl.
Mpandray anjara t@ WRC Gascom Tournament lery hatr@ voalohany ary tonga demi-final foana farafaha-ratsiny, zay no anisany souvenir ni-marquer anah ary tena nampiaika anah oe tena passioné à fond lery.
Mandria am-piadanana Karl

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
sincères condoléances à la famille silent
sô dia misy manana sary fa otsan mbola tsy koboko io


Io lesy Ra-Hents le bandy nitondra 505 niaraka nijanona t@tsika tena am saut voalohany teo am rail a. Le dadan'le sipa bevohoka iny. Somary misy volo-bava zay izy.

Tena somary tara fa mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...