Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Asio saut team so6 N° 2

Messages recommandés

dia raikitra izany fa hatao indray ny animation saut team so6 koa ity ny article miresaka any izany ao @ Lagazette de la grande île ka hisaorana manokana hi- Nerone cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ts koi e!
Dia efa instaleo aloha aza fa zay dia mba hisaute koe rehefa andeha hoany, refesina ihany so d mba lasanay ny coupe

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manatitra ny fisaorana hoan-tsika rehetra fa nilay be ny ambiance nanomboka ny zoma ka hatr@ alahady teny @ remise des coupes.

resultats : Asio saut team So6 N°2
ss1 ss29,5 Cumul
- 1er Sitraka 10.6 9.8 20.4
- 2ème Patou 11.2 8.6 19.8
- 3ème Guigui bone 9.6 10.1 19.7
- 4ème Dahery 8.6 9.5 18,1
- 5ème Mickael 8,7 9.0 17,7
- 6ème Mija 8.6 8.9 17.5

Misaotra an'ireo izay nitsambikina rehetra koa eee !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena efa hitako misy organisation kely efa manomboka pro mits ny team satria nahavita concours de saut anakiroa amin'ny toerana 2 samihafa.

Grand Merci en tous cas à la team.

A la prochaine en tous cas

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary aoana zany fihaonana omaly zany? mba asio tatitra kely eto é. lé coticota aoana? aleo ngamba atao system boitin-drakitra iany leiz prez D atao ao @nao ao iany a, sa aoana? i big zao no efa nanomé taty amiko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
Ary aoana zany fihaonana omaly zany? mba asio tatitra kely eto é. lé coticota aoana? aleo ngamba atao system boitin-drakitra iany leiz prez D atao ao @nao ao iany a, sa aoana? i big zao no efa nanomé taty amiko

+1
sady za tsy tany omaly dia mbola tsy nandray anjara tam cottaaaaa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny tatitra @ ilay fivoriana omaly izany dia sarotra satria izaho sy ny tenako no tao ka nande ihany ny resaka nefa resilahitra ny tenako satria maro loatra ry izaho...hihihi...de izay le fivoriana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...