thomas_radstrom 0 Posté(e) le 2 septembre 2008 Mandra-piandry ny Catalogne ry zalahy tena handray anjara @ ilay Mont-Blanc Morzine (championnat de France asphalte) ny tenanay. Sady mba manomana ny Catalogne ihany koa @ ilay surface Misy mazoto ve hanatevin-daharana ny délegation Malagachouis any ? Mba manentana an-dry Maximum Attack, Latvalaza sy ireo "Malagasy Henjana" rehetra e ! (Impreza WRC 03 ny dabako fa henjakenjana ihany ny mitolona azy an - zatra an'ilay Focus hendry be koa ko ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 3 septembre 2008 thomas_radstrom a écrit:Mandra-piandry ny Catalogne ry zalahy tena handray anjara @ ilay Mont-Blanc Morzine (championnat de France asphalte) ny tenanay. Sady mba manomana ny Catalogne ihany koa @ ilay surface Misy mazoto ve hanatevin-daharana ny délegation Malagachouis any ? Mba manentana an-dry Maximum Attack, Latvalaza sy ireo "Malagasy Henjana" rehetra e ! Dia ry zalahy malagasy tsy henjana izany tsy tafa mihitsy . inona aloha le henjana e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 3 septembre 2008 Le Pays Basque Rally aloh no hikotranana am le Tarmac kle fa mbola tsy mety stable le focus 01 hatreto Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 3 septembre 2008 Ilay malagache tsy henjana indrindra angamba no hanao test asphalte amin'io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 3 septembre 2008 Ilay mahavita temps milay no tiako resahana @ le "henjana" sao dia misy mihevitra zavatra hafa Nde hojereko koa ny roadbook-n'ilay pays basque kle Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites