Rajoù 0 Posté(e) le 22 juin 2011 milay mits le izy ka!! sady mahafinaritra foana ny mahita mk1 tafarina e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 22 juin 2011 Rajoù a écrit:milay mits le izy ka!! sady mahafinaritra foana ny mahita mk1 tafarina e! fa ra vô Tsy Mk1 zany no tafarina de ts mlay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hypopo 0 Posté(e) le 30 juin 2011 Slt!Amidy io fiara io, antsoy aho Tél: 032 02 174 33 - 033 25 132 03Tsito Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hypopo 0 Posté(e) le 30 juin 2011 hypopo a écrit:M.n.R a écrit:Tsimandrava a écrit:Salama daholo ry zalahy a!Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e!http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/tena lay seza le!!un bon PS avec ça ça le ferai trop!!!Slt aMety efa tara aho fa mino aho fa hahazo valiny ihany. Aiza no misy io garage io fa mitady mpanamboatra mihitsy aho zao? Ny ahy VW golf GL natao restauration t@ 2007 fa tena tsy nahafa-po mihitsy ilay nataon'ilay bandy dia averina karakaraina tsara mihitsy amin'ity.[img][/img][img][/img] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hypopo 0 Posté(e) le 30 juin 2011 [quote="hypopo"]hypopo a écrit:M.n.R a écrit:Tsimandrava a écrit:Salama daholo ry zalahy a!Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e!http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/tena lay seza le!!un bon PS avec ça ça le ferai trop!!!Slt aMety efa tara aho fa mino aho fa hahazo valiny ihany. Aiza no misy io garage io fa mitady mpanamboatra mihitsy aho zao? Ny ahy VW golf GL natao restauration t@ 2007 fa tena tsy nahafa-po mihitsy ilay nataon'ilay bandy dia averina karakaraina tsara mihitsy amin'ity.[img][/img][img][img][/img] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 30 juin 2011 iamkosmis a écrit:Tsimandrava a écrit:Salama daholo ry zalahy a!Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e!http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/O raTsimandrava aa!mbô hanontanio ao amin'io garage io fa sao amidiny ilay moteran'ilay 505 ao io? ary koboko marina zany toerana zany, io afarany efa misy mastic io ar ny 944s ko e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tsimandrava 0 Posté(e) le 30 juin 2011 Marina izany e ! Ao no mpikarakara azy e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tsimandrava 0 Posté(e) le 17 août 2011 http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 17 août 2011 nifanena t@ ity fiara nareo io mintsy a t@ atoandro teo antsahabe!masaka e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tsimandrava 0 Posté(e) le 18 août 2011 M.n.R a écrit:nifanena t@ ity fiara nareo io mintsy a t@ atoandro teo antsahabe!masaka e! Tena miala-tsiny zany fa zahay tsy nahita e! aleo mitoraka salut amin'ny manaraka e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bary 0 Posté(e) le 23 août 2011 mahafinaritra foana ny mahita resto an'itony mk1 itony , mazoto be ry zalahy a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ciriusblack 0 Posté(e) le 4 octobre 2011 salut daholo ésao mba misy manana mk1 2portes any é na carros fotsn aza Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 4 octobre 2011 ciriusblack a écrit:salut daholo ésao mba misy manana mk1 2portes any é na carros fotsn azaMety misy mitsy fa mila anontanina lay oul ra bul any anTsy caisse GTI fa tsotra, d jiro B ny arina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 5 octobre 2011 ciriusblack a écrit:salut daholo ésao mba misy manana mk1 2portes any é na carros fotsn azalooool zany ihany ny zavatra! za reny nivarotra Pumba ray volana tsisy nikitika tato fa lasa lery dia tonga ny mpitady :p timon koa nefa tamreny namidin ny tompony loool Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
yvhan 0 Posté(e) le 27 juin 2012 slt daoly n mpakafy mk1 reetra,so d mba mis manana calendre biphare an o an?za mantsy vo nahazo caisse gti fa n jiro carré otran 104 d ts tiko,lol,d feu arriere ko le lebe d mba ampitapitao fa mpankafy e, Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 11 juillet 2012 Tonga soa e! tonga dia any amin ilay Gisa mainty mintsy izany tediavintsika zany an!!! hatreto aloha dia mino aho fa tsy misy manana ny calendre e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hypopo 0 Posté(e) le 12 juillet 2012 Christophe B+ a écrit:Tonga soa e! tonga dia any amin ilay Gisa mainty mintsy izany tediavintsika zany an!!! hatreto aloha dia mino aho fa tsy misy manana ny calendre e! SltTENA GISA MAINTY MINTSY LE IZ, TAPITRA VOATETIKO NY MPIVAROTRA KORONTANA ENTO @ TANANA FA TSISY E. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 16 août 2012 tena nisy fotoana aho herintaona maninjitra nitady fa tsy nahita an! :/ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
yvhan 0 Posté(e) le 23 août 2012 merci daol ranga a,efa naita ian le calandre fa ts maints nanafatra e;reto misy sary vitsivitsy avant et aprèes e,mbola tena andalpiketrehana mints tsik zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites