Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Session Vendredi 18 juillet

Messages recommandés

Tsi2 a écrit:
Dodanen a écrit:
za zavt rendrika tao anaty mouchoir léé !!!! SadSad ..hihihi

Sitrana tokoa ve elà Ra-Doda ????

Za valaka koa après lé! Sleep foana!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa manomboka misy rubriques filazana zavatra very sy entana very ihany eto ka dia amin'ny alahelo lehibe no hilazako an'là Ra-Vata fa ilay CD drift malalan'là dia tsy aty amiko!!
Ny CD dia nandramana teto @ ity PC-ko ity t@ sabotsy maraina tokony ho tamin'ny 3 ora maraina teo ary tokony hody any @ tranony eny Andohalo rehefa avy natsofoka tao anatin'ilay boitier imation menamena.
tsy nisy rovitra fa soratra t@ marqueur manga.

Ity no solon'ny fampandrenesana ary hialana tsiny ho an'ireo izay tsy tratr'antso, nohon'ny fitakian'ny torimaso be loatra.

Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad
soa ihany fa misy ny mamelona ny maty! aleo fa handalo any aminao aho Mr Prez haka ilay cd a! dia mba efa vita koa am zay ilay any aminao e?
Hoan ireo mila ilay Gr B hafa tany Am Hentsssssss " BEST OF Gr B" sy "AUDI QUATTRO" ny aty amiko!. milay be daholo ilay izy ary rehefa avy nivahiny fotoana vitsy aty amiko dia apetrako any am Prez atao ao anaty base DD ka ao indray no maka izay mila.
inty no solon ny fampandrenesana.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...