Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

MBA VONJEO EEEEEEEEE

Messages recommandés

Sali sali Daholo! Fantako fa somary hors sujet ity nefa tsitako izay antsoina ka mba ampio aho.
lasa formaté accidentellement ny dur-ko wa dia very daholo ny sary 3 saisons. ni récupéré an ilay donné tam easy recovery aho dia récupéré ilay izy saingy donnée brute bolongany be no azo. tsy haiko fa ohatrany natambatambany daholo ilay izy dia lasa misy fichiers JPG 4Go, 2Go sns anak 12 ilay izy.
tsy haiko hoe ahoana no hanaparitahana ilay izy satria tsy mety misokatra. izay mba manana sopapa mba omeo e!
na logiciel de récup hafa mamely tsara na logiciel afaka manaparitaka ilay donnée brute
misaotra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...