Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Jeux

Messages recommandés

Invité Doda

Ilay driving force pro koa anisan'ny tena volant milay ka !!..sady iny afaka bidoulléna tsr mihintsy raha mahitahita. Ity zao misy exemple ana DFP no-modifien'lé tompony dia novolen'lé razoky frein à main leiz !!! RazzRazz ..fa norma ka!!..

sinon raha resaka budget koa anie dia misy an'lé THRUSTMASTER Clutch Edition koa interessant. 3 pedales koa nédala ac paletes de vitesse au volant koa, ary izay bandy nividy azy io dia plus ou moins satisfait daholo alony atr@ zao e!!..sady ra rapport qualité prix izy interessant be satria eo @110euro eo no vidiny ( atsasan'ny vidin'ny G25). Fa ny blm dia ilay izy tsy misy mivarotra eto@ tanàna .Ny volant mihintsy no tsy dia misy eto e!! misy iany zany fa dia volant ampiasaina herinandro dia vita ee !!! RazzRazz ..ka eo ilay hoe aleo mi-investe @ volant tsr dia maharitra !! tsy ny jeux ho lalaovina aminy akory no tsy ampy !!!lol Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izay aloha no tena olana e! Tsy maintsy manafatra foana vao mahazo fa tsy mahita an'ireny mihitsy eto @ tanana. Ilay THURSMASTER efa hitako ihany fa par rapport @ logitech izy, manao ahoana?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité doudouda

ilay thursmaster alony tsr fa zany hoe ilay logitech no tena lafatra ExclamationExclamation au niveau precision alony tena lé logitech no tena tsr ee !!..na ny dureté an'ny pedale ary samy afa be ( ny frein ohatra enjana kokoa noho ny accelerateur sns), na ny esthetik Razz ect...
En gros samy tsr reo e !!.. fa raha tena hoe rbr-iste alony dia ilay Driving force pro d ampy e!! vu que ny embrayage tsy dia miasa firy@ rbr dc...Fa raha tena hoe hilalao simulation bobaka be ohatra hoe gtr2, rfactor , lfs ,... zay vao tena interessant lé G25 ( hevitro manokana io) . Fa dia anjaran'ny tsiray² no mifidy izay tandrify azy ee !! Smile

Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny no hilazako eto fa i BIBILL dia classé 29e t'@ rallye dy japon farany teo ( championat rallysim en ligne io). Classement honorable iany zany vue que première participation ny an'lery !!! Wink ...vivement ny rallye manaraka dia miandry anareo sisa ee !!! Very Happy .i bigbang zao efa maty kotrana ao fa hitako avy aty !!!mdr Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho avy tsy ho ela e!! Wink Efa mi-negoce volant @ akama dia raha poince dia ho tonga tsy ho ela Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité bigy

Manaova rzalà am lé rallye de chypre am lé session dimanche 23 Septembre à 15h00 a be bandy gasy ao amin'io zay an
DIMANCHE 23 à 15h00 Very HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité bigy
@ 16h00 am heure atsika exactement (ra eto dago)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sali
alo rzala le session Sabotsy 22 Sept à 20h no atao a (zany hoé @ 9 alina ra aty dago) fa to misy tsy afaka ny dimanche sady ny connexion ko to tapatapaka fona refa apres-midi aty a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité doudou

na koa ny tena essentiel anie dia hoe ao anaty classement général daholo isika ee!!! Smile ...donc raha misy tena tsy afaka moa samedi dia tsy maninona fa mety daholo izay daty hanaovany fa @ classement general fotsiny no mifanmitady ao!!! Surprised
Juste pour info hoe izay té hifanandrana @ ireo favo ndrindra ao @ forum rallysim dia ny session dimanche à 21h no tonga ao daholo ny enjana. Twisted Evil ..
Zay fa dia endre tsara daholo ary mandra-pà eee cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité tonton

Félicitations maximumattack 4ème tam rallye de nouvelle zélande an!
Amin'ny Rallye de Grande bretagne ndray an, zay ko mba anao Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ramatoa

salama daholo éé!!

Tena mba mitady an'ity rbr ty fa tena tsy mahita erakin'tanana. Aiza no mety misy mivarotra azy io ry zala???

Mba mi-télécharge ihany za fa ela loatra vao feno lé 1,4Go Shocked

Merci de votre réponse. Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa manana lé jeux d'origine RBR ve aloa ramatoa?

sinon za mizara mvarotra mo zany e Laughing le Cd RBR 2 d sy le version RSBR08 + patch update 1.0.2 RSRBR (pres de 800 Mo io farany io)
reo no nivoka farany ilaina amin'ny championnat 2008
A titre d'info efa betsaka ny fiara vaovao nivoaka ao amin'io version farany io: C4, escort wrc, escort grA, Clio R3,...
Andefaso MP d valiko e, na io ny mail sy ny msn

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
suffit de telecharger sur emule, ou le mieux sur les reseaux de partage genre bittorent,azureus....et meme pas la peine de payer, y'a tout

....mais a toi de voir si tu veux acheter ou non
a+

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ramatoa

Ok bigbang a!! tena tsy hitako ny msn anao fa mba omeo kely eto. Mi-interresser anah ilay izy!! ny jeux vao tamin'ny sabotsy vao nahita. Fa hafa mihintsy ilay PC éé! sur PS2 foana za izay no nilalao fa tena hafa mihintsy. Amin'ny zao aloha mbola manette no ampiaisaina fa mbola miandry ny volant!
lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers
merci à bigbang pour RSBR08. Tena milay B. Fa izany hoe misy fiara sasany tsy micharge ao anatin'ilay jeux. à voir!
Hier soir c'était nuit blanche et les yeux fatigués ce matin
tongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!
ie mbola misy bug kely zany izy io fa efa mketrika mamboatra azy ry zala @rallyesim.
Vao mivaoka ny mise à jour ao am rallyesim d tsara atao mise à jour le izy.
Sinon mikotrana tsara d betsaka ny gasy manao championnat e! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary tsy misy manana skins an'ny rally gasy ve tsika any, quelque part. La celica Shell helix devrait être pas mal, ou la sub de madame.
cheers
qui peut nous faire ça? tonguetongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mba niezaka ihany a nanao fa lé milalao le photoshop ko tena mbola enjana b kou Sad
Colin kosa a kalou nahavita 206 orange an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Doudou

tsétséééééééé !!!!!...efa mitombo mintsy zany RBR-iste gasy zany ann !!!!. lol!lol!
Ao @ citic ry zalà misy volant abordable aa!!...MOMO racing ilay izy ary tsr ra hilakona RBR. ( rbr houa aaa!!!!tsy aiko @ jeux afa).Io zany ny volant mba hitako hoe abordable sy fiable raha eto @ tanàna ee!!..ka @zay Xmas zao d tonga io vidiana ho an'ny vady aman-janaka !!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

j'ai essayé de faire un skin de la mitsubishi de laza, a voir dans la rubrique pilote/laza.
Si quelqu'un pouvait me faire parvenir une photo détaillé de la caisse pour pouvoir la finir. cheerscheers

Merciiiiiiiiiiiiii flowerflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kaiz
Misy délégation malagasy andray anjara amin' Corona Rally Mexico ho avy zao lol! ao ohatra ry randrianadou, herjo, bellaba, bigbang
Atsoina koa ireo gasy inscrit ao am rallysim sy izay tsy mbola inscrit ka liana amin'ity lalao ity toa an'ry ramatoa, his, bibill, maximumattack...etc...
Mba andray anjara amin'izy ty izay atao du 25/02/08 au 01/02/08.

Misy session kotrana kely izay ho tanterahina amin'ny samedi alina zao (23/02/08 ) entre samy gasy ho an'izay te anandrana, mbola hanome vao² momba an io be be kokoa izahay d'ici klk jours
Wink

A+ rzalà aaa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manao ahoana daholo é ! ! ! !
Milay ny mahita gasy milalao Richard Burns Rally. Tokony mba mifanena kely tsika ndray andro any. Aza adino fa misy ny rehetra momba ny RBR ao am rallyesim.com. Sady mafana ny championnat ao.
Ho an'zay mitady RBR, normalement misy en vente lay izy en version Gold raha tsy diso aho sady a petit prix 15 euros environ. Sinon, misy par d'autres moyens mais ....
Na koa faka mifampindrana koa nareo satria une fois installée, tsy mila CD ilalaovana.
A part ça, efa mba niezaka nanao skin fiara rallye gasy, fa manque de photos é ! Avis am 'zay manana fotos, mba alefaso aty anaovan'tsika skin milay. Iza no mahalala fa raha betsaka tsika mety afaka manao championnat gasy virtuel.
Milay dia six é ! !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka am'lé session roviana aza ilay izy éé!! toa mbola tsy misy nisoratra anarana manko tsika ao. Ny session am'sabotsy mety mbola tsy afaka mandray anjara noho ny "olana ara teknika" MadMad .
Tongava daholo ry zalah fa mahafinaritra amin'io a! Cool
Misaotra ééé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola session publique aloha no atao ahafana miara milalao sy miara mikotrana. Am zay dia mba mafimafy ny delegation gasy am Corona Mexico.
Ny session officiele mbola tsy objectif am sabotsy.
Tsy mila misoratra anarana fa tongava fotsiny. Jereo ao am session publique dia ao no asiana any lay izy.
Tongava maro ry zala ! ! ! ! !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

alo atao am 22h00 aty dago ny fotoana sa aona?
am firy any am la zany ra beelabba? Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Am minuit aty zany raha tsy diso aho Rolling Eyes
Okay milay zany, de toute façon, contacteo am MSN za dia tonga dia atomboka lay izy. Mety am debut d'après-midi eo za no anao creation an'ilay session, am zay tonga dia milamina. Raha sanatria tsy nitovy ny leran'tsika dia tsy olana. de toute façon vetivetika ny creation na session.
Tonga dia soratako eto ny anarany am zay azo jerena directement lay izy rampitso alina.
Session publique: "Tany mena ny dago" par Beelabba
Tsy asiako password.

Okay, zay zany fa sur é. Kaozio iany aho radem maraina raha misy fiovana tokony ho atao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nizotra tsr ny session reco natao t'@ samedi lasa teo. Na dia hita ary fa mbola nisy lesoka betsaka iany ny sasany !! ( izaho ao anatiny !!!!mdrrrrrr lol!lol! )..Ka dia mbola mamerina ny fanentanana fa mbola afaka misoratra anarana isika izay taraiky !!!...Dim 21h ( 23h mada) no session farany, fa alohan'izay mbola misy session maro² azo hisafidianana ka dia samy maka izay tandrify azy.
Raha ny tokon'aina alony dia iriana mafy ny mba hidiran'i Beelabba na i herjo podium fa tena nanovokovoka mihintsy izy mtsam t@ reco ann !!!mdrrr.....ao fa entinay ambavaka laisany ee !!!!mdrrrrrr lol!afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ramatoa koa sera de la partie !!!!!!! cheerscheers ..vao nifanena tamiko tao@ forum rallysim tao nedala !!!!! cheers ...
Raha ny malagasy hita inscrit ao @rallysim alony dia bdb e !!!..fa zany hoe refa tonga ny course dia tsy misy hita daholo ry lerony !!!!!hihiihih.... ( manao foton'gasy mintsy aza ny sasany !!!mdrrrrr Razz )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dommage tsy afaka t@ reco!! za ngamba i roule hiaraka amin'i randrianadou am'sabotsy 22h!!
Twisted Evil
irina tokoa mba hisy hiakatra podium tsika ééé!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ho avy tsy ho ela e!! Wink Efa mi-negoce volant @ akama dia raha poince dia ho tonga tsy ho ela Very Happy


Aiza iany izy ity ra-his a???sa mbola resin'ny tahotra???lool.. mandala aho. Tongava aingana ee!!mba miala voly kely isika @zay alohan'ny debut saison MRC !!! Razz

PS: Misy session publique rariva @ 22h30 ho an'izay mazoto hikotrana faraparany !!!.. za alony mety ho ao iany !!! Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

eo ko za am Samedi 22h00 Cool

am 12 alina aty amitsika io an lol!

(ps: sady sponsorisén'i orange mitsy za amn'io ra doda a) lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena milay le reco t@ farany iny ka.
Ny session ho hita eo ihany fa mbola tsy fantatra izay programma Rolling Eyes
Dia misaotra mankahery ry zalahy, atao zay mety e, fa raha ny hitako dia na Randrianadou aza mety ho tsara classement mihitsy Cool
Grosse merde daholo ry zalaha a! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
invité a écrit:
His a écrit:
Ho avy tsy ho ela e!! Wink Efa mi-negoce volant @ akama dia raha poince dia ho tonga tsy ho ela Very Happy


Aiza iany izy ity ra-his a???sa mbola resin'ny tahotra???lool.. mandala aho. Tongava aingana ee!!mba miala voly kely isika @zay alohan'ny debut saison MRC !!! Razz

PS: Misy session publique rariva @ 22h30 ho an'izay mazoto hikotrana faraparany !!!.. za alony mety ho ao iany !!! Smile


Somary sahirana dia tsy tafa mihitsy hatreto Crying or Very sad Fa tsy maintsy ho avy ao ihanyka Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bravo Beelabba pour ta 9ème place, et un scratch dans SS9 NOIKER affraidcheers
Ra Herjo ko manao be fa dommage tam le noiker, nefa tam le noiker faha2 tafiditra faha 3
Maximum attack koa tao ihany na dia tsy de hita tety am forum aza Wink avec un joli scratch dans la SS5 cheers
Randrianadou koa efa manao temps tsara ko fa mila mresaka tsara am sponsor-ny fa navelany tany anaty spéciale... lol! ( kopy ela tonton a hihihi)
Ra nenay d tena "rallye catastrophe" iny e EmbarassedCrying or Very sadMad Tsy tany mitsy, nitsangatsangana tany anaty hazo no natao d alo natory lol!
Mbola tena mila kotrana b Sad
Milay e
@ manaraka ndray rzala a

Miakatra en force ny bandy gasy e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Merci é ! ! !
Nilay marina iny rallye iny.
Mila tohizana foana ny kotrana am zay tsika mba miakatra niveau ndray am manaraka. Sady efa ho avy ny Argentine. Ary misy mafantatra vé i Mineshaft?? Mandé ko lery ra ny hitako.
Bonne daholo ry zala ary aza kivy, fa un jour va viendre ataon'tsika mamay ry zala voalohany reo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Doda

zay dia narian'ny sponsor tany anaty rallye ee !!!!...pff...mahakivy mintsy !!!!ny tenanay ndray dia lany carte wanadoo en plein rallye ee!!! lol! t@ voalohany nefa mba tafiditra 30premier iany !! ...fa zany hoe tonga teo @ ss15 dia lany lé wanadoo d tsafaka nadefa tps tsony aho !!!! ce qui fait hoe considéré comme abondon daholo ny SS dimy farany !!!! Embarassed ....@manaraka mihezaka manao tsr² kokoa e!!...

I mineshaft ngamba I Maximumattack nanao reco iany raha tsy diso za !! ...niray session tamiko manko lery...( vue ke SS tian'lery be koa mineshaft dc....)..fa milay ee !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mahafinaritra ny mahitanareo ry Beelabba, Maximumattack, Randrianadou, Mineshaft, Bigbang, Herjo tao @ Rsbrlive08 efa tena tsara ny lalao ary manantena fa dia ho tonga eny ambony podium tsy ho ela.
Ny tenanay dia mbola ho avy eo @ Rstbrlive08 fa mbola aleo aloha mikotrana moramora aty @ sisiny vao miakatra an-tsehatra
lol! ary mbola miandry matos milay (volant ) Tohizo ry zalahy fa @ izay mahita ny any hivelany fa mahavoa ragalasamy cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

lol! ary mbola miandry matos milay (volant ) Tohizo ry zalahy fa @ izay mahita ny any hivelany fa mahavoa ragalasamy cheerscheerscheers


Tongava lesy na manety aza !!!!!!! Laughing ...tskoi io !!! i big bang zao manety aniee !!!...Sady ao tonga d mampi-vôtra be !!! affraid
Ny argentine zao no manaraka !!!..somary sarotsarotra ny ss sasany fa revena milay eo foana ee Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hafa ihany ny LOGITECH G25 fa rehefa manao pied gauche afaka manao temps tsara bombombom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Hafa ihany ny LOGITECH G25 fa rehefa manao pied gauche afaka manao temps tsara bombombom


Fa i soafahana eto @tanàna sa any andafin'ny riaka???...ra eto manko dia aiza no ahitana G25 zany léé?? lol! ...sa manafatra??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Ledada

Soafahana a écrit:

Citation :
Ny tenanay dia mbola ho avy eo @ Rstbrlive08 fa mbola aleo aloha mikotrana moramora aty @ sisiny vao miakatra an-tsehatra
: cheers cheers

*

Na afaka manao PWRC koa anie elah raha mbola tsy tia hiakatra wrc e!!ny gpeN manko mora² alavitra mihintsy ny mi-controle azy !!!sady betsaka iany ny pilote engagé en pwrc ao Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongava ry zalahy na manette aza a!
Za manette koa, de mba misy resultat ihany na izany aza Rolling Eyes
Tena mba sorena mihitsy aho t@ le sortie tao Noiker, sady en plus spécial tena reveko mihitsy io, ary tsy nanao sortie tao mihitsy aho t@ reco, fa tena diso natoky tena be loatra angamba tao de voa e Rolling Eyes
Vita indray iny ny amin'iny de ho hita eo ny manaraka e. Sady hita fa efa misy maromaro ihany ny mahavita temps @ tsika de efa mahafinaritra e cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Eto @ tanana ihany ny tenanay fa mbola nafarana ilay matos ééééééééé!
ary aleo manandrana WRC dia hita eo ny niveau na hi tana ny laharana voalohany avy any @ farany lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa anomboka ny reco Argentine ho any zay mazoto. A partir de vendredi soir angamba raha tsy dia be kandra loatra.
Tsy misy session spéciale aloha pour le moment fa jerijereo fotsiny ao am RSRBRLive 08 ra ni-creer session za na tsia.
Normalement am ty week-end ty dia tokony iroule misy misy kokoa za.
Rehefa vonona anao session commune tsika dia mamela message eto dia organisé tsika ndray ny reco ho'any malagasy boys
Rolling Eyes
Okay daholo, ary aza manahy fa na manette io na volant dia miainga daholo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok beelabba
Mba iezaka ny anao tsara izahay am ty Argentine ty lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tô sarotra ihany lé argentine kouhh!! pale
voa- téléchargeko tamin'ny maraina ihany ilay 1.0.7 ry big bang a!! au point amin'zay ny version ako! bouncebounce
fa milay kouh zany ny modelisation an'ilay volvo a!! fa izy alouh D sarotra entina ihany, surtout rah a manette lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, hanomboka mba hiditra hilalao @ zay ny tenanay. Vao avy ni-installer-na ny RSRBR08 dia eo am-panaovana ny MAJ 1.0.7 zao. Dia rehefa avy eo handinika ilay live lol! Marihina fa dia ny manette aloha no hilalaovana (tsy dia masosotra ko) lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers
L'important c'est de participer aloa e Wink , mbo mizatra an le live aloa fa tsy tonga de hoe refa mahay b avy any vao anao lol!
ra ny tenanay zao dia mbola zaza vao mandady ianatra andeha amn'io kilalao io! (na de efa ela iany aza no nandady lééCrying or Very sad )
Tsy atao mahamenatra kanefa zany Smile
Bonne rzala a mba ho betsaka ndray zany ny gasy am ty koa cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...