Dude1111 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Ary ahona marina no niafaran'ireo pilotes étrangers hoe anao eto @tsika?? ry emonts sy ny forongony moa efa lé hoe @ boina any mintsy vao ho tonga. Ary mety hisy afa ve akotran'ireo??... manahona ilay cas "Didier Auriol"???otrany mbola tazako manao IRC ary razoky zao ko !!!! ..tsy aleo ve entina nakaty lé punto S2000 iny !!! Mba omeo vao² izay mahalala tmpk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité doudoute Posté(e) le 16 mai 2008 betsaka laotra lesy le spons nangantany zaly (didier auriol) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité latvala Posté(e) le 19 mai 2008 i Emonts irery aloha no fantatra fa ny ambiny tsy mbola hay, i Joda no enga anie ahita spons sy fiara fa tsy misy adve loatra i Laza na koa i Mathieu no mahazo fiara mantanjaka, na i Roi lion no miverina amin'ny 206 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Dodanen a écrit:Ary ahona marina no niafaran'ireo pilotes étrangers hoe anao eto @tsika?? ry emonts sy ny forongony moa efa lé hoe @ boina any mintsy vao ho tonga. Ary mety hisy afa ve akotran'ireo??... manahona ilay cas "Didier Auriol"???otrany mbola tazako manao IRC ary razoky zao ko !!!! ..tsy aleo ve entina nakaty lé punto S2000 iny !!! Mba omeo vao² izay mahalala tmpk efa ok daholo ny 70% ny budget an'i ry Auriol sy Joda @ ilay skoda octavia wrc. Ilay 30% ambiny tsy nety nahazo valiny ry zareo dia najanona. Ny Skoda an'i Auriol dia nomeny entiny Yoann Bonnato (son protégé qui est un futur Loeb aussi) t'@ rallye 2 champ de terre france izay zao. Donc mety @ erintaoana indray ve sa @ fin de saison. latvala a écrit:i Emonts irery aloha no fantatra fa ny ambiny tsy mbola hay, i Joda no enga anie ahita spons sy fiara fa tsy misy adve loatra i Laza na koa i Mathieu no mahazo fiara mantanjaka, na i Roi lion no miverina amin'ny 206 Efa 8ème leisy ry zareo teo sa 10ème vao mety @ ela Roi lion tao anao @ rallye Srk, ny daba betsaka noho ho avy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 19 mai 2008 latvala a écrit: na i Roi lion no miverina amin'ny 206 aaa....Lery iny efa ela no nandrasana hiverina fa tsita tsony ko !!!! aleo tsy manantena intsony fa manjary manao fanantenana pôkaty!!!! ....rehefa tena vonona ve izy tsy ho hita eny iany.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 30 mai 2008 ô ry zalahhhh!! tapa-tsinay rery za mijery ny sary ao @ rallygasy !!! ...fa vaza ve ilay copilotin'i SISI iny????hihiihi...tsy hitan'laisany otrany pôzina BEEGEES zany ve iny???? ..isaky ny mahitan'lery za otrany té hihira "how deep is your love " be !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 31 mai 2008 Metissssssssss leitsy io ra doda ary hi lery ilay Titi caron mpanao cross fa angamba hi lery tratran'ny vovoka @ ilay moto dia lasa mena volo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Sady métisse bobaka be, satria dia ny rainy sy reniny koa dia métisse avy Misy rà chinois, indien, frantsay...... 3 lahy ry zareo fa dia suicidaire daholo izy rehetra!!! Zay sport maherisetra rehetra, presque efa nataon-dry zalahy avy Vao t@ alahady eriny izy no niakapoka hinimaromaro mihitsy t@ 2ème manche Moto tery Ambatolampy. (nahazo ny 1er manch lery dia niakapoka ny 2ème dia lasa 4ème, mène ny 3ème manche devant Tsisi dia niakapoka indray dia lasa 3ème ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 juin 2008 His a écrit: (nahazo ny 1er manch lery dia niakapoka ny 2ème dia lasa 4ème, mène ny 3ème manche devant Tsisi dia niakapoka indray dia lasa 3ème ) Ary hitako otrany nitongilana ny casque an'lery!!!!!!! ...hay mety nivontovonto zany tao !!!!!mdrrrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites