henintsoa 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Satri moa mety misy tsy nahita ity dia ataoko ato ihany ho an'ireo : Bang bang manager ho an'ireo fiara kely feo (za manokana aloha dia tsy tia fiara kely feo ) http://download.rallyesim.fr/Install_BangBang_Manager.exe andramo ilay bang bang v1 dia ataovy à fond ny maneno (na casque) raha 5.1 maika loza sensation garanti lé fikan'soafahana mbola tsy hitako fa afaka azavainao vé lé manao feo otran'celica an'kamikaz? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Ny marina dia ataoko manuel ilay manipulation 1° ao @ audio.ini (dossier principale RBR) dia ataoko Bang=5.0 ary ny hafa toa ny gravel, suspension, turbo, valve hampidiniko mba hafahana mahare tsara any ilay BANG 2° Ao @ dossier audio>Cars>effects dia soloina ny Bang 1 fa atao any izay mi BANG indrindra raha tsy misy hafa dia ny mi telecharger ao @ BHmotorsport dia rehefa manitsaka dia ataovy mijanona eo @ 8000 tr/mn fa dia manao ilay bang continue any Celica na hi 206 Faly Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites