Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
fond_de_6

Longue vie!

Messages recommandés


Misaotra ry zalahy @ zavatra vitanareo fa tena milay e!
Ary ho ela velona anie ny équipanareo Very Happy ary tsy ho very mihintsy anie ny "passion" anareo...
cheers ...milay lé DVD "ONBOARD" e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saotra e!! Ho ela velona daholo tokoa anie isika passionné rehetra jocolor
Ny hirina dia ny hitombo ny mpankafy hizara ny fitiavany ity sport ity. santa
Au faites, mba nahazo trophée koa ry zalahy tsika a!! lol! Noho ny fiaraha-miasa t@ sary hono... Very Happy
cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...