emsics1 0 Posté(e) le 14 janvier 2008 eo am-piandrasana ny fanombohan'ny asison 2008 dia tsara ny manao jery todika kely ny saison teo aloha sy ny soskevitra mba ampitain'izay afaka mampita izany any amin'ny tokony hampitana azyamin'ny ankapobeny dia nahafinaritra iny saison iny indrindra amin'ny nahabetsaka ireo favoris. nihabetsaka ny mpifaninanaNiady be koa course par classe. mahafinaritra!Ny tena lesoka angamba dia teo amin'ny grille sy ny parcours. Hafahafa be ihany ny mahita an'ilay spéciale hoe anapahana 300 mètres (sady izay efa ao anaty rallye vao fantatra) na ilay spéciale nofoanana toy ny tamin'ny tour de Tana. Manjary ohatra ny tsy serieux izany le izy.Fa mino aho fa ho tsara lavitra noho ny 2007 ny 2008.Mazotoa daholo ary e!!! ( na ny mpijery na izao manomana compétition) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 15 janvier 2008 Tokony ho tsara kosa ny @ ty saison ty ka , na dia ny fahatongavan`ilay kalaza vahiny sy ny fiverenan`ny liona fotsiny ihany aza. Ankoatran`zany dia hahaliana ahy manokana koa ny hijery ny fivoaran`i Dany sy Fidy (Clio), fa raha ny fijery azy faramparany teo zay de tena impressionnant Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 15 janvier 2008 ary i nashemy kay inona no mety ho fiarany ndray? na évolution. Io pilote ray io no tena mba tiako mankony. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 19 janvier 2008 to hoe naazo celica ono nashemy? fa tsy aiko hoe vao tonga ve io fiara io sa anisany le efa teto ihany Mety ho méchant an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 22 janvier 2008 Raha ny filazan`ny gazety isan-karazany aloha dia oe efa naazo celica izy fa tsy honohono intsony. Zany ka vaovao milay . Falifaly zany zao ramatoa an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 22 janvier 2008 raha ny teto amin'ny tanana ny celica aloha dia iny an'i Mickael dia ilay an'i irina taloha (izay an'i Mamalikely taloha ihany koa) dia ilay an'i Mija dia 1205 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 22 janvier 2008 bibill a écrit:Raha ny filazan`ny gazety isan-karazany aloha dia oe efa naazo celica izy fa tsy honohono intsony. Zany ka vaovao milay . Falifaly zany zao ramatoa an "faly aho, tena faly aho" Tena anao azy io pilote iray io mankony; attaquant jusqu'au bout foana. Maika fa nahazo 4wd ndray. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 22 janvier 2008 Dia irariana mba ho fiable ilay caisse dia milay be ny course dia faly be ramatoa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 23 janvier 2008 Ny Celica teto @ tanana laho dia mbola nisy any 4848 ary koa ilay tany Mhjanga (mavomavo). Fa raha momba any Nashemy aloha dia hi maximum attack no tokony iantsona azy kanefa rehefa matanjaka ny fiara dia afaka hi-gerer course @ izay fa tsy hanao "à fond partout" intsony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité nashem Posté(e) le 24 janvier 2008 ô champion zany nashem? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 24 janvier 2008 ny ho champion aloha mety ho sarotra ihany fa champion amin'ny spectacle aloha mety ho izy ééé!!!! Miady ihany anefa ny tompondankana an'ny rally raha resaka spectacle amin'ty toana ity! Ao ny liona, ny vazaha champion du monde, ry joda l'as sns.... tena hahafinaritra tokoa ity saison ity. Dommage aloha tsy hiady ao intsony i hery be. (style iray hafa koa iny ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité mpijery Posté(e) le 24 janvier 2008 Ilay manantena laotra dia tsy mety satria eto @tanana dia no mahadiso no bobaka!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité mpijery Posté(e) le 24 janvier 2008 Matikambo be le nashemy tao amin'ny Gazette grande Ile. raha vao be lazao ohatra izay dia efa tsy hanano raha koa zay. Lasa Belazao bis Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 24 janvier 2008 mpijery a écrit:Matikambo be le nashemy tao amin'ny Gazette grande Ile. raha vao be lazao ohatra izay dia efa tsy hanano raha koa zay. Lasa Belazao bis Zany ve?? Tsy koa zany fa na dia tsy tonga anié, spectacle eny foana. Tadidiko rally total 2007, simba ny direction an'lé 205. Maika nanitsaka nedala tao @ CEG carion, premier tournant efa saika lasa à fond foana éé 2-3 tournant après lery sortie de route. Ca c'est du maximum attack pour moi. On voit qu'il se fait plaisir et en plus il est sympathique Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 24 janvier 2008 mpijery a écrit:Matikambo be le nashemy tao amin'ny Gazette grande Ile. raha vao be lazao ohatra izay dia efa tsy hanano raha koa zay. Lasa Belazao bis Aleo hanomboka mihintsy ny saison dia ho hitantsika eo e!!! zay koa anie ilay mahavoa antsika gasy ee : ny tsikera sy ny kihana fohana no tonga aloha !!..aleo izy hanao ny preuve-ny refa manomboka ny saison d zay isika vao mitsara. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité mpijery Posté(e) le 24 janvier 2008 Zany ve?? Tsy koa zany fa na dia tsy tonga anié, spectacle eny foana. Tadidiko rally total 2007, simba ny direction an'lé 205. Maika nanitsaka nedala tao @ CEG carion, premier tournant efa saika lasa à fond foana éé 2-3 tournant après lery sortie de route. lol! Ca c'est du maximum attack pour moi. On voit qu'il se fait plaisir et en plus il est sympathique Zany ve??Simba ve ny direction?ka inona ary no nanimb' azy? ilay saut t@ rail sa ilay vam mintsy no tsy milamina sa lery no tsy manpilamina ny vam? samy teo daholo faha tsy simba ny direction : nanintsy lery avy nisoty sy nanao saucisse kely, ary nazava be faha mafy laotra ny fidirany tamin'i ilay gauche malama be Tadididio tsara koa ilay rallye dzama sport, nipitoka mintsy ny train arriere any ilay 205! ny travy be kanefa tery kely ny lalana satria nafana foa faha nisy cameraman! Ka so dia tsy maximum attack intsony zany faha efa maximum suicide!?hahaha Aleo hanomboka mihintsy ny saison dia ho hitantsika eo e!!! zay koa anie ilay mahavoa antsika gasy ee : ny tsikera sy ny kihana fohana no tonga aloha !!..aleo izy hanao ny preuve-ny refa manomboka ny saison d zay isika vao mitsara. Kanefa raha mandinika temps dia misy 2roues manisy azy. izay alony ny preuve atramin'izao ka aleo izahay i resaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 24 janvier 2008 mpijery a écrit: Ka so dia tsy maximum attack intsony zany faha efa maximum suicide!?hahaha maximum attack -> maximum suicide -> maximum plaisir -> maximum vibration Zay mihintsy no itiavako an'io bandy io! Za aloha efa mangotragotraka mihintsy amin'ty saison ity izay hitako fa anisan'ny ho tsara indrindra ho an'i rally gasy éé PS : simba tokoa ny direction assistée tamin'iny raha niresaka tamin'ny aho alohan'ny départ spéciale. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité ramatoa Posté(e) le 24 janvier 2008 PS : simba tokoa ny direction assistée tamin'iny raha niresaka tamin'ny aho alohan'ny départ spéciale. D oe excusé ve ilay sortie? Justement raha tena nisy izay, tokony andamina lery faha tsy manao saut le plus spectaculaire eo @ rail dia tsy voatana intsony ny vam apres! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 25 janvier 2008 Tena hita marina ianao Ramatoa fa tena Fan andraNashem satria tena tsy manaiky mihitsy an ! Marina fa tena maximum attack-Maximum suicide i lery kanefa raha tsy izany anie tsy dé hitako loatra hoe inona nohanaovana an ity lalao ity raha ohatra ka tsy hanao spectacle ary tsy haka maximum de plaisir. Izaho aloha rehefa manao playst dia izay no tanjona (na dia miafara otran'ilay sub@ sary io)ary ny any lery raha fahalalako azy dia ohatran'izany. Sa aleo ve mijery any ilay nahazo any sub'ndra Hery be Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 25 janvier 2008 Mba positif kosa aloha lery e!!! Io raha tsy mieritreritra ny hanao zavatra dia aleo tsy manao. "Gagner c'est avant tout gagner dans sa tête" hoy ilay sportif malaza izay. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 25 janvier 2008 Mampiady hevitra sa mampiady fihevitra le Celica aloha raha le sary naseho tamin'ny RTA 13intense de le an'i Mijamisy soratra be Gascom iny tsy hay intsony na le 1205 no efa lasan'lery na le taloha ; fa efa eo ampelan-tanan'i Garage tolone sy Fossy moa izy zao ka mety nisy fivoarana hafa kokoaMiandy eAmpefy zany no fofona re fa asa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 30 janvier 2008 dadah a écrit:Mampiady hevitra sa mampiady fihevitra le Celica aloha raha le sary naseho tamin'ny RTA 13intense de le an'i Mijamisy soratra be Gascom iny tsy hay intsony na le 1205 no efa lasan'lery na le taloha ; fa efa eo ampelan-tanan'i Garage tolone sy Fossy moa izy zao ka mety nisy fivoarana hafa kokoaMiandy eAmpefy zany no fofona re fa asaToa hoe le 4848 Tu an'i Mija no lasan'i Nashemy raha ny fitadidiko azy tsy mbola nidita arrivée mihitsy i Mija tamin'iny fiara iny. Olana teo amin'ny turbo matetika no nahavoa azy. Henjankenjana ny préparation raha ohata ka te hanao resultat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 mars 2008 Mba nivoaka tany @ Pirelli book indray isika ry zareo!! Saingy ny Malagasy moa dia navadiky ry zareo Magalasian Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites