Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Calendrier MRC

Messages recommandés

ra ny mety aza de ny dernier rally no atao coef 2 amin'zay ny championnat miandry jusqu'a la fin pirat dé mba mandray anjara daholo amin'ny farany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité olala

enga anie mbo aita wrc marina zany tokoa isika, d iverina le mpanjakan'ny biby, d iverina koa le naka retraite tam herintaona iny bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
scratchscratch

Za tena tsy dakor e
Aleo hitovy daholo ny rallye e; amin'izay Club daholo no mikarakara, manjary misy fofompofona tsy fitoviana
Sady Ny rallye boina koa anie no tena henjana indrindra e; preparation, budget, condition; de somary lasa mamofompofona fiangarana, indrindra hoan'izay kely sosy silentsilentsilent

sady lasa calculable indray ny championnat fa tsy hoe mandeha daholo ny rallye de mikoty daholo ny point de hita eo zay mandresy

Hevitro ihany anefa iny flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité M Moto
Izahay koa tsy d'accord @ ilay hoe coeff 2 ny boina. aleo tsy asiana coeff ohatran'ny mahazatra ny rallye dia izay e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sarotra ihany ilay izy:
Ny andaniny:
Nohon'izay fahalavirana sy maha-lehibe ny budget izay mihitsy, hono, no nagatahany club organisateur ny mba hampitomboina ny coeff. Satria manjary tsy misy avantage ho an'ireo izay sahy mi-investe makany Majunga.

Ny ankilany:
Lasa kely ny chance ho an'ireo kely budget!! sy izay efa voalazan'i dadah rehetra teo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha ny filazan`i Pdt fédé hita tao @ site rallygasy dia tsy ho avy ndray zany i Auriol Sad . De aona zany le 1 saika hiaraka aminy, tsy hanao ihany koa Questionscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
Raha ny filazan`i Pdt fédé hita tao @ site rallygasy dia tsy ho avy ndray zany i Auriol Sad . De aona zany le 1 saika hiaraka aminy, tsy hanao ihany koa Questionscratch


Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

Tena efa nanantena saison hafa minhintsy tamin'ty toana ity saingy.... pale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
d karazany ny tsy ahita ny Liona koa zany ee!!.. lery manko tao efa miandry challenge afa mihintsy ko !!!!...ms bon.... rehefa niverina moa i Emonts miaraka @ pilote afa d efa tsr zany ho antsika mpijery ee!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka ry emontspool koa aza tô hoe aout any vao tonga eto!! Rolling Eyes sa diso vé za?
tsy maninona rangaha zany fa revenay milay foana aa tonguetongue zay mankafy foana Very HappyVery Happycheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka raha ny voalaza koa de tsy hanao i Emonts, fa en tant que Team Manager pirat no hankanesany aty, saingy hisy vahiny hafa entiny de zay no handray anjara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité lioana
d karazany ny tsy ahita ny Liona koa zany ee!!.. lery manko tao efa miandry challenge afa mihintsy ko !!!!

challenge afa aona e? bobaka ny gasy tsy resiny kanefa miandry vahiny v vo raikitra?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary toa tsy hisy indray hono ny Ampefy fa hoe sao mbola hataorana ny toetrandro fa tonga dia ny any TASAMM no Hanomboka ny saison Suspectpaleconfused

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra anao His fa tena mitombina izany ilay feo rehiko dia manantena fa hivoaka tsy ho ela intsony izany ny "parcours sy ny cartographie" any TASAM satria toa mila fandaminana ny hoan'i mpijery satria lava io Rallye io ary efa miandry mafy izany ny mpankafy bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa manomboka mijery mihitsy ry zalahy zao. ho avy tsy ho ela izany ireo afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henoheno teny ho eny :
hirotsaka eo amin'ny sokajy fiarakodia koa i
Mr Sissi mpanamory Quad toa hoe subaru, hono, no ho entiny sady toa hoe efa nanao fiofanana momba ny fanamoriana fiarakodia ingahy rainy.

Toa miketrika Visa indray ry Mme Patty: Efa eo am-pandatsahana moteur sy boite vaovao amin'ilay fiara (ilay nentin'i gino ve ilay 3725 TS? mavomavo)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ilay feo mikasika any Sissi dia efa rehiko ary toa hoe roa hono ny Sub fa ny iray dia atao location. I Terrinen indray hono nahazo Mitsu evo VI fa ny fahamarinany vaovao aloha tsy fantako. ArrowQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oui efa mande be ilay resaka subaru an Sisi fa de ho ita eo, efa tsy handry mitsy ny fisokafan'ny saison Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay kosa le poisson d'Avril hoe Rautenbach ho avy aty Madagascar an (tamin'ny les nouvelles omaly)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...