Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

ES mety ho tsara ho an'i Saison 2007 avy aty @ mpijery

Messages recommandés

Tsika mpankafy sy mpanaraka tsy tapaka ity taranja ity ve ry zalahy tsy mba afaka manome soso-kevitra @ alalan'ity forum ity ES mety ho tsara @ iny saison 2007 iny?

na lalam-baovao hafa mihitsy na remake n'ireo zay tsy natao intsony e!!!

ohatra hoe, ES, course de côte ankatso,
lalana mankany Masindray-Ambalanirana koa misy portion mahafinaritra an! sady technique no mety ahitana spectacle tsara.

mba lazao eto koa hoe ny an'i hafa??
cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny lalana ange betsaka e fa ny autorisation amin'izy ireny no olana. Rolling Eyes
Mila mahay mi-negoce vao tena mahazo ireny lalana ireny.
Ny côte d'Ankatso indray tena nilay mihitsy fa efa be hono ny circulation dia nofohanana Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy ry zalà de ny slalom sur circuit parallèle reny ihany no tena mba tsy matiko lolo, ka tena milay raha reny no averina Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

His>> Fa iza ilay mi-negoce ilay circuit tsy ny Féderation ngah?
bibill>> ny ah le teny iavoloha letsy no mba tena tiko mihitsy miampy ilay open cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
His>> Fa iza ilay mi-negoce ilay circuit tsy ny Féderation ngah?


Raha ny fahalalako azy dia ireo izay mi-organiser no mangataka halalana any amin'ny commune sy ny faritany Wink Izany no mahatonga ny SS sasany tsy hita hafa tsy in-dray mandeha ao anaty saison iray dia ny sasany isaky ny Rallye dia hanaovana foana Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa ny course de côte nge anisan'ny nilay koa ny teny Ambohidratrimo rova e, technique tsara mintsy @ le épingle bedebe sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay mankany ambatobe iny koa hitako mahafinaritra ihany. miainga eo @ tranon-jiro -> rond point lycée Français. fa fotsiny hoe tsy azo asiana fiara mijanona mihitsy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le avy eo alakamisy Fenoarivo mankany ampangabe iny ry zalahy milay ihany sady vao indray mandeha no nanaovana. izany hoe somary be ligne droite le izy no tsy dia technique loatra fa mba mandalo any amin'ny tanindrazanay e e! Misy maire vistivitsy fantaro ihany any fa ry zareo mazoto bne mihitsy amin'ilay izy. Ilay autorisation an'ny communemantsy no olana amin'ny speciale matetika. Fa eo koa ilay hoe tsy maintsy misy issue ilay specilae fa raha tsy izay lasa aller retour dia voatery atao alahady ilay izy nefa ilay alahady fe tsy dia misy combat intsony.
eny Mahitsy sy manodidina koa misy piste milay ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...