dadah-mrallye 0 Posté(e) le 28 août 2006 Nihemotra herinandro e ; tena misy mariazy vonjena anefa ny 16 septembre eh de zay zany e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 29 août 2006 Tena sode mba misy manana sahady ny Grille horaire sy ny parcours aloha e, mba alefaso amin'ny dadahgasy@yahoo.fr fa hitady ihany anefa za fa mety tsy de ho haingana , fa ny Fsam manko tsy mbola manana (Misy fanatsarana birao be mandala ao an; le trano zany fa tsy ny membre ) , Gas'com fanoratana anarana fotsiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 31 août 2006 efa fantatra na amin'ny ankapobeny fotsinya za hoe aiza ny parcours? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 3 septembre 2006 lé parcours nge rzalah tôh niova ndray é ka zay no mahatonga azy taratara io.i ra HIS no tô efa manana ngamba.fa lé izy loh parcours classique iany é,PK29,5-Amb/mbola-Anjeva SNS....@semaine ambony hita eo iany é.Fa resaka hafa ndray ty,Za loh tena mtovy hevitra @ ra emsics mitsy é, tena aleo mijery duel entre GOLF/504 nefa samy tonga atram farany toy izay mijery mitsu evo 6 NA SUB manao scratch @ ss1 sy ss2 d KO.ny pilotage loh tsy asiko resaka fa efa tsis kianina ry zalah.ny soso-kevitro de oé,ra té itondra fiara matanjake (4RM genre wrc) dé aleo mividy presque vaovao dé anaovana saison 2 na 3 dé amidy eto iany na any Afrique any dé mividy tsaratsara ndray avy eo.OHATRA MIVAINGANA @ ZANY NY SUBARU AN'i EMONTSPOOL,vaovao,manao saison in-1 fotsiny dé nahazo ny championnat de Mada,dé zao izy manjakazaka any @ championnat d'afrique zao.na koh manofa fiara avy any ivelany nge mety é, 60% pilotes any France manofa daôly.fa ny tena tsara ndrindra loh dé ireo concessionnaires reo no mba tokony manomé fiara é,dé mifampirahara @ pilote fotsiny izy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 4 septembre 2006 zao ny lalana e! ampahimanga-antsahamaina, ceg carion-antsahatery, ankadimanga - ambatomanga dia reo no atao aller retour in betsaka + slalom ana 3km sy 1.5 km Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 4 septembre 2006 Il s’agit de l’association de Joda, le meilleur pilote du moment et de Jimmy Rakotofiringa alias Le Chinois ..... WWW.mrallye.tk : "vaovao" "tribune" Mety hitondra ve i Mamikely , mba hazava ny ecart amin'ny championnat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 5 septembre 2006 Za aloha nahenoheno hoe hahazo fiara i Mamikely fa ny hoe hitondra @ ity rallye ity Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 5 septembre 2006 Salut daolo ndray e , masaka kosa aloha raha mba mitondra i Mamikely @ ty e , satria vao maika mba manisy piquant @ le rallye. Ny @ ny hoe mividy fiara presque neuve ndray , io ngamba dia mba satrin'ny mpandray anjara ny hahazo an'zany tsirairay avy saingy iaraha-mahalala fa henjana dia henjana zany, nefa ny spons' eto amintsika somary efa maisamaisatra ihany koa raha hiditra @ concessionnaire Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 8 septembre 2006 efa ao amin'ny site ao ny Parcours & Grille & Carte ( efa hay tsianjery kosa reo lalana reo e, tsy hisy ho very intsony) www.mrallye.tk Hisaorana gonzabe ny Prezida Fédé Le chinois Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 12 septembre 2006 La présentation du Rallye TOTAL FMMSAM: parcours, grilles, cartographie!! Ainsi qu'une présentation du magasine Rallye Mag sont disponibles sur www.rallygasy.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 12 septembre 2006 his>> taraiky le présentation an"ilay rally , mba afaka ato alohaloha ve azafady o Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 efa nivoaka ny lisitr'ireo mpifaninana. 38 ny mpifaninana hahafinaritra ny mijery ireo spéciale voalohany. satria miverina hatrany ilay resaka fiabilité hoe hisy indray ve ny équipage vao Super pséciale voalohany dia hitsoka andaharan Ny fanamarihana sy fanontaniana mipetraka i cri izany no hidaka ny subaru an'i hery hiverina indray rehafa tsy hita elaela i lalah (nissan sunny) i Haja Danielson hitondra R21 Efa fiabilisé ve ny mitsubishi an'i laza? Faramparany vao nisoratra anarana angamba i joda fa any amin'ny faramparan'ny lisitra vao misy ny anarany. i elena ihany no miaraka aminy. Inoana fa hafana ny combat cinq's eo amin'ny Davonjy sy Le Roi Lion (1 manche partout izao izy roalahy) Amin'ny week end isika mahita izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 la liste (Express) 24 CRI / JIMMY SUBARU LA SOURCE 10 TEILLIET /SERAPHIN RENAULT CLIO RS 17 FREDDY / YACHINE VW RACING POLO TDI 48 LALA /YAN NISSAN "DMT PHOTO - SIDEROS" 20 DANI / FIDY RENAULT CLIO 23 EDDY / YVES VW GOLF 41 LAZA / RIVOHERY MITSUBISHI "Team AUTOPSPORT" 14 DAVONJY / SANDY CINQ's AUTOP GUILLAUME / OELY P.205 RALLYE 28 NASHEMY / JEAN-MARC P.205 "Team APGS" PREZ / RAL TOYOTA ALEFA 35 ANJA / IANDO P.205 TIMI GSM 8 MICKAEL / FAFAH TOYOTA "Team K-MICK-AZ" 6 Mme TERINNEN / Mme HERINJAKA SUBARU OCEAN TRADE 26 HAJA / HARIVONY RENAULT 21 5 LOUVEL / ERIC R. CITROEN SAXO T4 44 MICKAEL / TEDDY P.106 2 LE ROI LION PEUGEOT 540 33 LEGAH / FOSSY P.205 RALLYE GAMI DJIDJI / PAPALE PEUGEOT SPORT 16 ANDERS / ANDRY KELY CITROEN AX 43 BARWELL / PAN REEV SAXO VTS MAC DONALD / MANO BMW 325IX 38 RILA / NONO VW GOLF SOLO / SOLO HERY P.205 DADDY / FIDY VW GOLF 18 ZAB / JOHN P.205 IRINA / JOHARY VW GOLF 27 ERIC / JAPA P.106 MAC-MAD 32 YVES / SOSOA P.106 BOMBARDE 37 NIRINA / LUCAS VW GOLF 9 JODA / ELENA SUBARU TOTAL DZAMA 12 RADO / XTOPHE P.205 GTI 4 SERGE / TINAH OPEL ASTRA MSA 30 HAJIA / NJAFAN CITROEN SAXO VTS 19 NDRIANJA / RIJAHOERISON VW GOLF 15 GUERRIER / COCO VW GOLF 49 RENALDO / JERRY RENAULT 5 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 Galli(Djidji) ve io tonga aty @ tanana io e? Le 206 MRC moa zany mbola ts'hita trace foana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 Lay tandem Joda-Le Chinois koa zany ts'raikitra indray? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 A vos pronostics!! he he he Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 1.JODA-ELENA 2.LOUVEL-ERIC 3.MIKA-FAFAH 4.TEILLET-SERAPHIN 5.TERRINEN-MAMISOA M12:Joda M11:davonjy M10:Nashemy M9:Legah Pronostic 1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 raha ny fanaovana reco zay aloha 1-Laza 2-Joda 3-Cri 4-Louvel 5-K-mikaz M12 Laza M11 Freddy M10 Louvel M9 Legah zao fotsiny e hi hi hi no comment Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 Ho sarotra ny fandidiana eto raha ny fahitako azy . Ny tena faniriako zao dia mba tsy hisy abandon ny favoris reetra hahitana ny fandehan'ny combat 1-Joda ou Laza 2- L'un d'eux 3-Louvel 4-Cri 5- Mickael Attendre et Voir Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 13 septembre 2006 za loh tsy mino oé i Joda sy Laza anao 1er sy 2e zany é,tsy maintsy latsaka ny iray @ reo za rzalah maka an'i LOUVEL a. GO GO GO LOUVEL !!!!!!!!!!!!! i Cri mety ho tafiditra ao anaty 5 voaloany iany ngamba. fa i Teillet loh mety maresy an'i Michael @ ty é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 14 septembre 2006 koa tsy oainina be ve i ra micka raha resin'ny teillet kle. 2 RM ange le clio e! enfin possible ihanya nge izany e! 504 aza maharesy subaru tany janga kou fa milay ry zalahy le tracé eo anosizato a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 14 septembre 2006 Ts'maintsy hanamboatra pro mintsy zao mba hijerevana an'io zoma io dieny mbola eo daholo ny mpandray anjara! Hiteny ny teknika eo ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 14 septembre 2006 Raha tsisy abandon alou dia sur kosa fa tsy maintsy hanao 1er sy 2eme Joda sy Laza e . Mazava ho azy koa fa tsy maintsy hiketrika hanenjika ny 4RM mihanahana ry Teillet. Otran'ny hitako eto koa ny combat Davonjy VS Roi Lion Nde hobataina aty ampesana ngamba ny télé refa tsisy fika satria milaza handefa direct an'io zoma io MATV Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 14 septembre 2006 Fa le 106 an'i Louvel (ex Roses) ihany tokoa ve ilay an'i Michael sy Teddy? (N°44) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 14 septembre 2006 marina loh oé fiara tsy mitovy ny an'i Mickael sy Teillet fa ny zavatra hita matetika t@ ty saison ty D mifanakaiky B fona ny elanelana misy an'izy mtsam,mifandimby mahazo ny 3è place fôna isaky ny special,ary tsy mihoatra ny 1mn mintsy ny elanelana @ classement général,ary farany D 100 points fotsiny ny elanelana misy azy mtsam (262 pr Mika/162 pr Teillet) nefa mbola misy rallye 2, zany hoe miady ny 3è place @ championnat zany izy reo,nefa loh i Freddy (polo tdi) manana 140 pts iany koh é.MBOLA ADY BE Eny Anosizato zany rzalah ny fotoana an...... aza adino ny fanapenana orona é.....(vovoka beuuuh) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 14 septembre 2006 lé 106 n'i Louvel taloha iny n°44 iny é, lé Mickael io nge zandrin'i Louvel iany é.tena mba vitandry zalah iany aza léizy fa tena potika tsisy raisina nge iny tany Janga zay é (jereo sary any @ magasine MADAGASCAR RALLYE ANY).ho ita eo loh zé fahaizan'i Michael Louvel efa ny co-pilote enjana ndrindra eto @ tanana no miaraka aminy. GO GO GO GO les 2 LOUVEL!!!!!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 efa caisse hafa iny 106 iny, fa vita tsara an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 D'apres leur dire, le tandem Cri-Jimmy n'est pas là pour faire de la figuration . Jimmy a bien annoncé hier à la télé qu'ils visent le podium Ca va chauffer , ca va chauffer Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 momba an'i Cry sy Jimmy : mitaky fotoana ny prise en main an'ilay fiara azo antoka fa tsy ho exploitée à 100% ilay fiara izany hoe ilay fiara izany tsy maintsy adapter-na amin'ny conduite n'ny pilote. hafa koa ny pression amin'ny test sy ny essai sy amin'ny situation réelle de course Raha ny podium aloha kely finoana aho raha tsy misy mi-abandonne ireo pilotes regulier mandray anjara matetika top 5 angaha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 Ny an'i Cry sy Jimmy kosa angamba aloha azo lazaina hoe test ity rallye ity satria mbola azo lazaina hoe manavao ihany izy @ ilay sub e! ny tena tanjony angamba mety hoe ny championnat 2007. mitovy hevitra @ emsics ihany aho @ ilay podium fa ny top 10 angah d mety hoe assurer raha tsy misy pepin! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 Marina aloha fa mila fotoana ny prise en main e , sady le sub koa taloha tsy mbola fiable, fa izy efa noraisin-dry zalà io no asa En tt cas, za dia maniry ny rehetra tsy hisy pepin hahitana ny fandehan'ny combat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 Sady miarahaba an'i Tsi2 tonga soa eto e, manantena ny fandraisana anjara mavitrika avy aminareo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 Raha jerena aloha ny liste ny dia prometteuse ny combat dans toutes les catégories e! ampian'ny spectacle eny an-tsefatsefany eny. hifoha maraina mihitsy hanenjika ES rahampitso e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 15 septembre 2006 SS1: LOUVEL devant JODA (1s) et LAZA (3s) GO GO GO GO Louvel/Eric ! ! ! ! ! ! ! ! GO Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Dia mbola voan'ny vahiny t@ kely foana indray isika gasy. Ny tena marina voany t@ ny tena zava dehibe indrindra : ny régularité! I Sebastien Loeb anie mikendry victoires foana e, fa ts'mahasakana azy ts'ho régulier izany : rehefa ts'voalohany izy t@ ity taona ity dia faharoa!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Fomban-javatra ireny ry zalahy a!! Marina mihitsy aloha fa dia ny régularité no nahavoa an'i Joda tamin'ity taona ity. Nilay be ny combat hatreo @ SS13 Dommage hoe nijanona i Joda. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 nilay aloha iny Rallye iny na dia latsaka aza ny tenor e! efa prévisible kely ihany satria tao @ 2ème ES d efa nipitika ny transmission an'i Joda. le pression an'i Laza koh tena hita hoe mafy be na dia samy ni-assure aza ny 3 premiers fa hita hoe efa misy traikefa lery e! ny exploit an'i Roi Lion koh tena nahafinaritra satria ny sabotsy izy dia efa 5ème tao aorinan'i Cri - Jimmy (fa le taim-bava kely nataon'i an'i Joda no hita hoe trop kely lol). En général hita hoe efa mivoatra ny conduiten'ny pilote tsika aloha raha ny fahitako azy na dia teo aza ny nahazo an'i Mamybeta (Clio mena) sy Daddy (Golf) hita hoe sasatry ny miarina mihitsy. Asa hoe hanao ahoana ny saison 2007 fa raha ny heno teny am-pijerevana ES teny aloha dia toa ho tonga masika avokoa ry zareo ireo e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Ie, za koa naheno hoe mety ho tsara ny parc amin'ny saison 2007 io ka Subaru be dia be, 206 hiverina, sns.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Hery be= sub ermonspool (toa hoe ilay nahazony championnat d'afrique) Guerrier= 206 WRC faly Cri = Sub ihany fa ampiakarina ny puissance fa teo mbola mini, normal ihany aloha ary hita hoe tsara prestation ihany lery raha ireny no vitany prise en main. Mamy kely, Hajia, Andry kely(AX) raha mahazo daba matotra koa mety havita zavatra tsara. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Dia nafinaritra tokoa aloha ny rallye e , dommage ni-abandonne Joda . Ny tena marina koa dia fiable tsara le saxo T4 e, arabaina izy naazo ny championnat . Pour un debut avec la sub koa dia tsy nahamenatra ny zava-bitan'i Cri sy Jimmy , ndrindra raha mbola ho ampekarina ny puissance vam tsy maintsy ho masaka be ny @ manaraka zany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 KGB focus a écrit:za loh tsy mino oé i Joda sy Laza anao 1er sy 2e zany é,tsy maintsy latsaka ny iray @ reo za rzalah maka an'i LOUVEL a. GO GO GO LOUVEL !!!!!!!!!!!!! i Cri mety ho tafiditra ao anaty 5 voaloany iany ngamba. fa i Teillet loh mety maresy an'i Michael @ ty é Tena nilay le combat Marina ilay hoe tsy miara-miditra ny favori. Ary dommage ilay izy satria dia mitovy aretina i joda sy Laza amin’ilay hoe raha tsy volaohany dia mi abandonne. I Joda moa efa anaovan’ny olona vazivazy hoe rehafa mitady tsy ho voalohany dia manao fanahy iniana manao abandon Vokatr’izay fahatelo i Cri. Tsara ny performance-n-dry zalahy raha ohatra ka rallye voalohany niraka tamin’iny fiara iny dia efa nahazo podium. Efa nihoatra ireo top 5 teo aloha (Teillet, Ra Micka,…) fa milay aloha le lokon’ilay fiara e!! ohatran’ny focus WRC 06 sa tsy izay ra Marcus? Nampalahelo fa tsy tonga hatramin’ny farany ny combat teo amin’ny cinq’s. Fa raha ny fijery azy tamin’ny prise de temps kely nataonay dia toa voan’ilay mavomavo ilay fotsifotsy, sady ilay mavomavo spectaculaire kokoa noho ilay fotsy. Tsara koa ny taux n’ny aarivée (22/37) mety amintsika tsara ilay système super rallye Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Eny wa ra emsics! hangalako vola kely ngamba ry zalahy @ iny! lol ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Soa kosa nge fianatra e , misy ny mba maka couleur xsara de mba misy koa ny maka couleur focus Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Fa hono hoà ry zalah ! ngah moa tsy tokony Joda no nahazo ny championnat teo raha ohatra ka tafiditra 2ème lery??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Toy izao ny simulation raha 2è Joda teo : Louvel : 342 + (60/3è) , 402 pts Joda : 300 + (80/2è) , 380 pts Raha tohizana @ ASA Tana 3 dia manome : Raha 1er Joda : 380 + 100 , 480 pts na 2è donc 460 pts Raha 2è Louvel : 402 + 80 , 482 pts na 3è donc 462 pts Na ahoana zany na ahoana dia nila pilote iray mi-s'intercale zay vao champion Joda. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Saingy ni-abandonne Joda, dia ts'possible ho tratra intsony i Louvel na ts'hanao tsony aza @ ASA Tana 3. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Efa mihatsara hatrany ty sport ty ry zalahy a! Ny faniriana dia hitombo hatrany ny mpandray anjara Sady izay nandalo teny amin'ny nojerenay aloha dia nandeha mafy daholo Tsy toy ny taloha hoe mandalo ny 5 voalohany dia avy eo tsy misy ho jerena intsony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Salama daholo Tonga soa i Tsi2 sady tonga de tafiditra mihitsy izy zany milay Ho avyu tsy ho ela ny MAJ fa tena vao avy niditra congé de hainareo ihany , asa zany re oul mazotoa daholo e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
m1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Bjr! Félicitations aux vainqueurs ainsi qu'aux nouveaux champions de Mada... Apparement le public constate que le niveau du rallye à Mada évolue..Plus de préparation, plus de risque en rallye...C encourageant.. Il faut aussi surtt remercier les stés qui ont sponsorisé ce rallye! en espérant que d'autres se lancent aussi ds le futur.. Enfin pr mr webmaster, serait-il possible de réactualiser les infos sur ce rallye (temps, points, photos etc..) afin que les passionnés qui ne sont pas en mesure de suivre les rallyes apprécient qd mm grâce à vous... Si vs êtes déja en cours de réalisation, dsl de vs bousculer ms on s'impatiente bcp... A+ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
m1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Merci au webmaster pr les temps etc... Vivement les photos et vidéos! Super! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites