bibill 0 Posté(e) le 18 juillet 2006 Rahoviana tsara moa ny datin'izy io? Raha presents daholo ny 4 roues motrices rehetra dia hafana ny lalao . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 18 juillet 2006 Raha ny gazety rehetra sy zay efa nolazain'ny Pdt Fédé aloha de ny 03-04-05 aout zany hoe (Alakamisy-Zoma -Sabotsy) alahady zany plage raha tsy mivavaka Ny 4 roues anie lol efa mazava e reto sisa Joda Subaru Laza Mitsu Hery be Subaru Terinnen Subaru Mickael Toyota Celica Louvel Saxo I Roi Lion efa mazava fa 540 no hamitany ny saison 2006 Aleony mifanenjika amin'ny Davonjy Mamikely lasa Elena Emontspool moa efa lasa l Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 18 juillet 2006 Fa na de zany aza anie misy ihany ny MAJ amin'ny site www.mrallye.tk itony vaovao itony zao efa ao Citation :Des passages de gué, comme dans quelques manches du championnat du monde des rallyes, constitueront une nouveauté pour les pilotes locaux. Un exercice presque anodin mais qui demande une préparation minutieuse pour éviter les casses qui peuvent s’en suivre. Sode mba isaina amin'ny ratsan-tsofina sisa no tonga amin'ny arrivée amin'izany Na mety ho tonga ihany fa rehefa tonga aty tana amin'izay de harafesenina daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 19 juillet 2006 Citation :La Finlande est l'un des rendez-vous incontournables du Championnat du Monde - avec des spéciales extrêmement rapides - que tous les pilotes espèrent un jour inscrire à leur palmarès. L'édition 2006 de l'ancien « Rallye des 1000 Lacs » totalise à ce jour 107 engagés. Raha zany 107 * 2 min = 214 min = 3 h 30 min mijery vam mandalo amin'ny spécial iray (henjana ihany ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 19 juillet 2006 Vita iany ve ny mitsu e? toa misy milaza hoe hanao @ 505 i Laza? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 juillet 2006 Asa raha inona ndray no entin'i Hery be fa raha ny feo mande aloha dia lasan'i Cri ny sub . Ka raha 504 ny an'i roi lion, 505 ny an'i Laza (tena kôzy ve zany ry marcus ), de tsisy combat be tsony zany ny 4 roues nefa eny @ sables no hilalaovana . Fa milay kosa ny innovation @ le passage de gué an . Efa hiomana tsara daolo kosa ngamba ny rehetra @ zany ry dadah a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 19 juillet 2006 Ye tena nilaza anio i Laza (Raha nalaina ny heviny tamin'y rallye Analamanga) ; sady mandeha koa le 505 zay an; fa ny vatan'ny 505 moa mavesatra sady tsy de mafy ... mbola zavatra hafa koa zay; fa ny tena marina de hoe raha tsy vita ny Mitsu de io no atao solony , Samy nahita fa nahafinaritra kosa ny combat nataon'y Davony sy Roi lion (zay mbola tantara mitohy hi hi hi) sy ny M11 hafa de teo no nitsiry ny hevitra hoe sady ny tenany te hilalao no te hanome spectacle no tsy de lafo be kokoa ny manao preparation vam kely; fa ny sur aloha de raha mbola subaru no entin'i Joda , tsy maintsy mbola voalohan-daharana ny fanamboarany an'i Mitsu e Fa io Sub lasan'i Cri io zao no vaovao be (i Hery be manko mba noresaha hoe aleo mitondra 2 roues daholo de nan nan ) De ny feo mandeha koa zao de hoe 206 MRC horaisin'i Guerrier de I Rroi lion miandry zao 307 wrc zao Ny resaka tokoa ve moa tsy handeha sy hialava otran'ny volon'i Roi Lion ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 juillet 2006 Ny 307 WRC nge ka 10 eo sisa no mandende any e!! Sarotra ihany zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 20 juillet 2006 Sarotra marina Fa aza hitako ka 307 MRC indray Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 20 juillet 2006 Merci koa His @ le video kely an , tsy laitra mintsy . Fa ny 505 tokoa aloha otran'ny tsy de mafy satria efa nisy nitondra ihany taloha fa otran'ny tsy tafa. Ny 504 de iaraha-mahita h@ zao fa de tena robuste tokoa. Mety oe 307 preparé ngamba zany no andrasany any nefa ny 206 aza moa teto efa nanahirana ny puissance Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 21 juillet 2006 efa mba nisy an'ilay 505 Trophy nentin'i Haja Danielson iny kosa e....elle etait plutot performante et assurait le spectacle. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 24 juillet 2006 asa raha mariana fa toa naharé koa aho hoe i dani koa hitondra 505 dia i marc 504. raikitra ndray ngamba ny callenge propulsion ra zao no mitohy! milay e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 25 juillet 2006 F'iza daholo no hande hijery ato e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 25 juillet 2006 raha misy an'ilay cartographie ohatry ny t@ asacm zao no tena milay; afaka mandamina tsara hoe aiza avy no hijerena, aiza no misy ny passage de gué, fa mety ho sempotra ihany ny propuls fa henjana ny fasika sy terre mikambana, manjaka aloha eto ny 4roues e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 25 juillet 2006 Zay aloha dia tsy ho tafa any na dia te hande aza e , miandry ny tatitra avy @ zay afaka mankany zany sisa , nefa ny fiest boina koa manginy fotsiny, lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 25 juillet 2006 he he he Hatramin'izao aloha de tokony ho ok ihany Fa de ho borina e (tsora-bitsika) Fa ny Mise à jour aloha de tena repotra tanteraka , atao ahona fa kaika koa moa mety misy an'izany auditeur mandalo izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 juillet 2006 Ny amin'ity aloha mety tsy ho tratra ny cartographie fa repotra kely koa!! Nefa ho hezaina ihany raha mahita sopapa milay! Sady tsy maintsy mba mody miasa fa manjary tsy avelan-dry zareo mande mijery rallye an'i Janga eo Ny Maj ary efa somary sahirana zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 26 juillet 2006 sali daôly!! lol!tena mlay kosa loh ny ataon'ny TMF é,tena mapandroso ny RALLYGASY mintsy ry zalah, fa ny concurents sasantsasany (4RM) ndray ty no tô tsita daôly, ireo vazaha toa an'dry Emontspool ry Dethier sns...sy ry zalah avy atsy La Réunion efa tsy atenaina tsony.Fa ny fédération koh loh tena manao B mitsy é,rallye 6 be zao V ny saison ray!!sady mia-tsara fôna isaky ny rallye ny organisation.MAFINARITRA E!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 28 juillet 2006 Tongasoa ry KGB focus a! Zah lou manahy mafy mintsy ny ts'hitondran'i Laza Mitsu e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 28 juillet 2006 Marcus a écrit:Tongasoa ry KGB focus a! Zah lou manahy mafy mintsy ny ts'hitondran'i Laza Mitsu e! taiza indray no nahitanareo an'izany info zany Marcus; otran'ny to tsy izay raha ny fahafantarako azy aloha e (à verifier) Fa ny hitako zao de Le 106 nentin'ny louvel taloha zay mbola azy no vao avy namboarina ho tsara ; de efa misy anarana hoe Mickael & Teddy de le Mickael saina frantsay no eo akaikiny , le Teddy saina gasy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 30 juillet 2006 RALLYE DU BOENY:Presentation, parcours, grille, et cartographie du rallye sur www.rallygasy.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 1 août 2006 Ka de mampamagy indray zalahy an Ze any boina de any zany Ze mijanona moa de amin'ny fiverenana zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 2 août 2006 Zao zany le oe bon voyage ho an'zay mijann Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 5 août 2006 Une petite récap du Rallye du Boina : Prologue : 1er Laza, Joda à 7s , Louvel à 8s ; Es1 : 1er Joda, Laza à 11s , 3è Louvel ; Es 2 : 1er Laza, Joda à 7 s , 3è Louvel ; Es 3 : 1er Joda , 2è Louvel, 3è Mickael , Laza abandon sur pb Freins ; Combat « mafana » entre les propuls de Davonjy, Roi Lion et Dani(Poma), le Roi Lion mène le bal pour l’instant, Davonjy a eu une crevaison. A bientôt ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 7 août 2006 Zay zao mbola miandry zay vaovao farany fa tsy naheno akony h@ zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 7 août 2006 Toy izao ary ny vokatra, satria mety misy tokoa @ itony site itony ihany no manaraka ny vaovao : ny 5 voalohany aloha zany dia toy ny nahazatra t@ ity taona ity refa samy ts’nanana problèmes. Ka Joda no voalohany, manaraka azy Louvel, Mickael, Teillet ary Freddy. T@ ity indray mitoraka ity kosa dia tafiditra eo alohan’i Mme Terrinen ry Roi Lion sy Davonjy, na dia tokony hanana avantages aza ny 4 roues motrices mihoatra @ propuls, asa aloha zay nitranga tao. Zay aloha zany no azo naroso mandra-piandry an’i Dadahmaster, zay antenaina fa hitondra ny antsipiriany tany anaty spéciales rehetra tany, na ny temps, na ny sary : manatena anao ny mpankafy ry Dadahmaster a! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 7 août 2006 tena tsy mbola nisy RALLYGASY oatran'iny loh é, lalana zany , nefa nafinaritra iany lé izy fa mba miala @ mazatra.fa saingy efa lasa mahazatra koa ny maita an'i Joda sy Louvel ary i Michael eo ambony podium.i Laza no napalaelo,nefa lery sisa no tena adva an'i Joda.na izany kosa aza loh tena mlay ny maita an'i Louvel sy Michael tonga fôna é,mety ho lasa champion mintsy ny iray @ izy mtsam ra vô mi-abandon in-1 fotsiny i Joda,ny fanontaniana mipetraka de oe tsara fiara ve ry zalah reo sa tsy dé mi-attaque lôtra????? ny an'i Laza mantsy ra ny fijeriko azy tena ny fiara mitsy no tsy ao satria t@ rallye FMMSAM 2005 an, niala an-dalala aloha bé i Joda, any ka tsy de nande mafy be tsony i laza ka zay no nazaoany iny rallye iny.de oatran'zay koa no nataon'i Joda t@ ty rallye du Boeny ty.fa spectacle nge zany nataon'i Laza t@ slalum zany é ouuuuf . ra ny organisation ndray loh de somary nandiso fanantenana iany é fa afaka mavita zavatra tsara iany rzalah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 8 août 2006 Dommage tokoa ho an'i Laza fa mety oe tsy fiable ve ny vam? Ny hita aloha dia mi-attaque ihany ry Louvel fa de ny daba mintsy no mafy e, ny an'i Michael koa dia mazava fa robuste be ny celica saingy ny fanontaniana apetrako ndray de oe efa exlpoité a fond ve ny puissance an'iny daba iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 8 août 2006 izao koa dia mametraka izany fanontaniana izany ,satria raha araka ny fahafatarako azy dia tsy grp N intsony ilay vam ary tsy misy bride intsony iny motera iny! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 9 août 2006 lé toyota iny loh ra ny fienoko azy tô tsisy bang @ zao é, ka mety zay ngama no tsy dé mapatanjaka azy lôtra.nefa na dé zany aza ve de ny clio an'i Teillet (grN) ny adva-any????ny an'i Louvel nray ra ny fijeriko azy manokana de OK daolo ny retraretra (prépa,entreti1,réco,pilôtage/copilôtage) sady ny vam tena mbola mlay be mitsy t@ nazaoany azy ka zay no mety maha stable azy tsara io, fa ny an'dry Laza sy ry Joda ndrindra fa ny an'i Hery be ny vam le efa maty kapoka avy any ampita reny ka tsy mety @ conduite-ndry zalah tsony,sady mety ratsy préparation iany koh ngamba rlerony reo é (omeo xara wrc eo nge i Laza é, de omeo suba 2006 i joda sy Hery be, de 307 wrc an'i Faly be,..........de za omena FORD FOCUS 2006 ) .sady tsy adala koa ry Gou sy ry Fredy mampiasa vam vaovao be na dé tsy lé tena matanjaka bé aza toy izay mividy 4RM nefa lafo pièces ka tsy araka akory ny manamboatra azy, satria ny tena rallye de mifaninana @ ny mitovy aminao fa tsy mizesta akory .rdv any @ WRC any ndray loh mandra-piandry ny rallye FMMSAM é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 10 août 2006 Nilay ny tany ry zalahy!! Spectacle ny prologue, ny tany anaty SS koa nilay!! Mitovy ny nahita Wrc ny nahita an-dry Laza t@ prologue Dommage hoe ni-abandonne izy. Ilay saxo equipage mixte koa nanao be mihitsy. Be ny nahafinaritra t@ iny fa nisy ihany koa ny nahakamo: ohatra ny probleme Radio vao 2 ème SS, niandry 3 à 4h tao ny mpijery vao nandalo ry zalahy Fa raha tsy izay koa aloha tsy nahafantatra an'i Dadahmaster ny team rallygasy e Ny organisation indray tsy dia mahasosotra loatra raha ny olana nosedraina no jerena Rahampitso ny sary dia @ iny herinanrdo iny angamba ny video ao @ www.rallygasy.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 16 août 2006 Ze mba nahazo sary teo @ passage à gué mba alefaso ato ry zalahy, izaho mba misy sary vitsivitsy teo @ départ ES1 fa tsy hitako no fandefasana azy ato, asa aiza no alefa ry webmaster? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 17 août 2006 Salama daholo indray e De tena nanahirana tokoa ny connexion Efa voatatitra ihany anagamba ny tany Boina raha reo voalaza ireo, fa de mamerina fa nilay ny tany ; ratsy be ny lalana ; Niezaka nanao zay tsara vitany ny mpikarakara; ary dommage tsy nitohy ilay combat be teny amboalohany. Fmmsam indray zao no manaraka (mangingina tsy otran'ny tamin'yn 2005 lay soa fianatra be iny hi hi hi) Henjana be ny nano ny MAJ fa na le connexion anay no ratsy fandoavambola (diso) ; na le mpamatsy ny vokatra ho anay no mivaralila(porofoina) na le ivo-toerana lehibe hametrahana ny site no mifanesika be , fa de tena milona ny fanamboarana ny site (taloha sary 100 zany 1h de basy zao koa sary 20 mila 3 na 4 andro ) fa efa ao ny sary baina an page 9; 10 angamba no misy gué zay ;; ao amin'ny www.mrallye.tk ; amin'y "sary"" boina06" mazava ho azy nY an'i His no tsy mbola voajeriko raha efa vita koa (hehehe de faly nahafantatra tokoa moa zany His , ny tany tokoa ve no kely sa ny rallye no mahafoaka be ) Raha te handefa sary ise de azo alefa amin'ny adr dadahgasy@yahoo.fr ; nefa raha tian-rangahy tsy hitohana le adr de aleo mba le sary efa nankelezina ireny no alefa ao fa tsy le 510 Ko/foto de raha depart es1 zany * 30 de eo amin'y 15 Mo zany na koa azon'ise apetraka eto ka fa mila mahazo adr http fotsiny izy aloha (apetraka ao amin'ny http://www.imageshack.us/ aloha de mahazo adr de io no adika eto de vita kabary ; amin'izay koa tsy de sahirana intsony za hi hi hi) Efa misy classemnt / Groupe ao Ari Vantanen ah (fa zao vokatra avy amin'y base sy kajy hananako io ; fa tsy haiko zay indrokelin'ny FSAM mety hampiova azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 21 août 2006 Somary sahirana kely tato ho ato dia tsy mety lasa mihitsy lay sary!! Fa na izany aza efa adalana iny ny video Dommage fa tsy tonga teo @ lay gue zahay Sinon, miandry ny FMMSAM indray zany tsika izao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 21 août 2006 Tena milay le passage à gué @ sary, dommage tsy nahita sur plaçe, misaotra t@ photo, lasan'i Guerrier hono ny 206 ary tonga de anaovany @ rallye Fmmsam @ mi-septembre zao, hisy azy ny combat M12 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 22 août 2006 en tous cas je ne pense pas qu'il sera en mesure de maitriser la 206 des le depart, il faudra 2-3 rallyes avant kil puisse se meler a la bataille et se battre avec Joda et Laza. peut etre une place de 3eme si les deux n'abandonnent pas? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 22 août 2006 zay mantsy no ataoko hoe M 12 , misy celica, subaru ireo fiara matanjaka 4 roues e! ary mba lasan'iza zany le golf an'i guerrier raha izany? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 23 août 2006 Lay Nissan Sunny koa tsy ratsy mihitsy an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 23 août 2006 betsaka ihany ny options fa anjaran'izay te hi participer no mifidy izay mety aminy na hividy fiara 4RM occaz, lafo (ny vidiny, ny remise en etat, ny entretiens) ary sarotra ny prise en main na hividy fiara kelikely mbola tsara na lafo aza mora ny entretien sady tsy mila remise en etat firy na mividy fiara kelikely tranainainy ohatra ireny 205 maxi groupe F ireny na misafidy fiara original (genre 504 sady mora no robuste) dia maitriser na tsara dia sady mahazo plaisir no manome plaisir ny public. izaho mihevitra fa tokony hahazo spons betsaka i davonjy satria ny fiaran'ilay ry original ary efa maitriser-ny tsara no ilay ry no mahazo applaudimetre betsaka à chaque virage. any amin'ny annonce irenyn ohatra misy choupette (VW 1302) 250 ch caisse carbone ny olana aminy fotsiny anagmba ny debattement ny kely. mety prepaper na terre ve ireny. any Frnatsa aza mbola betsaka ny mitondra simca rallye sady rehefa misy na roa na telo ankoatran'i Davonjy ange mandray anajra dia tonga daholo izay mba kely budget e sady fahafinaretan'ny maso Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 24 août 2006 de ahoana averina indray zany ny dauphine sy ny mini mba ho fahafinaretan'ny maso? à la une t@ échapemment mihitsy aloha ny mini coopern'i Benaivo t@ RIM faramparany teo, gaga mihitsy ry zalahy t@ iny mini cooper iny, fa izay mahazaka fiara 4RM aloha aleo mba miezaka ny ahazo maromaro ary ny classe madinika mba miady ny anjarany eny! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 25 août 2006 Arahabaina tonga soa emsics De mazotoa amin'ny fandraisana anjara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 25 août 2006 Inona moa no niatombohan’ireo fiara matanjaka teto amin’ny tanàna ireny fa tsy tamin’ny hoe hirotsahana amin’ny championnat d’afrique sy ny hoe hi contrer-na an’ireo vazaha nampiditra fiara matanjaka teto. Amiko tsy olana raha ohatra miverina ny fiara tranainy raha toa ka mahafeno ny fepetra teknika sy ny momba ny securité izy. Ny qualité n’ny parc ange tsy voatery hoe misy fiara 4 RM na fira kely vaovao (Polo TDI na 206) fa eo ihany koe ny hoe manao spéciale 1 na 2 dia efa mi abandonne lasa oahatra ny hoe arnaque ilay izy vis-à-vis n’ny sponsors. Ny antony anfe a dia hoe tsy araka ny prepapratrion sy entretien sady ny fiara 4RM préparée ohatra dia efa conçue hoe tsy maintsy misolo tanteraka ny moterany rehafa nahavita rally maromaro, ny caisse koa efa maty kapoka. Ny mpanambola koa tsy voatery ho te hi investir amin’ny rally ny passionné indray tsy ampy saosy fa raha vitany ny mi bricole perfect ohatra an’I Davonjy ka voahaja tsara ny sécurité inona nmoa ny olana ? A titre de comparaison : ilay VW 1302 rallyenoteneniko 250 ch caisse polyester (fa asphalte aloha ilay izy) izao 2000 EUR nefa ny Toyota Corolla WRC phase 1 no mbola 100.000 EUR. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites