bibill 0 Posté(e) le 22 mai 2006 A l'issue du dernier rallye Jovenna, je zappais entre les # journaux télévisés pr tenter de voir le resultat, les commentaires et le deroulement du rallye en general. Mais grande fut ma décéption en ne voyant que le resultat et juste quelques maigres sequences . Ce n'est pas la premiere fois que ca arrive, et je ne suis surement pas le seul à remarquer cela. Il y a bien une station qui consacre une émission sur le sport mecanique en general ( et le rallye malgache en fait partie), mais les autres ne diffusent que juste les resultats et des brefs resumés. Alors la question qui me vient à l'esprit est: Pourquoi ce desinterêt des stations télévisions aux rallyes malgaches Car on diffuse bien des emissions etrangeres telles que Turbo, WRC, et autres émissions de Tuning pendant 1h de temps . Et il n'est point besoin de preciser que la rallye est un spectacle gratuit qui attire bcp de monde sur son passage, que ce soit en ville ou dans la campagne . Alorsle debat est ouvert . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 22 mai 2006 Peut-être que vis-à-vis de nos stations télés, le rallye n'est plus si gratuit que ça! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 22 mai 2006 c'est tres triste! avant au temps de jimmy on avait l'emission rallye passion qui durait 1h mais la! ..... meme le résultat ne montre que les dix premiers! helas! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 26 juillet 2006 Je pense que c'est a la federation de negocier aupres des TV pour avoir un temps d'antenne... c'est exactement ce que fait David Richards pour le compte du WRC. Si on arrive a faire cela, les sponsors vont revenir c'est sur. Si on ne mediatise pas, personne ne voudra investir! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 18 septembre 2006 Un grand MERCI au groupe MATV pour la couverture de ce rallye. Même si tout n'a pas été parfait, l'effort est quand même louable . On espere bien un remake lors du prochain Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 serasera nalaina tamin'ny serasera nihaonan'ny mpankafy rallye iray Auteur: emsics Date: 12-09-06 06:32 Ity ry zalahy misy hevitra mba iainana bebe kokoa an’ilay passion sady mba ifampizarana izany amin’ny besinimaro a Tena tsy misy fampafantarana ny taranja fiarakodia mihitsy amin’ny fahitalavitra. Tsy haiko aloha na hoe tsy maintsy mividy espace na ny mpanao mihitsy no tsy misy. Taloha mba nisy an’ilay reportage milay ireny nataon’ny Top system, mis an’ilay ‘’rallye’’ iny ihany amin’ny rta fa sary sy mozika fotsiny fa tsy mamoaka tsara an’ilay combat sy ny fitsimbadimbadihan’ny classement. Ohatr an’ireny resumé amin’ny euronews ireny e! 5 minute anefa voalaza ao daholo ny etape rehetra, mba miseho eo daholo ny fiara rehetra. Ka izao le izy e: ny tenanay efa niasa tamin’io haino amanjery io ihany, ary efa mba tiatia maka sary any anaty speciale ireny dia mba manaonao montage eo, fa raha ato matotra izany ilay izy dia jerena hoe samy mitondra cam any anaty speciale dia monter na avy eo dia atao milay ny commentaire (atao mba dynamique tsar ohatra an’ireny amin’ny WRC ireny) dia mba omena izay chaine handefa azy Hevitra atsipy ihany izay fa misaotra e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Ny olana dia ilay mpanao gazety dia mpiasa ihany ao amin’ny téléviziona, tsy afaka mi occuper ny fitaovan’ny orinasa mandritra ny fotoana ela izy hakana sary any anaty spéciale sady sarotra vao mahazo fiara ho entina any. Manaraka izay indray resaka passion sy felling io tsy hoe misy sary tsara eo dia efa ampy fa mba mila dynamiser-na kely ny commentaire (amin’ny 13 intense izao mba tsara ihany ny sary fa tsy tsapa amin’ilay commentaire ny combat nisy teny amin’ny speciale). Tsy resaka halavana ilay izy (hoe 10 min sa 1 heure) fa ny hoe mafonja ve ilay zavatra asehonao. Jereo tsara amin’ny eurosport ohatra fa 90 secondes maximum ny flash iray nefa voalaza daholo izay hevi-baventy niseho tamin’ny etape iray. Izaho mahita hoe ry zalahy Top système ireny no manana izay feeling izay. Fa isika (izaho sy nareo io) koa afaka mifanampy manao an’izay. Izaho mihevitra fa tsy olana amin’ny TVM mihitsy no mandefa montaga izay amin’ny kianja raha vita tsara ilay izy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 A premiere vue aloha dia tsara ny idée e , otranay manokana zao dia tsy manana cam, nefa mety misy zvt hafa azo hifanampiana . raha mikaon-doha eo tsika mpankafy mety hahavita zvt ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Tena marina mihitsy zany ry zalah, zà koa vonona @ io e! izao fotsiny no tsy fantatra hoe le fotoana hanaovan-dry zalah mpiasan'ny TV montage ve no tsy misy sa ny tompon'andraikitra no tsy taitra? (any foana koa manko matetika no olana) nefa anie ngamba tsy hilavana prime time izany e! Raha ny hevitro manokana rehefa samy hanao ihany, dia tena mangataka spons mihitsy na dia ny vidin'ny plage horaire fotsiny aza (45 mn ohatra). emission kely mihitsy zany e! sady izy io anie tsy hoe isan-kerinandro fa isaky ny mba misy e! hifampizarana fotsiny ny andraikitra avy eo, iza no manao montage (matetika aloh izay olona manana matos havitana izany e), iza no miandraikitra ny fanangonana ny K7 ny specta. dia iza no mampiely azy. io tsy voatery hoe zavatra ngeza be fa ny tanjona dia ny hifampizaran'ilay passion fotsiny e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Ny anay koa zao dia ny masonay no mbola cam hatreto. Lay izy ra Emsics, raha mety, dia aleo ts'ao anaty Kianja zany, fa mbola hiandry reo baolim-pokontany bedebe ve vao ho alefan-dry lerony. Fa ny mitady plage manokana ngamba no tsaratsara. Any @ rta koa anie mety azo idirana, hoe le sary efa monté sy commenté no alefa any @ 13intense, fa dia ifampiraharahana tsara @ ny mpiandraikitra ny émission. Asa koa hoe mety hanala fahasahiranana an'i matv koa ve izany, dia mba ny direct sisa no sahaniny. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Ka ahona ry zalahy velezina ve ny vy dieny mafana ? Izaho mety mahita plage horaire amin’ny station TV iray isan’ny mba be mpijery ihany. Ary misy maison de production niara-niasa taminay taloha bandy azo resahina tsara (sady mpanao rallye taloha ihany koa ilay ry). Fa izaho aloha teo no niala (na dia tsy sport auto ary no nataoko) fa henjana beio ry zalahy (raha tsy hiteny afa-tsy ny fotoana hanaovana reportage fotsiny) raha hoe hiketrika zavatra tsara. Fa rehefa hainao hoe no mijery ny feeling n’ny passionné amin’ny taranja ataonao dia manampy anao ho’azy ny olona sy ny zavatra rehetra ary tonga ho azy ny spons. Izao no angamba azo atao : indray mandeha isam-bolana ilay izy no atao ka amin’ny fotoana misy rallye dia résumé no atao miaraka amin’izay reportage manodidina ny rallye, ny sensibilisation rehetra. Amin’ny volana tsy misy rallye dia mba mampahafantatra ny équipage sy ny fiara misy eto amin’ny tanana. Betsaka ny azo atao fa henjana ho’ha ilay izy aloha e. Azo heverina koa ny hanaovana emission speciale présentation n’y rallye amin’ny semaine mialoha ny rallye. Fa io ny vola no hozatry ny ady. Mila mitady spons izany, ary atao matotra tsara ny présentation ny dossier fa ny référence isika manana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Ekena fa tsy evident ilay hoe samy hanana cam daholo ny specta rehetra na dia satriny aza haka film fa iny ngamba miankina @ organisation tsika mpankafy sy vonona e!! aleo rehefa hanao ihany dia mba zavatra kelikely tsosotra nefa milay e! mety koa ohatra hoe hanombohana an'azy dia atomboka @ sary fotsiny aloha no atao ato @ forum e!(hitako teny antsefatsefany teny manko fa betsaka kokoa ny manana APN noho ny cam). sa aôna ozizy nareo? sady mba hi lancer na ny site koa izay. fa zay aloha hevitro manokana an!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Tsara ilay hevitra ry zalahy Ny fandefasana ny sary eto dia efa fanombohana Efa mba manao montage ihany ny tenanay nanomboka tamin'ny ity taona ity, fa tsy misy commentaire. Vao mianatra no tsy tena mbola ary fitaovana loatra:D dia atao milamina eny lay izy. Ato daholo izany(www.rallygasy.tk) Misy hafa lavalava fa mazefatra loatra dia sombiny ihany no uploader-na Raha mahavita toy ny any eurosport ireny aloha dia tena zavatra tokoa Raha hifanampiana tokoa dia mety ho tsara kokoa angamba Izahay dia vonona ka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 okay ary e!!! ka tsy tsara asiana seance de travail kely ve sady ifandonambera kely ijerena izay efa misy sy azo atao e!!! sa ahoana e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 emsics> hevitra mety mihitsy izay e! fa ny tsara aleo mba hilazana ihany reo akama tsy afaka mi-connecte isan'andro nefa liana @ ilay izy ihany koa dia zay vô raiketina ny fihaonana e! sa aôna? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Ie, na dia ny hifankafantarantsika mpankafy fotsiny ihany aza dia ilaina le fihaonana ka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites