Amty RIM ty kou moudia iverina hisy ndray ny équipage féminin,c'est à dire alcazaria et Kookie(ex copi teddy) no hiaraka,ilay 106 caisse anah kitcar anak ray ao am texhino kou d andray départ apparemment d i jackol izay niaraka tam rado teo no copi fa ilay pilote tonga avy any an dafy teo d ny moteur juste no anah vts ouny fa ts kitcar,any anaty liste an nivdy RP ndray mou d titou(ex r19) sy steffy no hiaraka fa tsy ay hoe aminy in?? D otran hitako direction vers imerinkasina teo ilay clio an belza noentin sitraka kely,mety andeha anao essai angamba,ary ilay T4 paraît hoe location kay fa tsy novidiny iannis? Amle zanak neny sur 4rm mety tsy sur satria dani otran nteny hoe mbola tsis boite sad hanova moteur lery. Ilay celica fangaraka kou mou d henoko fa otran efa anao sad hoe niova au plus petit d détails même ny ao anatin d i liva copilote an beta no hitondra azy,beta kousa d nanao acquisition anle 504 v6 izay anovany amnio kou.amty kou mou zany d combat 2rm à fond miarakam tovo,fidy ary Tax(izay tokony nanao teo fa problème câblage ouny d ts vita ny daba fa aminy ty efa mety vita). Ny jeunes zany amty d hisy combat kou aminy dina(ex copi oely) et NS(ex copi tovonen)