thkid
-
Compteur de contenus
2 -
Inscription
-
Dernière visite
Messages posté(e)s par thkid
-
-
kaiz daholo,
faly tafiditra amin ty serasera ty ny tenako. za tena mpankafy automobile sy sport auto indrindra ny rallye. efa tamin fahazaza de efa nankafy. noho ny asarotany fiainana mo de nijanona ho mpankafy ihany fa tsy ba afaka nandray anjara.
so ihany fa ba nisy le jeu vidéo ireny ba hahafahana manakaiky na de lavitra az.
ny fiara tiko indrindra alo hatreto dia ireny ford escort cosworth ireny. faniriko ny ba hanana an le 4 roue motrice ireny de soloina moteur duratec iz.
ny jeu de course tiko indrindra dia ireto : colin mcrae 2 (tiko indrindra), RBR, NFS
Recrutement Ecurie Team So6 2011
dans V-MRC Old
Posté(e)
ra mety de in avy no tokony ilaina na atao.
mety be amiko mantsy le phylosophie an le team ("pas d'obligation de résultat") tena ça va amiko io
ba raiso re ry zalah a. na de hanolo pneu anareo fotsiny az