Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tsimandrava

Membres
  • Compteur de contenus

    20
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Tsimandrava

  1. Tena miala-tsiny zany fa zahay tsy nahita e! aleo mitoraka salut amin'ny manaraka e!
  2. salut ndray ary an ! Ka tena tsy maintsy nampiasaina kaloha leiry na dia tsy vita ary fa lany ny embrayagen'ny daily d leiry aloha mamonjy e! Fa tena tsorina fa mbola tsy vita mintsy izy e! mazotoa dia misaotra e
  3. Salama daholo ry zalahy a! Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e! http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/
  4. K'AIZA SY AIZA DAHOLO TOA TSISY KOZY INTSONY ATO LE ?
  5. TRATRY NY TAONA DAHOLO E! MIRARY SOA AN'NY MRALLYE E!
  6. Tongasoa vrooooomtssssa e! ka na alahady io na alatsinainy mety foana fa niantomboka tamzany dahol ny efa zatra e! D samy ho tratry ny farany koa e!
  7. Dzaomalaza> 8.000k sy 12.000k ! M.n.R> voalazanao tsra fa 6.000K tena manakaiky ny lumiere du jour ! Ary fady kasihana tanana ny lampes moa ny ballasts aloha etanches tsara fa raha sanatria tafiditra rano dia mitsefotra , fa tena efa fanahiniana sokafana angamaba vao mety hitranga zay! H1 vao lany e! Soafikov> tendances bleu zany ireo e!
  8. Sécurité avant tout! Pour bien voir la nuit et conduire comme le jour : Feu Xenon pour toutes voitures à Lampes H4: code+phare xenon! avec ballasts et cables de connection ! Juste 35w de consommation et ca éclaire fort! prix promotion pour Mrallye :135.000 Ar avec installation! contact:034 10 145 67
  9. tous> Azafady zalahy a! MILAY DAHOLO ny TYPE antsika e! Lahery> azo lazaina fa avant gout e! Fa tapaka ny namana d miantona aloha e, sady miandry pieces ny train avant. AndoVW> MILAY B sady MANAO B koa ny anareo fa aza matahota e! Efa hita ny lazany! Rajou> tena aleo angamba aloha vita nedala vao mametraka sary mis2 sao ratsy vintana eo e!
  10. ! milay ny sary leiry e! anisan' ny MILAY Indrindra eto amin' tanana e!
  11. MISAOTRA amin'ny sary zalahy ah! Milay b foana ny voangory kl e!
  12. Salama zalah, misaotra dia ho avy ny sary e! Mazotoa daholo!
  13. Za manana an typII sans sigle simple phare azo atao modif sao d mba mahavonjy raha tena tsy mahita an!
  14. Misaotra e! fa sao d efa miandry any ho any koa anefa lay sniper eny Ambohijatovo ry akama an, aleo miamboho kely kaloha aka, sa?
  15. Misaotra indrindra zalah d mazotoa daholo e! mahafinaritra e! ny sary ao ariana kely mametraka fa mbola tsy eto ampelatanako e! Ny fiara koa moa mbola mihantona fa tsy mahita transmissions , radiateur, alternateur sy demaka hatreto! Mazotoa daholo ndray e!
  16. Miarahaba antsika rehatra aloha fa tena mahafinaritra tokoa ity sita ity e! Mpakafy VW efa hatry ny ela fa zao kosa vao nahazo aterineto ka sady faly no sahirana e! ! Manarina type I mintsy fa mandeha mora eo ihany e, sady tena sahirana amin piesy fa kay gisamainty kay ny akamaroany ! Tsapa fa mahay miray hina tokoa ianareo fa tafaray samy TIA FIARA ka tonga hanatevindaharana sady mba mitondra zay kely mba hay koa. Mazotoa daholo ary dia mandrapihaona !!! Milay e!
×
×
  • Créer...