Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tsimandrava

Membres
  • Compteur de contenus

    20
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de Tsimandrava

  • Date de naissance 01/07/1971
  1. Tena miala-tsiny zany fa zahay tsy nahita e! aleo mitoraka salut amin'ny manaraka e!
  2. salut ndray ary an ! Ka tena tsy maintsy nampiasaina kaloha leiry na dia tsy vita ary fa lany ny embrayagen'ny daily d leiry aloha mamonjy e! Fa tena tsorina fa mbola tsy vita mintsy izy e! mazotoa dia misaotra e
  3. Salama daholo ry zalahy a! Indro ary ny sary halefa tsikelikely fa mbola tsy vita tsra ny fiara fa mamita azy miadana eo ihany e! http://www.flickr.com/photos/22756843@N04/sets/72157626572884027/
  4. K'AIZA SY AIZA DAHOLO TOA TSISY KOZY INTSONY ATO LE ?
  5. TRATRY NY TAONA DAHOLO E! MIRARY SOA AN'NY MRALLYE E!
  6. Tongasoa vrooooomtssssa e! ka na alahady io na alatsinainy mety foana fa niantomboka tamzany dahol ny efa zatra e! D samy ho tratry ny farany koa e!
  7. Dzaomalaza> 8.000k sy 12.000k ! M.n.R> voalazanao tsra fa 6.000K tena manakaiky ny lumiere du jour ! Ary fady kasihana tanana ny lampes moa ny ballasts aloha etanches tsara fa raha sanatria tafiditra rano dia mitsefotra , fa tena efa fanahiniana sokafana angamaba vao mety hitranga zay! H1 vao lany e! Soafikov> tendances bleu zany ireo e!
  8. Sécurité avant tout! Pour bien voir la nuit et conduire comme le jour : Feu Xenon pour toutes voitures à Lampes H4: code+phare xenon! avec ballasts et cables de connection ! Juste 35w de consommation et ca éclaire fort! prix promotion pour Mrallye :135.000 Ar avec installation! contact:034 10 145 67
  9. tous> Azafady zalahy a! MILAY DAHOLO ny TYPE antsika e! Lahery> azo lazaina fa avant gout e! Fa tapaka ny namana d miantona aloha e, sady miandry pieces ny train avant. AndoVW> MILAY B sady MANAO B koa ny anareo fa aza matahota e! Efa hita ny lazany! Rajou> tena aleo angamba aloha vita nedala vao mametraka sary mis2 sao ratsy vintana eo e!
  10. ! milay ny sary leiry e! anisan' ny MILAY Indrindra eto amin' tanana e!
  11. MISAOTRA amin'ny sary zalahy ah! Milay b foana ny voangory kl e!
×
×
  • Créer...