slt daolo e!
mba kôzio ian rangah refa mivoak le roadbook fa tena mijaly be mits le ts ampy kotrana a!!!
de le parrain ve tsy maintsy atao?? aona ny fomba anaovana azy?
msôtra e!
slt daolo!
nenay ndray de 2 iany no izy :
2426 raleo dia axel ny iray fa tsytadidiko ny num an'ledala.
ra mmisy afa apar an'reo de shift supr ;-).
merci et a+
AutoPassion vous permet de réunir les avantages des réseaux sociaux, des blogs et des forums de discussions en un seul site dédié à l'univers automobile.