Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TOFAN

Membres
  • Compteur de contenus

    3
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. TOFAN

    TOFAN

    Le TOYOTA alo milay ka fa tsy ho azonay mitsy e sady turbo no 4wd. De ampiana zany le prst° ohatra hoe mpanenjika rallye zay talo t@ joda forever vs faly RL vao mating be defa anaty ES miaraka @ revy. Farany de hoe aleo rangah milalao no tena milay. De naka vam M11 ... fa tsy ex gpe A an, de zay e . Fa le sary alo tsy de misy ny marina e ,fa ao @ rallygasy ao misy sasany ihany ka ...à deviner @ le hoe Les abandons reny De asiko kôzy kely ny M11 fa misy mirevy B wawawa mantsy: Misy mizara 2 ko ny M11 : Clio RS (2)- 306- POLO - 205MAVO plus puissant 4paps+amorto ok+BV courte+boitier preparé ... de misy ndray le M11 moteur tsotra+ boite lavabe+ amorto gasy fa misy arceau fotsiny de milalao Tsy hiady mitsy reo fa même classe fotsiny fa milalao fôna e
  2. TOFAN

    TOFAN

    Ataovy hoe FAN de TO - MOBILE d'efa mety e! Efa milalao tsika saingy mba mba manala azy fotsiny fa mamay be ny S Nefa raha misy mitaraikiraiky alo de asinay ihany e . Fa ny tena marina tsy pilotage ihany fa ny machine mitsy tsy mitovy e Nefa alo i Bera aza champion malgré tout , de possible ihany izany fa mila mahay milako ôtran' lery
  3. SALUT DAHOLO AN! zay vaovao de mahita hoe milay le izy fa mazotoa daholo e . Tena mirevy rallye be koa saingy rallye terre gasy ihany an . Ary marina fa mandany S be le izy na dia am' le tsotsotra aza . Saingy atao ihany fa milay si possible Dia ahoana ry zalahy ty saison 2009 ty ve misy ihany a? Efa tena henjana be daholo koa le mpifaninana an sa? Ok alo fa B oa oa eo!
×
×
  • Créer...