Bonzai1
-
Compteur de contenus
74 -
Inscription
-
Dernière visite
Messages posté(e)s par Bonzai1
-
-
Tena ho fotaka tsy ho fotaka izany raha azoko tsara ny lalana any @ ity rallye ity raha ho avy foana ny orana. -
Article hita androany : http://allafrica.com/stories/201109280872.html
I Conrad Rautenbach izany no favori (d’après an'io article io an). Dia 21 no efa inscrit ary ao anatin'izany i Joda/Rila sy Freddy/Yachine.
Go Madagascar go. -
Félicitations ho an'i Laza sy Teillet sy ho an'ireo izay tonga koa. Dia hisorana koa ny organisateur. Ary hono hoa ry zalahy, inona no nahazo an'i ZazaMaditra? -
emsics a écrit:Dzaomalaza a écrit:an i Harena Business io, le manao location limousine ao amin'ny ex sorafils ivato
an3 ny tompony tany ivelany ka (tsy haiko na USA na chine)!!! rapeur sa an'i Beyonce? izy aloha tsy an'i Justin Bieber fa ny an'lery Ferray F430
Tsy voatery hoe an'artista na olona manam-bola ny fiara ohatran'izao. Izaho mieritreritra hoe fiaran'na société de location de limo io. -
Misy adino kely ilay resaka. I Ogier t@ fiatombohan'ny saison efa saika lasan'ny Ford fa ni-deal t@ leiry Citroen mba hijanona'leiry ao @ ekipa. Ny condition an'leiry anefa dia tsy atao 2ieme pilote leiry => tokony tsy hasiana consigne mihitsy izany fa izay tena mahay no mandresy. Izay no mahatezitra an'leiry io satria lasa manjary misy ilay resaka consigne. -
Tsy te tena valaka alony ilay vam dia efa milay. raha tena poinsa marina dia manao super rally leiry. tsy mba ho tafiditra 3 voalohany v leiry eo. -
9ieme izany i Joda/Rila @ classement général t@ le rallye teo, dia 3ieme @ classement @ championnat d'afrique.
source : http://www.safarirally.net/index.php?option=com_content&view=article&id=96:tundo-wins-safari&catid=34:safari-rally -
@ ZON control izaho no mijery izao. Fa somary hafahafa ihany ilay izy ato no niafarany. Toa i Joda indray no lasa any aorinan'i Freddy.
Edit: ito ilay lien hitéléchargena an'azy raha tsy hitan'ise : http://www.cartrack.co.ke/index.php?option=com_content&view=article&id=86&Itemid=27 -
Tena mijery aho fa ao i Joda ka. I Freddy izao no mbola miandry depart io. -
Fa hono hoa ry zalahy fahafiry marina moa i Joda? Ny sasany mantsy miteny hoe faha-3 ny sasany faha-4 dia tsy hay intsony.
-
Je pense que c'est Irina qui va gagné vu la différence de temps entre les 2 concurrents (mais il peut toujours avoir un mais ... ) -
Hatraty io. Tena tsara tokoa le hoa vita Malagasy fa eo @ le design no mila miezaka kely. -
Apres ES7, to i Laza indray no lasa faharoa kle. Combat izany
-
MIlay ry zalahy ny combat a. Za hatramin'izay maka an'i Joda foana fa hafa ihany rehefa eo Matthieu, Laza + Roi lion.
Tena combat a la seconde izao ry zalahy tena mampitaitaina. -
Koboko koa io.
Amiko normal io satria mbola betsaka ny malagasy no manana saina ohatran'ireny ary izay no mahatonga an'i gasikara ohatran'izao.
Ny atao fotsiny dia mihaina tsara ny passion dia tsy mihaino ny adalan'i sasany. -
kirikou54 a écrit:
Ireo ihany no sary fa ny fatahorana vovoka tany sahala am'inona.....
hainao ihany fa saropady itony matoss ntsika itony e
Ka izay anie ry zalahy no mahatsara ny pentax e, misy tropicalisation.
(Aleo alony manao pub kely lol)
Dia misoatra ry zalahy @ sary a. -
Za tato efa saika tapaka lalan-drà kle. Fa milay izany rehefa tafa! Croisons les doigts pour la suite. -
Misy possibilité de repêchage v? sa tonga dia good bye tanteraka? -
KIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIII
-
-
fa ahoana ny ordre de départ? Mety bandy tsy dia rapide le eo alohany. -
Andry a écrit:OOOUUUEEEEEEEEEEEEEHHHHHHHHHH:cheers:
MERCI LES MECS! ENAREO NO TENA LASA LAVITRA ANDROANY SY NY TAONA HO AVY REETRA, FA TSY RY ZAREO NANOMANA SAKAFO SY RANO...
C bien mais aleo angamba le resaka politika tsy ampidirina eto @ ity forum ity. -
Asio, asio, leitsy ry izy mitsam a.
Ho an'ny mpanome vao2. Misaotra betsaka. -
emsics a écrit:Nerone a écrit:zay zany v ny dikan'le pare buffle au cas ou mandona olona
non mandona zebre!!!
. Zara fa tsy ary no mifanena @ tena.
DAKAR 2012
dans Photos - Videos
Posté(e)
En plus, pourquoi peterhansel n'a pas été pénalisé lorsqu'il avait heurter le motard?