Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadoutek

Membres
  • Compteur de contenus

    25
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par dadoutek


  1. nirina58 a écrit:
    bobota a écrit:
    Ny pseud-ko rallyesim dia mitovy : Bobota ihany
    Mbola tsisy team aloha hatramin'izao fa aleo mi progresser kely.

    H.S: i latva ve ilay nanao rallye jeune tany @ école an'i sarrazin à sètes en 1998-1999?


    H.S:ie, t'@ 2000 reny raaha tsy diso ao. Tany Alès. Fa ahoana kay?
    Nisy akama betsaka zay nakany, nitondra 405 zay...


    tatarainy domergue oe tena namely b ony ra latva tany cheers ...

  2. Dodanen a écrit:
    Citation :
    Mbola maro ny liste fa tsy aleo ve mitady anarana hafa


    Za koa efa nieritreritra hoa tsy poinsa ilay hoe BETA !! NoNo
    fa propozeo ary e !! SurprisedTEAM SO6 ILAY TENA IZY OHATRA !!!! Very HappyVery Happypetard

    Citation :

    Fa mety ho sarotra ihany ny handresy anay aloha e


    Ny atsika koa otrany ny vava no lasa aloha !!!
    lol!

    Citation :
    maika fa mbola hiditra eto reo mbola tsy voasoratra any anaty team hafa

    Fablide; steakam; maximumattack; chekpoint; dadoutek iza koa le mpanao session publik efa henjana be ireny


    Marina zany

    Fa hono hoa i Prez
    : Ahona tsr ny demarche atao moa @ity creation ecurie ity? rehefa feno 10 zay no miteny an'i Fifou?? sa dien'zao??otrany tsy dia araka loatra manko !!!ianao no efa manana traikefa @ izany lanager zany zao !!!! lol!lol!


    Sali.... tsy d azoko lé izy .... irejoindre any team anareo zany zay sa oe aona? sa manao team afa zay ee ?za sy ra fablide manko ray tanana ety fa i stekam efa any amin tanana any lery ....

  3. kiiiii...... nenay efa vita tamin lundi Mad ..... Pour le rally school 2 pendant la session en ligne ca ne glisse plus.... Sinon mangala pneu tarmac pour faire reco fa tonga d miraikitra be ony na gravel mod aza!!
    b piège b mintsy lé rallye school 2 io surtt au niveau des 2 gaies pale


  4. thomas_radstrom a écrit:
    dadou a écrit:
    thomas_radstrom a écrit:
    Ato dada afaka mi-download rfactor a :

    http://computergames.ro/en/downloads/viewitem/id/9878/name/rfactor-v1255-full-install.html

    Fa 1 giga le izy Rolling Eyes

    Raha azon'ise kozio aho fa mba ilaiko koa e

    (le 1 giga @ le connexion-ko ato mety tsy ho tratra kle)


    To mila mividy clé rehefa veo... Sinon to misy version misy crack any amin tanana fa tsy aiko ra mety atao MAJ satria to misy version vaovao ony ivoka bientot... santa


    Cochon pig koa zany le, sao dia afaka payer-na par paypal na moneybookers le clé ?

    Taloha izy afaka payena paypal! mety mbola afaka ko amin zao... no nataoko d apres nitelecharge ny rfactor(mbola en mode démo mo zany), misy onglet oe activer le jeu mo sa inona izy zay... d tonga de misy interface de paiement par CB.

  5. thomas_radstrom a écrit:
    Ato dada afaka mi-download rfactor a :

    http://computergames.ro/en/downloads/viewitem/id/9878/name/rfactor-v1255-full-install.html

    Fa 1 giga le izy Rolling Eyes

    Raha azon'ise kozio aho fa mba ilaiko koa e

    (le 1 giga @ le connexion-ko ato mety tsy ho tratra kle)


    To mila mividy clé rehefa veo... Sinon to misy version misy crack any amin tanana fa tsy aiko ra mety atao MAJ satria to misy version vaovao ony ivoka bientot... santa
×
×
  • Créer...