miarahaba antsika rehetra eto @ site ny tenako, ary harabaina manokana ny webmaistra ity site ity.
Mety ho tsara mihintsy raha misy vahiny maromaro mandray anjara @ rallye gasy ,fa araka ny fahitako azy dia tara loatra vao mivoaka ny calendrier ny epreuves ka matetika efa raikitra @ zavatra hafa izireo ka tsy afaka intsony.araka ny reko dia misy fiara 2 na 3 no hivadika groupe @ ity, ao ny fanovana motera , ao ny fanovana ny liaison au sol raha tsy izy roa mihintsyaza!