Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Mistral

Mistral alias Por

Messages recommandés

Miarahaba antsika rehetra e, i Andry zany no tena anarako fa "por" no ahalalan'ny olona ana matetika Very Happy
Mpankafy "sport auto - moto" amin'ny lafiny rehetra, efa nanao run scoot iany fa tamin'ny taona 2008 dé zao lasa passioné ana vam.
Milalao RBR iany koa na tsy dia mahay aza. Mirevy Peugeot iany koa, krkrkr
Akaman'i Beelaba (niara nilalao colin 2 taloha teny Ambondrona... Wink ) dia mba manantena fa ho TONGASOA e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

msôtra zalah a, mlay e! Mankasitraka! makafoka

rawilf > ay v elah kou membre ato e, okay lesy a, tafita ny hafatra

ririmaster > sur sur Riry a, tsika efa nifanena iany tam revy scoot a!

Beelaba > mlay e, tokony asina fiaonana kely an... sa aona???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...