Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Lalao baolina kitra ...

Messages recommandés

Tafaresaka t@ club Didier Ralambo" dia mba maniry hifanena @ tsika mpanao rallye virtuel hono ny club Didier Ralambo ary dia lalao baolina kitra (foot à 11) ampirahalahina noho saika hatao ...koa fanomanana an'izay dia tsara raha mba milaza eto ny olona vonona hiara hilalao ... ireo sady Club Didier Ralambo noho sady ao @ rallye virtuel dia manampy ireto farany !!!

misaotra antsika mialoha fa "partager la passion daholo zany "

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy "obligé" hoe manao virtuel fa dia izay mpankafy rally dia afaka miaraka eee

RDV zany Asabotsy 18 juin à 13H30 eo @ Le hintsy fa dia hanao entraiment kely eny Ambohimanambola raha mila renseignement dia 0340625369 na 0340556514

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Cascade a écrit:
Mahery>> lavitra anay io a! hihi

lavitra akaiky zany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...