Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

trophée team online

Messages recommandés

emsics a écrit:
Team So6 Flau out 2

Mbola tratran'lesany tsara ny VRC amin'izao a (400 points)


saotra am le encouragement na de mbola lavitra aza ny ezaka e!! bouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hiezaka anao izay tratra e! sy hanao izay tsy hampitsangamenatra ko, le 400point meme hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Cascade a écrit:
le 207 no tadiaviko o!


misy aty ary ny astuce @ ilay 207 zany dia hovaina ny son an'ilay 207 dia

mankao @ dossier misy RBR>Audio>cars>


dia ilay fichier "son 306" io copiena any @ repertoire hafa sy ilay fichier "son 207 s2000" (hatao archive sao sanatria tsy mety ny manipulation)
dia iny fichier iny (ilay an 306 "Peugeot306maxi_engine.eng" vao avy natao copie) renoména "p207_s2000.eng" dia copier dans : dossier misy RBR>Audio>cars> dia ecraser raha misy manontany

izay fa miova ny feon'ilay 207 ....


LaughingLaughingLaughingLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci amin'ilay fika!tena ratsy dia ratsy mihintsy mantsy ny feon'io 207 io!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...